Ray ô! misaotra e! - FEFI
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
- Tonony :
Ry Tompoko sy Andriamanitro
Ianao no asandratro
Ary anandratako
Izany fanahiko
Noho Ianao
Namaly vavaka ahy
Sy namelona ahy indray
Ity reraka am-panahy
Isan'andininy :
Atao ahoana ! Ry Tompo atao ahoana e !
Ny hisaotra Anao ! Ny hisaotra Anao !
Tsy ampy foana ! Tena tsy ampy foana e !
Ny andro hiderako ! Ny andro hiderako Anao !
Te hiantso aho ! Te hiantsoantso aho !
Hikiaka hoe ! Te hikiaka hoe !
Ray ô ! misaotra ! Ray ô ! Ray ô ! misaotra e !
Misaotra Anao ! Ray ô ! misaotra Anao !
Ny aretiko izay nandazo ahy
Nanasitrana ahy Ianao
Ary koa nanafaka ahy tamin'izany Ianao
Ny fatotra izay nangeja ahy
Ankehitriny novahanao
Tena afaka aho izao
Isan'andininy (x2)
Atao ahoana e !
Ny hisaotra Anao !
Tsy ampy foana e !
Ny andro hiderako Anao !
Te hiantso aho !
Ray o, tena tsy ampy tokoa ny andro hiderako anao. Misaotra Ray o
Misaotra foana JESOSY ooo❤
Deraina mandrakizay ny anaranao masinz
Misaotra Ray ò , mitondra ny aretinay tokoa Ianao , ary manadio anay ho afaka amin ny tsy fahamarinana rehetra.
Mankasitraka, tsara be
misaotra Jesosy
Tena tsy ampy tokoa Tompo ny andro hiderako Anao! Mankasitraka fa tena tsara lay hira.
Tsara nytompo e❤
mamaly vavaka ny Tompo; misaotra Ray o.Mambabo fo ilay hira ; tsara ny midera ny Tompo
Mahay ny zavatra rehetra Ianao Jesosy be fitiavana,misaotra betsaka Jesosy!
Mankasitraka indrindra, tena tsara
Tsara fa misaotra eh
Mahay manao ny zavatra rehetra ny Tompo. atao ahoana tokoa ny fisaotra Anao Ray!
Miasaotra anao izao Ray ô!
mampahery à andro sarotra na ny soa
Misaotra Jesosy o!
Tiako! misaotra Ray!
Mankasitraka
Ray misaotra anao!!!
Fa Kristy no antony ahavelomako
Ifonako ny tsy fahaizako mankasitraka anao ry Tompoko
Jesoa tokoa no isaorana @zavatra rehetra na @ soa na ratsy ,fa hainy izany sady Izy koa no namorona i.t.i ;ka tokony hatoky Azy mandrakariva isika
Ray o! misaotra anao
Ray o! misaotra anao e!
fa kristy no antony havelomako
Ju: 23 jours NJJJJHE
milay ee! misaotra any tompok isi ee!
*
P