Siteny R - FANAMBARANA MAHAKASIKA NY VALIMPIFIDIANANA sy ny FANDIKANDALANA IZAY ATAON'NY CENI ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 15 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 57

  • @lalamoreau5117
    @lalamoreau5117 7 หลายเดือนก่อน +5

    Mr Siteni, azafady
    Fa ohatran'ny calme loatrra ihanareo manoloana n'y zavatra grave mise éto @ firenena , ny flagrant délit efa mitranga n'a aiza n'a aiza, tsy henatra tsytahotra intsony, mba manantenà hets😊😊

  • @bodoratsimbazafy6817
    @bodoratsimbazafy6817 7 หลายเดือนก่อน +1

    Kandida filoham pirenena mivary lavo, mbl ady seza foana ve hatrany amn seza ny solo mba am bahoaka,,, mahamenatra mitsy ny toetranareo reetra mitady seza ireto,

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 7 หลายเดือนก่อน +1

    Mivavaka ho anareo mpanao politique malagasy hendry Mahereza frères Siteny mila anao hibebaka Andriamanitra ambony lanitra aleo manaraka ny diany tompo fa izay angamba no tena marina Jésus Christ de Nazareth vous aime très fort Amen 🙏

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 7 หลายเดือนก่อน +1

    Mideconne zany ny. Ordinateur

  • @lalamoreau5117
    @lalamoreau5117 7 หลายเดือนก่อน +4

    Mila réaction hentitra manoloana n'y zavatra mitranga fa ts'y mandefitra lava izao, inona no hataonareo fa ela loatra e!h efa hitsahana @ loha mbola merci president ?maha Kivy izao .

  • @MeliZai-c4p
    @MeliZai-c4p 7 หลายเดือนก่อน +6

    Marina zany Siteny ,tena ,makadala,jery n'y vahoaka ,ireo Io ,Aza ,ahodihodina ,n'y vai'in'i fifidianana,fa safidinay vahoaka,Io 'mahaiza menatra ianareo.

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 7 หลายเดือนก่อน +1

      Zegny fo kony but ndrô io satria rô Misy basy
      Efa ela tsy namono olo baka rô io safe manigny ty amono olo maro

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 7 หลายเดือนก่อน +1

      Mampisaraka Samy malagasy fa mbola hoavy amin-dro ra tadiavin-dro

    • @SoamFabre
      @SoamFabre 7 หลายเดือนก่อน

      Fahitanao azy fa tsy IZANY ny marina

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 7 หลายเดือนก่อน +1

    Siteny ts tia fandrosoana fa voalavo mandrava hefa

  • @RAVELOMALALABejamina
    @RAVELOMALALABejamina 7 หลายเดือนก่อน +1

    Io tsy misy solution raha tsy misy rajoelina 2.0 mahay manongana fitondrana indray

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation1044 7 หลายเดือนก่อน +4

    Kkkkkk...efa mitap n réseau ato mankasitraka mizara vaovao 😂😂😂😂

    • @RevelationMG
      @RevelationMG  7 หลายเดือนก่อน

      Loza ! 😂😂

    • @gasymotivation1044
      @gasymotivation1044 7 หลายเดือนก่อน

      @@RevelationMG enjana ty firenetsika tsika ty k...efa mitap n saiko manarak azy satria mitap le réseau

  • @bodoratsimbazafy6817
    @bodoratsimbazafy6817 7 หลายเดือนก่อน +1

    Prezida ny Toliara zany enao eto

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 7 หลายเดือนก่อน +3

    Raha ireo mpanao politika amin izao tsy hisy hahavaha ny olana fa iray daholo izy rehetra aloha. Avereno ny Mdarm, minima Akfm sy ny politikany miampy kely Arema. Ny ankoatr izay... Tsy fanafahana jereo sy ianareo ny histoire de Madagascar

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 7 หลายเดือนก่อน +7

    MITAPY NY ORDI rehefa ampidirana zavatra Marina ao

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 7 หลายเดือนก่อน +6

    Fa efa alohalika n'y ranombary eh

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 7 หลายเดือนก่อน +1

    zareo no mitaoi 🤣🤣🤣🤣

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 7 หลายเดือนก่อน +1

    Hoy ny tompo ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona mazotoa mitady any Jesosy zanak Andriamanitra hendry Mahereza daholo frères et soeurs

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 7 หลายเดือนก่อน +8

    Tsisy ra manjary à Madagascar
    Ataova narro ny Décentralisation fa tsisy ilana azy ny président araiky nefa Fahantragna tsisy mihoatra azy no ihaignany vahoaka
    Korontagna but ndreo
    Efa trop fihetsikan-dreo
    Tant que tsisy korontana tadiavin-dro io , tsisy andra misy filaminagna. Tsy zegny fagniriagna fa rô fo eky mitady korontagna io
    Tsy manjary jery loatra rô io .
    Ainga anie tsy hitapy saignin-_dreo mpamboly korontagna aby io fa , ela ny ela tsy ho dignin’olo mosary .
    Malefaka loatra atsika agnilan-dro , safe profité ndrô. Ataon-dro ra mampa mosary vahoaka beka rô fo eky mi commande ra jiaby .
    On dirait que rô zaraiky tompony madagascar
    Lasa hoan’ny olo tôkana i Madagascar 🥹
    Atao tous les moyens hikorontanany vahoaka
    Rô mitapy fa tsy vahoaka

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 7 หลายเดือนก่อน +1

    Apetraho ny fitoriana fa aza avela amin izao raha tsy izany namany koa ianao.

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 7 หลายเดือนก่อน +2

    Maha Léo tena Ve izany Ve ny Ceni e. ?

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 7 หลายเดือนก่อน +7

    Mitapy lay Ordinateur ny CENI sy ny saina ny CENI koa, donc dikan'izegny samby very JERY ny CENI sy ny Ordinateur ndreo.😂😂😂😂😂😂😂 matim-bola ry CENI

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 7 หลายเดือนก่อน

      Sao Dia nareo ao Toliary ao no tena matim-bola maloto zarazarain'ity Rangahy ity ???

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 7 หลายเดือนก่อน +3

    Ny kolikoky foana no manjaka ato Madagascar ❤Aza kivy zoky be 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 7 หลายเดือนก่อน +5

    Tsy ny ordinateur no mitapy fa ry zareo mintsy no efa mitapy ray trano. Akapoy @ vato hono hoe ny loa ny misava io. Kkkk

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 7 หลายเดือนก่อน +1

    Ny fitondrana mihitsy no mitapy satria misy virus "avide de pouvoir".

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 7 หลายเดือนก่อน +5

    Dory n'y ceni s'y n'y hcc

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 7 หลายเดือนก่อน +1

    Ny ceni no mitapy fa tsy ny ordinateur

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 7 หลายเดือนก่อน +3

    Arakara-tarehy voan-javatra hoy ny fiteny fa mba jereo daholo ny haratsi tarehin’izy ireo e ! Sady efa ratsy no tsy miasa tsaray sady tia vola loatra dia Manaonao foana « voavidy vola , tsy mety voky mihitsy any ka tarehim- bomanga daholo miasa amin ny
    Tsy fahamarinana, ny mapihomehy dia ny ordinaterany aza lazainy mitapy , tena mihevitra ny olona vo manga ianareo, de inona koa no mbola hita pH ao aminareo .
    Mba Manao a ny marina hatrany .

  • @lalamoreau5117
    @lalamoreau5117 7 หลายเดือนก่อน +3

    Mr Siten

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 7 หลายเดือนก่อน +1

    Ny ceni efa voky kolikoly ka tsy miraharaha izay fahaverezan’ny firenena! Inona tokoa no nahapitapy ny ordinateur???Ary nahaona no taminy vaton’ny kandida Siteny ihany izany no mitranga??? IZAHAY DIA MITAKY NY FAHAMARINANA!!!

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 7 หลายเดือนก่อน +2

    Tafiditr bengy le ordi de nitapy,hahaha.6e d'âne le tafiditr tao ra maître a

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 7 หลายเดือนก่อน +5

    Siteny président

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 7 หลายเดือนก่อน +1

    Ho taitr sa s'y taitsss ary.efa mande n'y fanadihadiana fa andraso eo poly ra manantena anreo HCc s'y Ceni reo Ary ry hiandr an mpitandro n'y filaminana de any Zay Andry eeee

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 7 หลายเดือนก่อน +7

    Io le rangahyfilohany ceni Sady efa ratsy taré bé no Mbola ratsy toetra koa

    • @SoamFabre
      @SoamFabre 7 หลายเดือนก่อน

      Mitovy IZANY ianareo roa

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 7 หลายเดือนก่อน +7

    N'y ceni efa nahazo vola bé taminy radomelina

    • @SoamFabre
      @SoamFabre 7 หลายเดือนก่อน

      Havoahy ny POROFO raha efa nahita ianao azafady

  • @veromanitraraholimalala6267
    @veromanitraraholimalala6267 7 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy Mila a poa droa zany n'y objectif

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 7 หลายเดือนก่อน +1

    Mitapy hoe ny ordinateur hoy ny ceni??? Mahatsikaiky satria sady tsy azo raisina no tsy mitombona! Mazava fa halabato be vava indray io ary mangataka antsika ao Toliary asahy mijoro miharo ny vatonareo!!!

  • @raharivony8212
    @raharivony8212 7 หลายเดือนก่อน +3

    Exactement trop c est trop ,❤🎉

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 7 หลายเดือนก่อน +6

    EFA TSY TIA ANAREO INTSONY NY MALAGASY DE AZA FORCÉ NA IREO NAHAZO KOVETA SY SEAUX SISA FANANTENANAREO DE ZAY

    • @SoamFabre
      @SoamFabre 7 หลายเดือนก่อน

      Mbola misy tia MARO è

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky 7 หลายเดือนก่อน +4

    Loha zareo ao amin ny Ceni no mitapy arabola ny marina avadika diso matahora Atra ryCeni

  • @voahiranalucienne9833
    @voahiranalucienne9833 7 หลายเดือนก่อน +4

    Efa miomana tsara kosa le ordit fa ny maso ndreo no misy aretina

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 7 หลายเดือนก่อน +1

    Suffit des vérifié les logiciels et informatiques lesquels ils ont utilisé pour les élections,
    Mais je impression que les ceni ne laissent personne mets les nez dedans, (ilya des limites)

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 7 หลายเดือนก่อน +3

    Ny malagasy efa tsy mila an’i andry apooondra nefa dia mbola atao tery vozona foana hifidy ny ka didan’ny fanjakana!!!

    • @SoamFabre
      @SoamFabre 7 หลายเดือนก่อน

      AZA miteny ratsy fa tsy mety sy ratsy taiza

  • @herisoaandriamampianina6744
    @herisoaandriamampianina6744 7 หลายเดือนก่อน +4

    Mbôla tsara antsika jiaby!
    Mbô mahalala megnatry agnareo CENI , olo jiaby tsy olo draba . Agnareo tsy hijagnony éternellement eo . Tsy hambela ho vitavita môra ny raha tsy manjary ataonareo io . Vandy vandy raha jiaby vôlagnareo , Aleo zalahy halan'andriana toy izay halam- bahoaky . Rehefa mavozo agnareo tokony hagnano démission dès qu'ils ne soient pas trop tard . Agnareo tsy afaka hilefa any ivelany raha mitroatry ny vahoaky

    • @SoamFabre
      @SoamFabre 7 หลายเดือนก่อน

      Efa Samy manaramaso io eeeee

  • @mahefarakotonirina3702
    @mahefarakotonirina3702 7 หลายเดือนก่อน +2

    Manonofy atoandro nareo.

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 7 หลายเดือนก่อน +4

    Mirotaha, marary mamalia

  • @marieangelerasoamanalina4497
    @marieangelerasoamanalina4497 7 หลายเดือนก่อน +2

    Alefaso fa tsy misy matahotra et ry miatsaravelatsihy aaa😂😂😂😂😂

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 7 หลายเดือนก่อน +3

    Recrutement des incompétents🤷🏽‍♀️👎🏾.
    Mpangalatra reo.

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 7 หลายเดือนก่อน +2

    Siteny = traitre