Zokibé Grivas - POTEHIN' i Mamy RAVATOMANGA sy ny EKIPANY i MADAGASIKARA ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 36

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 24 วันที่ผ่านมา +4

    Marina tokoa fa akanga maro tsyvakin’amboa, manantena Zokibe fa hotena tonga saina ny malagasy! Tena mankasitraka anao Zokibe!

  • @nirinasophiemartin9203
    @nirinasophiemartin9203 23 วันที่ผ่านมา +2

    Latsaka ranomasoko mitandreny anao Zokibe😢😢😢😢

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 25 วันที่ผ่านมา +4

    Vérité Marigny ty ❤❤

  • @harvelrandriamihevitra8514
    @harvelrandriamihevitra8514 18 วันที่ผ่านมา +1

    marigny loatra raha koragninao zokibe eeeeee

  • @julietteraharifidy3618
    @julietteraharifidy3618 25 วันที่ผ่านมา +3

    Tena marina ny raha volaninao !!! Fa ny vahoaka vendra tsy mety tongasaina 🇲🇬

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 25 วันที่ผ่านมา +2

    Misaotra anao zokinay oh

  • @landryrabe2552
    @landryrabe2552 25 วันที่ผ่านมา +1

    VOLA IO MON FRÈRE..VOLA NOMEN'NY BANK MONDIALE... ( MBOLA AMPODY EKY(....GRAVE

  • @ahmadaladullah7860
    @ahmadaladullah7860 24 วันที่ผ่านมา +1

    Merci zonky ❤❤❤

  • @manorosoaangeliqueveroya3498
    @manorosoaangeliqueveroya3498 19 วันที่ผ่านมา +1

    😢😢😢

  • @nirinasophiemartin9203
    @nirinasophiemartin9203 23 วันที่ผ่านมา +1

    Dreiky zaho tafitomangny jusqu'à zaho tafitokiky

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 25 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka anao zaho Zokibe Tsiresy é é, mahavelom-bolo koragna niany ê, 🙏👏👏👏👏

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 24 วันที่ผ่านมา +1

    Marina daholo ny voalazanao Zokibe, misaotrabe dia be! Isika vahoaka koa moa mbola manaiky rebireben’i andry domelina apooondra foana! Itymisy soso kevitra kelyasany hevitrao. Ahoana raha midina an dalambe isika malagasy rehetra mihira, mandihy, mampiseho fa ny kandidatsika no mandresy dia mively aponga, mitsoka mozika, mampiseho fifaliana satria ny kandida tsika , izany hoe ny kandida ny Firaisan kina no mandresy???❤❤❤

  • @manorosoaangeliqueveroya3498
    @manorosoaangeliqueveroya3498 19 วันที่ผ่านมา +1

    😢😢😢😢😢😢😢

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 23 วันที่ผ่านมา +1

    Manahoana daholo o
    Marina jiaby zay voalaza rehetra zay. Tena Marikoriko ny mihaino sy mijery ny tavan’i ty Radomelina ty, dondrona sy vendrana ary hypocrite 🥶
    Akaiky zao ny Noely d hizarazara kilalao bojo ndray Radomelina hanambatambazana ny vahoaka madinika. Raiso re raolona fa adala Tompo an
    Saingy Aza manaiky omena an’i reo TGV tsy vanona ireo ny safidy Masina nataonareo. Mitsangana d takio Am fomba entitra ny safidinareo d ny Firaisankina rehetra manerana ny Nosy zany Ary Tojo ihany ny safidintsika ho ben’ny tananan’Antananarivon -tsika❤ ❤
    Izy no nandresy e 👍☺️
    Masina ny Nosin-tsika🙏🇲🇬

  • @sophieassimo2321
    @sophieassimo2321 25 วันที่ผ่านมา

    Merci beaucoup zokibe tsiresy.ombelo velo mitepo fo anao zalabiny...❤❤❤

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 24 วันที่ผ่านมา +1

    Na io rah rasaina rasaina io ts mahazo antsika cotié fa iro anivontany ao fo

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 25 วันที่ผ่านมา +1

    Le BA CARTE FOZA no Tsisy jery satria tsy nianatra sy katramo

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 25 วันที่ผ่านมา

    HATRAMINY OVIANA NDRAY LE RAMOSE MAPME IO NO LASA INDONESIANE TSY MILAMINA INTSONY NY COCO

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 25 วันที่ผ่านมา +1

    Miarahaba isika Malagasy manerantany jiaby ! Miala- tsigny @ Zanahary sy ny Razan- tsika ( Avaratra , Atsimo , Antsinanana , Andrefana ) = Malagasy araiky atsika , fa naparitaka magneran' i Madagaskar , koa samy magnano fomba magnaraka ny volon- tany ! Mikasika ireo mpitondra nifandimby teo ireo , dia samy managna ny toetrany avy , fa ny farany namoaka sampona t@ Filoham- pirenena hatr'izay dia ity Filoha Andry Rajoelina ity , ary ny mampalahelo dia ireo mpanaramaso azy ireo dia tsy mahafantatra fa misy probleme ara- tsaigny ity Filoham- pirenena ity ! Mino fa raha tsy mety handray andraikitra ny mpanaramaso ny Filoham- pirenena ity , dia hisy Phänomene voa- janahary no hiseho eo @ fiaraha- monina , satria ny Fiainam- pirenena tompoko dia asa masina, koa ho masina ny Tanindrazana !

  • @Fatouma-u3p
    @Fatouma-u3p 25 วันที่ผ่านมา +1

    tsisy tsy magnasaha nahita fifidianana taminy le 11/12/2024 nahita réseaux sociaux hita nolo jiaby izeo karakory Gouvernement Madagascar 😢😢😢😢 afabaraka malagasy manontolo

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 25 วันที่ผ่านมา

    Tsy hinana isika oh...

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 25 วันที่ผ่านมา +1

    Misy VAZAHA zay niresaka tamiko dia nilaza izy oe, tsy maintsy atao mahantra ny continent africain amzay tsy misy hery hoetina manohitra, torakizay Madagascar. RAHA TSY FONGANANA IREO MPAMADIKA SY NY TARANANY REO DIA TSY AFAKA @ fahantrana isika

  • @landryrabe2552
    @landryrabe2552 25 วันที่ผ่านมา +2

    Marigny

  • @rina7290
    @rina7290 11 วันที่ผ่านมา +1

    Marina voalazanao zokibe.tsy misy vanda nata raiky.Miora efa vita aloha questions et réponses. C'est honteux .

  • @Fatouma-u3p
    @Fatouma-u3p 25 วันที่ผ่านมา +1

    misy farany raha jiaby halahelo vahoaka sy fampijaliandreo vahoaka zagnahary misy tsy hifahindreo niany ho fahy dreo any Andanitra, fière reo miaraka aminazy satria reo misy fahazahoagna aminazy reo jiaby misy intérêt dreo ao io hantony reo fière tsy mahatonga nandreo lavitra io tany boribory ,c'est vrai même à l'école hianarana zany aminy histoire Géo que Madagascar c'est le pays plus pauvres dans le monde dre misy zaza avy l'école reo menatra maregny hoe Madagascar ce les pays plus pauvres du monde 😢😢😢😢😢 sady mahamenatra ,tsy hefa lany vary sy menaka draka biscuits fête Noël fizarana cuvette tsy hefa loka cuvette, non izeo fizarana vary mila madahy carte fifidianana afabaraka tsiary nisy zany taminy Madagascar 😢😢 mifohaza atsika vahoaka

  • @danielarakotson
    @danielarakotson 25 วันที่ผ่านมา +3

    Tokony ataonao irmara ny anaran'i alikanao io ranadahy
    Merci anao,fa tsy manavaka ny merina ianao ,sady manampanahy, fa tsy fa tsy mitovy amindry zalahy "eoa,eoa,eoa,"
    Zahay miaraka aminao foana 👍💪🏾💪🏾💪🏾

  • @lilianemottola267
    @lilianemottola267 25 วันที่ผ่านมา

  • @AimeAndriamamonjy
    @AimeAndriamamonjy 25 วันที่ผ่านมา

    ☑️

  • @nambininabatsyrandrianaris1258
    @nambininabatsyrandrianaris1258 24 วันที่ผ่านมา +1

    Mila dontoina sy ampahantraina ny vahoaka @ izay tsy afaka mitroatra donc mihena ny intellectuels dia mila atao olona dondrona koa no mitondra dia mora fehezina ilay firenena (mora manjaka ny kolikoly sns... "Arts de la guerre").
    Tsy takany ilay hoe " trophée leader politique" tehafina dia mandihy tsy @ amponga. HO meilleur leader noho i Kagamé ve sa George Weyah, Le roi du Maroc.... lui c'est un cancre.

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 24 วันที่ผ่านมา +1

    🤫 Anao sarotra kadjo mikoragna amy chetoany, toujours la même chose, tsao anao azony crise cardiaque tampoko. Ralahy nao président fandroaka maty io, tsy mijery volagna nao, izy tsy hiala amy place nany kara macron, il s'en fout complètement. Préparer la guerre, un point c'est tout. En avant vahoaka jiaby ! ☠️

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 25 วันที่ผ่านมา +1

    Misy VAZAHA zay niresaka tamiko dia nilaza izy oe, tsy maintsy atao mahantra ny continent africain amzay tsy misy hery hoetina manohitra, torakizay Madagascar. RAHA TSY FONGANANA IREO MPAMADIKA SY NY TARANANY REO DIA TSY AFAKA @ fahantrana isika

    • @huguetterakotonarivo6001
      @huguetterakotonarivo6001 23 วันที่ผ่านมา

      Non tsy marinaxzany fa zao reo africain reo zao miala @la frantsa daholo de zao frantsa nitsotsorika io miaraka @poutine ny akamarony afrikana zao mety ny fiainany anisany Niger sns isika no mbola ao zao frantsa banky nialany afrikane arao ny vao2 fa aza mety adalainy frantsa zao no tena nitsotsorika