HIALAO NY NAMANA RATSY FA MAMOTIKA ANAO | Johanna RAZANAKOTO | Madagascar Christian Television(MCTV)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Efa tsy zaka ilay toaka dia mbola andao ihany
    Efa tsy avelan'i dada sy neny mivoaka mbola mandeha ihany
    Fa angah moa tsy maintsy atao izay ataon'ny namana e?
    Araho ato anatin'ny fandaharana "NY HATANORANA" iarahana amin'i Johanna RAZANAKOTO ny lohahevitra hoe : Hialao ny namana ratsy fa mamotika anao!
    Betsaka ny fandrika izay ataon'ireo milaza fa namana kanefa mamotika , araho ato anatin'ny fandaharana androany hoe ohatrany ahoana ilay karazana namana ratsy sy ny tena antom-pisian'ny namana eo amin'ny fiainanao.
    Aza mety asiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava amin'ny maizina ? - 2 Korintiana 6:14
    Afaka arahinao izao amin'ny mctv : mctv.mg/movie/...
    famerenana eto amin'ny facebook rahariva amin'ny 7ora
    Aza diso anjara amin'ity fampianarana ity hahafahanao mahafantatra sy miala amin'ireo izay mety ho namana ratsy eo amin'ny fiainanao ary ihany koa hahafahanao miaraka amin'ireo namana tsara hampandroso anao.
    Jereo , hiaino ary zarao amin'ny manodidina anao ! 😉
    👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : johanna.raz@mctv.mg
    #hialaonynamanaratsyfamamotikaanao #namanaratsy #nyhatanorana #Johanna #Razanakoto #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa #gospel #revival

ความคิดเห็น •