Tantara malagasy RNM - Zaza sary

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 19 ม.ค. 2020
  • Radio Madagasikara

ความคิดเห็น • 29

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 ปีที่แล้ว +3

    Tena kanto n'y tantara fahiny ,💐💐💐💐💐🙏 misaotra betsaka tompoko nizara tsara bé merci

  • @JeannineRamarohavana-mf8js
    @JeannineRamarohavana-mf8js 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko tsara n'y tantara taloha.... ilay médaille fony kely iny tompoko mba alefa raha mbola ao ❤❤

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tompoko!!

  • @odilonrandriamanjato1885
    @odilonrandriamanjato1885 3 ปีที่แล้ว +1

    Mba omeo lohateniny ahy raha mba misy mahafantatra

  • @haingorav6955
    @haingorav6955 4 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra tompoko, raha mba misy an'ilay tantara RNM taloha be reny dia sitrakay raha alefanao daholo

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka anareo tompoko 😍 fa mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko 😍

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena fatratra sy faly naheno indray ireo feony mpilalaoary ny mpanoratra tantara fantadaza. Indrisy, fa tsy voasolo ireny olona ireny.

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 4 ปีที่แล้ว +1

    Tantara tena tsara. Izao no ohatra ho anareo ry mpanoratra , ry mpilalao

  • @bellrichina155
    @bellrichina155 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Tompoko ô tsara be le tantara

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Vohieno d efa manolotra ny fisaorana anareo ao @ Radio RNM. fa tena afapo miheno ny talenta nareo Tompoko. Ho ela velogna anie ianareo rehetra mpilalao sy ny mpanoratra ary mpanolotra

  • @soavinafamatanatsoa7048
    @soavinafamatanatsoa7048 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Tompoko tena tsara ny tantara

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว +2

    Bonjours RNM Mankasitraka Tompoko ô!

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว +1

    Bjr oo ,misaotra fa tena mahafinaritra eee🌷🌷🌷

  • @odilonrandriamanjato1885
    @odilonrandriamanjato1885 3 ปีที่แล้ว

    Inona moa ny lohateniny ilay tantara, tantara sad mapme ilay izy,zavatra afa no anirahana azy dia zavatra hafa hoentiny otran'zay ny ze ao amin'ny ilay tantara

  • @rasoa82
    @rasoa82 4 ปีที่แล้ว +2

    Hafa ihany ny matihanina @ filalaovana tantara

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว +1

    Hafa ihany n'y rnm sady mahay milalao no tsy mahatofoka n'y mihaino azy

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahay ny mpilalao tsara ny tantara

  • @irantomiahmi406
    @irantomiahmi406 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tena maha afapo

  • @fenoguerlavais5466
    @fenoguerlavais5466 4 ปีที่แล้ว

    tsara be tsy makaleo mht ty tantara ty sady tsara be ny feo Kira otrn'@reny film d'honneur reny. makasitraka ny pilalao sy ny panoratra

  • @teladem
    @teladem 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra
    Tsara indrindra
    Tsy misy toy izany

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko

  • @rannieclaudia
    @rannieclaudia 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka

  • @voahangyalinoro7293
    @voahangyalinoro7293 4 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka hatrany e

  • @mireillemadeleine2354
    @mireillemadeleine2354 4 ปีที่แล้ว

    Zany ka tantara

  • @yanteyante4019
    @yanteyante4019 4 ปีที่แล้ว

    Tsar be

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko