fefi 2013 sambatra aho

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 10

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 2 ปีที่แล้ว +1

    Merci seigneur pour tout.

  • @randrianarivoandriniainach4235
    @randrianarivoandriniainach4235 7 ปีที่แล้ว +2

    sambatra tokoa isika izay manana an' JESOSY KRISTY VELONA avy any nazareta,mahereza amin' ny fanompoana, hoan'Azy irery ihany ny Voninahitra.Amen

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +2

    Bonne et heureuse année 2017 ny fefi ! soyez bénis!!!!

  • @DumaAndrianarivonyMi-jao-oy7cd
    @DumaAndrianarivonyMi-jao-oy7cd ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fefi❤

  • @rivosontiana8671
    @rivosontiana8671 8 ปีที่แล้ว +2

    Tena Mahery mihitsy ange io Andriamanintsika io e ...!
    Ary tena tiantsika amin'ny zavatra rehetra tokoa....
    Ny Zanany Lahitokana aza nafoiny nanavotana antsika...!

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 6 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ilay gadona ary miteny tsara fa mankasitraka ,tena Sambatra tokoa mihaino azy izany !

  • @sacharatianarivoson9786
    @sacharatianarivoson9786 ปีที่แล้ว

    Mahavariana mihitsy ry Havana ny fiantefan'ity HIRA ity
    ao am-po : fa tena feno Fampaherezana tanteraka ...

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 9 ปีที่แล้ว +2

    Tena manohina ny fo loatra ny tononkira nareo sy feonareo , sady manova izay tsy mety rehetra atao , misaotra Fanahy masina o!!!

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 9 ปีที่แล้ว +2

    Eo tokoa izy no mandinika ny toetra tsika madinidinika, kanefa nomeny ny zanany lahy tokana dia Jesosy kristy izay teraka ho antsika, ary koa mbola hanadio antsika maimaimpoana @ Ra ny dia ny fahotana rehetra,koa atolory azy izay mavesatra fa ampy ho ahy sy ho anao ny fahasoavany dia arak' ilay tononkira io,ka dia raiso @ fo nao manotolo Jesosy!!!

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 ปีที่แล้ว +2

    Fahasambarana mandrakizay no eo akaikinao Jeso