Misaotra hatrany nizara! Fa mba te hahazo ny fomba idealy amin'ny fametrahana ny laharan'ireo effets fotsiny aho hoe iza no tsara atao ambony na atao voalohany raha ireto manaraka ireto nonampiasaina? Ze mahazatra anao fotsiny moa zany!! Eq, Limiter, Comp Misaotra e!
Miankina amin'ny contexte foana ilay izy satria tsy voatery hanaraka fa raha omeko ohatra fampiasako matetika raha malefaka dia EQ-> COMP -> LIMITER Fa raha tiana tena rapide ny attaque de compression di a ny COMP -> EQ -> LIMITER
Misaotra ny amin'ny fanontaniana L'enveloppe sonore est la courbe décrivant l'évolution d'une propriété d'un son (par exemple son volume) en fonction du temps. (source wikipédia)
Misaotra hatrany nizara!
Fa mba te hahazo ny fomba idealy amin'ny fametrahana ny laharan'ireo effets fotsiny aho hoe iza no tsara atao ambony na atao voalohany raha ireto manaraka ireto nonampiasaina? Ze mahazatra anao fotsiny moa zany!!
Eq, Limiter, Comp
Misaotra e!
Miankina amin'ny contexte foana ilay izy satria tsy voatery hanaraka fa raha omeko ohatra fampiasako matetika raha malefaka dia EQ-> COMP -> LIMITER
Fa raha tiana tena rapide ny attaque de compression di a ny COMP -> EQ -> LIMITER
Misaotra!
ilay filaharana nolazainao faharoa io manko zao no lasa fahazarako kokoa, ay kay zay lay fanazavana azy! Azoko ndray izay
@@seraphinremamehy3939 andramo foana dia manaova comparaison kely foana koa anefa
Mankasitraka fa mafinaritra. Fa mba afaka amianarinao misimisy ve ny mikasika an'ilay Enveloppe teo azafady?
Misaotra ny amin'ny fanontaniana
L'enveloppe sonore est la courbe décrivant l'évolution d'une propriété d'un son (par exemple son volume) en fonction du temps. (source wikipédia)