Nifoha tamin'ny fahanginana Atoa Ramilison kandida tany Faratsiho

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Tonga nivahiny tao amin'ny Real Tv Madagasikara Andriamatoa Ramilison Nomenjanahary, kandida mpifaninanana tamin'i Mme Lalatiana tany Faratsiho. Tsy nanaiky ny voka-pifidianana vonjimaika moa ity minisitra teo aloha ary nilaza fa hala-bato no nataon'i Ramilison. Nolavin'ity farany avy hatrany izany rehetra izany satria ny vahoaka no nifidy hoy izy ary olon'ny fitondrana no nisahana ny fifidianana tany An-toerana.
    Loharano video : www.facebook.c...
    Voix en commentaire faite par RBC G TV.
    Mankasitraka antsika mpanaraka ny chaîne, abonnez-vous!
    Araho ny chaîne raha mbola vaovao ianao!
    Tantara rehetra eto @youtube: urlzs.com/qdgv2
    Abonnez-vous à notre chaîne TH-cam: / rbcgtv
    Suivez-nous sur Facebook:
    Dr Rasoatakalosoandro: / dr.rasoatakalosoandro
    RBC G Tv: / rbcgtv.mg

ความคิดเห็น • 4

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 3 หลายเดือนก่อน +1

    Lanin kongona nareo zan 😂😂😂😂,asaivo asiny lela fa mety mlay be

  • @Benandro007
    @Benandro007 3 หลายเดือนก่อน +5

    Nareo ve vahiny amin'i BM e?? 😂😂 Misy izao Andriamanitra izao. Sahia mijoro hatramin'ny farany Andriamatoa Mily. Nanantena ho lany BM kanjo hafa ny fivadikin'ny tantara. Misy farany ny zava-drehetra.
    Manao an'Andriamanitra tsy misy ireo tsy maty manota ireo. Mbola aiza ny hanjo an'ireo ??

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 หลายเดือนก่อน

    Champion am fanamparampahefana ao faratsiho ialahy aloheeee...lalatiana vehivavy atahoran ny mpanohitra indrindra.

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 3 หลายเดือนก่อน

    Tokony natory ts nifoha intsony fa mandrebireby