Rehefa manambady Ravorona
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 31 ต.ค. 2016
- Rehefa manambady Ravorona. T.: Rajonah Tselatra. F.: Justin Rajoro. in "Tsy hietry aho", Rajonah Tselatra. Namelona voalohany: Andriantsata.
Tantara fohy fanolorana sy mpihira: Geba. R'imbosa Kalon'Imerina vol. 2.
+261 3372 66595 - rimbosa@gmail.com - FB: R'imbosa - www.rimbosa.com
Tena artista ianao Geba.
Mankasitraka tompoko, ho ela velona daholo sy ho tahiny Jéhovah amen 🙏
Mankasitraka 😃🎤
Tena tsara e! Mankasitra!!
Misaotra Ra Geba...!
Mahafinaritra :-)
tena tsara sady mampahafantatra ny fomba fiaina tamin'izany fotoana izany !!mankasitraka tompoko
Taloha zany tsy nila nangataka cellophane raha azoko tsara???