Averiko fa marina ny hevitrao Mr Marco Ahazo vahana Rajoelina sy ny forongony raha tsy hisy hietsika eo, Ary ataony fanao d hi -geste izy hoe izy no mafy be tsy misy sahy hanohitra azy.-😂😂 Koa mitsangana re ry vahoaka sy ry mpanohitra rehetra. Midina eny andalambe mitaky fa tsy azo ekena zao didy jadona zao, Ary takio ny zo-nareo
Tsy dia misy ifanomezan tsiny re a. Rà mifori drambo ny olona, atao ahoana ? Ny vahoaka miandry ny mpanao politika ; hy mpanao pôlitika miandry ny vahoaka. Dia eo tsy mandroso ny Firenena. Nanao sorona ny tenany i Jean-Luce. Vendrana izay tsy maha takatra izany. Ny tokony atao n'ny hafa rehetra izao dia ny manaraka azy, satria efa nomeny ny Top. Ndao mba tsy ho vendrana daholo. Maro ireo olona miandry ny ho afahantsika.
Za Lou vavy antitra ity tena satriko hidina andalambe fa zao atao ampisainana fa NY ahy Lou NY mireussir ihany K asio intelligence d ndao!!! Fa Raha midaboka Io za ihomehy hihihi potika NY firenena sendra pondrodory
Izay mihintsy, FOTOANA HIARAHANA MIDINA AN DALAMBE IZAO RAMALAGASY Ô! In jato kely nanara dalana foana ianareo fa nitsahan’i andry apooondra fotsiny izany, kainona no andrasanareo? IZAHAY EFA MBA NITENY HOE MIRAHA IANAREO MIDINA MIVELY APONGA, MITSOKA MOZIKA, MIHIRA SY MANDIHY MAMPISEHO FA NY KANDIDA ANAREO DIA I TOJO RAVALOMANANA NO NANDRESY MARINA FA TSY I HARILALA IZANY! AZA MIFENDRONFENDRO FA AMPISEHOY NY HERIN’NY FIRAISANAREO MIHARO NY VATONAREO! IZANY AKAMBANA AMINYFORIANA FAO BENY CENISYIREO REHETRA NITAMBATRA NANODIKODINA NY FIFIDIANANA ! Dia mirary fahasoavana aterak’izany fijoroana miharo ny zonareo izany!
za ko MBA gaga ,tena tsy misy réaction mihintsy vé ny liona tamin'ireny fisamborana ny olona tena TIM hiringiriny reny ..nefa dia nohon'ny fiarovana azy no nahavoasambotra azy ...tsy misy n'a dia réaction à chaud aza tao amin'ny MBS
Tsy misy sahy mietsika ei re fa sao marary fo eo ianao fa tsy jisy hietsika izany intsony eo efa miforitra ny rambony avokoa namana voasambotra tsy misy mietsika akory be vava fotsiny fa dia avelao ande @ izao aloe samia.mahataty
RÉVOLUTION RÉVOLUTION FA AZA MATORY RY VAHOAKA MIFOHAZA E
Ndao fa lera a. Foin'ny Zanahary ho an'ny Vahoaka Madinika ny Tany sy ny Fanjakana ! Ndao!
Ndao! Avoahy Malama!
Zahko mba gaga zah. Olotrotra ity aza mbola sarotra ny piraté nenah ko vomaika v fanjakana.
Révolution mihintsy no sisa anavotana ity firenena.
Zany tenin'i marco zany aloha dia marina
Makasitraka Mr Marco
Marina ny voalazanao Mr Marco.. tena zany mihitsy no tokony atao, ohatra ny mifampiandriiandry foana 🤷🏽♀️
rajoelina efa tsisy ilavana azy tsony. ceni mpilelaka
Miandry Anao hitarika ETO Tanà ooo
Izy Anie vao miditra eto Dia voasambotra e!
Zay ko le eritreritro we nisy Zara volana Tao de naka llll ny sasany
Tena tsika gasy alo de tena hoe be vendrana ark ny teny I koto fa tokony le Ceni mintsy no dorana pr any fa matsiravina
Misaotra eh. Marina izany fa tena tia ity tanindrazantsika ianao.
Izany no tokony hatao
TENA MARINA ZANY E
MALAHELO TOKOA NY FO MAHITA NY VAHOAKA
Ary tifirin'ireo zandary tsisy saina...
Averiko fa marina ny hevitrao
Mr Marco
Ahazo vahana Rajoelina sy ny forongony raha tsy hisy hietsika eo, Ary ataony fanao d hi -geste izy hoe izy no mafy be tsy misy sahy hanohitra azy.-😂😂
Koa mitsangana re ry vahoaka sy ry mpanohitra rehetra. Midina eny andalambe mitaky fa tsy azo ekena zao didy jadona zao, Ary takio ny zo-nareo
Tsy AO anaty Baiboly zany teny izany an !
Nytranopody no vitan ny vava fa modia aty antanindrazana rh sahy ny hitarika
Mba ts sady ny vahoaka ary ny mpitarik koa. Ts hita ny volatra resaka antaratasy fana no atao mandavantaona
TENA MARINA TOKOA ZANY FA LAY POLITIKA TENA MIVAROTRA NY VAHOAKA KOA
Ilay mpanohitra koa mapiome e
Tsy dia misy ifanomezan tsiny re a.
Rà mifori drambo ny olona, atao ahoana ?
Ny vahoaka miandry ny mpanao politika ; hy mpanao pôlitika miandry ny vahoaka. Dia eo tsy mandroso ny Firenena.
Nanao sorona ny tenany i Jean-Luce. Vendrana izay tsy maha takatra izany. Ny tokony atao n'ny hafa rehetra izao dia ny manaraka azy, satria efa nomeny ny Top. Ndao mba tsy ho vendrana daholo. Maro ireo olona miandry ny ho afahantsika.
Za Lou vavy antitra ity tena satriko hidina andalambe fa zao atao ampisainana fa NY ahy Lou NY mireussir ihany K asio intelligence d ndao!!! Fa Raha midaboka Io za ihomehy hihihi potika NY firenena sendra pondrodory
Izay mihintsy, FOTOANA HIARAHANA MIDINA AN DALAMBE IZAO RAMALAGASY Ô! In jato kely nanara dalana foana ianareo fa nitsahan’i andry apooondra fotsiny izany, kainona no andrasanareo? IZAHAY EFA MBA NITENY HOE MIRAHA IANAREO MIDINA MIVELY APONGA, MITSOKA MOZIKA, MIHIRA SY MANDIHY MAMPISEHO FA NY KANDIDA ANAREO DIA I TOJO RAVALOMANANA NO NANDRESY MARINA FA TSY I HARILALA IZANY! AZA MIFENDRONFENDRO FA AMPISEHOY NY HERIN’NY FIRAISANAREO MIHARO NY VATONAREO! IZANY AKAMBANA AMINYFORIANA FAO BENY CENISYIREO REHETRA NITAMBATRA NANODIKODINA NY FIFIDIANANA ! Dia mirary fahasoavana aterak’izany fijoroana miharo ny zonareo izany!
za ko MBA gaga ,tena tsy misy réaction mihintsy vé ny liona tamin'ireny fisamborana ny olona tena TIM hiringiriny reny ..nefa dia nohon'ny fiarovana azy no nahavoasambotra azy ...tsy misy n'a dia réaction à chaud aza tao amin'ny MBS
HITA KO REO KO VODIN OMBY MIHITSY LAY MPANOHATRA
REO MAMPIHESONA VAHOAKA
MISAOTRA RAMARCO A ISIKA ATY TENA MARARY FO MIHITSY ATY IVELANY TY...
Nisy fausse manoeuvre tao?
mirediredy fa tsy sahy mody aty dago , tongava aty lesy raha tena mpitolona , tsy matahotra fonja ; mampirisika olona fotsiny.