ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Ayayayayayaya zany ka tantara tsy hadino ry fahazazana
Tens tsara fa de misaotra tompoko ❤🎉🎉
Vao misy Vadanitra de tena tsara ❤
Zany mintsy Solofojo ko sy ny rehetra e
Mankasitraka tanteraka tompoko nizara ny harena kolon- tsaina antsika Malagasy zay noheveriko ho levona tanteraka .Manan- talenta tsy manan- tsahala ireo mpilalao tantara tao amin' ny RTM
Milay ity tantara ity hafa ihany ny feony Vahandanitra ê! Ils sont irremplaçables ces acteurs. Bravo ny RTM
RNM
Ndriii tena marina tsy manantsahala n'y fahaizan'ireo teo aloha ireo, talenta re izao, misaotra namerina n'y oronampeo mirakitra ireo dadany aminin'ny fanaovana tantara é! 🙂
Hafa ihany ny taloha ko, manan-talenta
Mankasitraka tompoko
Merci beaucoup
Bsr ooo ,misaotra betsaka nizara ee 🌷🌷
merci vo hihaino mints💖
hafa mihintsy ilay tantara taloa , mankasitraka e !
Tena tsara fa Misaotra indrindra e!❤️
Voiheno d efa manolotra ny fisaorana anareo ao @ Radio RNM Sahady Tompoko. Faly be zaho fa tonga faharoy e!
Misaotra an Tah Rina nizara oo vao ihaino mihintsy fa mankasitraka indrindra
Mankasitraka tompoko 😘
Merci
Hafa mihitsy rehefa ny tena Tompony no milalao ny tantara, Mankasitraka e!
HihihiMankasitraka eh👋👋
Mankasitraka ô!
Tena mankasitraka eram-po eran-tsaina tompoko nizara. Aty Japan no mankafy.
Mankasitraka mankatelina nizara hatrany ny SOA sy ny kanto ho antsika mpankafy o
Tsara be le tantara misaotra betsak tompoko
Misaotra betsaka nizara tompoko vao voalohany no nandrenesako à ny Vahandanitra teto aminy Facebook , tena tsara be merci beaucoup
Tsara b sad mahay milalao
Latsaka atr@ farany, vo nanombok ny tantara 😂😂😂
Hafa iani Vahandanitra e,aiza avokoa re ireo tantara maro be nosoratany e!
Mankasitraka Tompoko
Misaotra nizara tompoko
Hafa ihany Vahandanitra
Tato kay no niantombohan le oe chachalah an an an an 😂😂😂😂😂😂😂😂
Mankasitraka tompoko fa Tena tsara eh
Misaotr tompok fa zah izio vao hiaino 😘😘😍😍
Bsr njai ary msaotra anareo nanome 🙋♀️🎧❤
😃
Ripaka zah 😂😂😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣😂😂😂😂😂
Hahahahahahah......latsaka an mankasitraka tompoko
Vao ande hihaino dia mankasitraka indrindra e
Hi3 mapiome mintsy ty ranga ty ka
Hafa kosa ny taloha tsy misy maharesy azy saingy indrisy e ! Ny feon’iHarinaivo tsy re ntsony kosa e ?
Tsy hay koa ny tsy hisaotra anao Tah Rinah fa tena ny manolotra ny tantara vaovao anay ndray Tompoko o!
mbola misi tantara nosoratan Vahandanitra vé azafady 💓
tantara efa t@andron'telegrame fa mbola tsy henoko ,mankasitraka indrindra e!!
manja e!mer6
😁😁
😂😋🤣😂ty madainga
Resaka zazalahy 🙈🤣🤣🤣
😂😂😂😂😂
Hahahahahaha!
Kkkkkkkkkkk afa ihany le fzony mahazatra refa mihaina aay tsara ka misaotra nizara fa afapo be
😂🤣😂🤣😂🤣😂🤣
🤣🤣kotsa ny amany ny kilaotiko @ fiomezan vahandanitra 🤣😂🤣🤣
😂😂😂🤣🤣🤣🤣
Kkkkkkkk ohatra hoe mamolava ity ranga dadany clemantine ti ko
Tsara lay tantara tompoko tena tsara tapakin'ny fimehezana izaho ato 😂😂😂😂😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣misaotra tompoko fa afakan'andro e

Hihihi
Mankasitraka eh👋👋