Famporisihana ny mpino ho amin'ny fitomboana ara-panahy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 พ.ย. 2024
  • "Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan’ ny nofo hianareo."
    Galatiana 5:16

ความคิดเห็น • 25

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen🙏

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 28 วันที่ผ่านมา

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany .
    Misaotra Andriamanitra ny @ Teninao .Misaotra Anao ny @ valim-bavaka maro nomenao ahy
    Fanahy Masinao no angatahiko ho amiko mandrakariva ; @ anaran'Jesoa Kristy Tompo amen 🙏

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka TOMPOKO n'y sakafom-panahy izay natolotrao ho anay . AMEN

  • @rebeccastreet5384
    @rebeccastreet5384 7 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ny fitantanan Andriamanitra mandrakariva.
    Misaotra azy amin ny nanomezany ny mpanompony hizara ny teniny .
    Amen.

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 6 ปีที่แล้ว +2

    misaotra fa mampitombo ny arapanahy ny vazohavana izay napetrakiny Tompo tao aminao ka ho Azy ne ny voninahitra mandrakizay dory .AMEN

  • @kamisynirena2636
    @kamisynirena2636 7 ปีที่แล้ว +2

    misaotra jesosy fa tsar fampianarana fa magnataka @ tompo fa mba hisokatra masomponahy Amen

  • @MerryMerry-fj4gw
    @MerryMerry-fj4gw 6 ปีที่แล้ว +2

    Amen Amen mankasitraka tompoko pasteur

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 5 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka tompoko @min fampianarana fa tena mampahery

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Tompoko amin'ny fizarana. Tena ilaina mihintsy ny fampianarana tahaka izao fa tsy maintsy mitombo ara-panahy isika mandra-pihavian'ny Jesosy Kristy Tompon'ny Tompo sy Mpanjakan 'ny mpanjaka haka ny Fiangonany .Amen

  • @tinaraso884
    @tinaraso884 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra aminy fampaherezana

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 ปีที่แล้ว

    Amen 💖

  • @marieannabvl
    @marieannabvl 7 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka tamin'ny fizaràna , homba ny fanahinao anie ny Tompo!

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 6 ปีที่แล้ว +2

    Amen

  • @nirikonjo149
    @nirikonjo149 7 ปีที่แล้ว +1

    voninahitra ho an'ny ANDRIAMANITRA irery ihany, Misaotra any pasteur koa @ tzny fampaherezana.

  • @mireillepatricia6161
    @mireillepatricia6161 7 ปีที่แล้ว +3

    AMEN

  • @mercedesbenz8482
    @mercedesbenz8482 5 ปีที่แล้ว +2

    Makasitraka indrindra fa nahazo lesona be anitsina ze tsy nety atramizay eee VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY EEE

  • @elisaofficiel9528
    @elisaofficiel9528 6 ปีที่แล้ว +2

    misaotra tompoko!

  • @hg-jv9qz
    @hg-jv9qz 6 ปีที่แล้ว +2

    MISAOTRA TOMPOKO FA TENA MAMPAHERY NY HAFATRA

  • @mendrikajaratefinanahary1903
    @mendrikajaratefinanahary1903 7 ปีที่แล้ว

    mitsaotra an Jesosy de makasitraka zoky be rayamandreny nizara ny hafatra tahin Jesosy ianao

  • @domoinaranaivo4623
    @domoinaranaivo4623 2 ปีที่แล้ว

    Mm

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 6 ปีที่แล้ว

    tsara fa toatsinisy toriteny vaovao itsony tatoato sa sahirana be ka tsiafaka mamahana ny ondry itsony anao?

    • @lalaratovohery7061
      @lalaratovohery7061  6 ปีที่แล้ว

      Finaritra tompoko, ny lafiny ara-pitaovana no somary nisy olana kely fa hiezaka hamoaka ihany atoato ka! Ny fiadanan'i Jesosy ho aminao!

  • @vivirazafimahaleo5825
    @vivirazafimahaleo5825 2 ปีที่แล้ว

    AMEN

  • @williamediane3354
    @williamediane3354 3 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @monserratluxana3106
    @monserratluxana3106 2 ปีที่แล้ว

    Amen 🙏