Nb: tokony mba ahintsy Kely am manaraka ry panaoratra fa otran oe refa solafa ve de tsy tokony hotiavina sy anam pitiavana rah mieno an le tantara , am le oe midona am poto 😢
Non enonao kosa ngamba le teny oe nijabaka izy fa solafa olona zany . Fa ieny e tsy manina fa mba otran nanimba ny sofiko fotsiny le izy , am tantara otrzao manko no antoka ray am fanabeazana de tokony lanjalanjaina iany ny zavatra soratana
Mankasitrak tompoko merci nizara
Mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼
Lanaka total zah
am le hoe mitsiky2 fona izy Kay Kay ty zany sembana 🤣🤣🤣 mercie 💕
Mahay ny mpanoratra sy ny mpilalao e!👏👏👏tapatsinay mitsy aho, sady afak'andro😁😁
vohihaino ô merci💖
😃😃😃👌Itoki Ana
Merci a,vita hatram raraha
Merci beaucoup ooo
Hi3 latsaka an mapiome merci beaucoup
Tsara loatra. Fahendrena zany ka fahendrena marina. Merci o
Mankasitraka❤🙋♀️
😂😂😂😂😂torana benaivo 😂😂😂😂😂lozaaaa
Misaotra betsaka anareo tompoko 😍😍
😂😂😂 le jour sans date. Tiako ery zany tantara zany
La Vie est belle playbozy 🤣🤣🤣🤣 le jour sans date pour toi seule eva 🤣🤣
Hi3. Misaotra indrindra anareo TOMPOKO O! Nizara tantara vaovao anay e!
Manambady olona marary sainaaa mapmee ko le ramamany😂😂😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣mankasitraka ee
Merci bc e
Misaotra nizara fa tena Manala sorisory mihitsy😃
Misaotra betsaka hatrany nizara ooo
Bnjr de efa misaotra mialoha fa niandr fona ny mpankafy ny tantara
Mafinaritra a le ,tantara misaotra nirara o
Tsarabe
Mankasitraka ô
Mankasitra tompoko fa tsara le tantara
Misotra betsaka o.tsarabe
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka sahady Tompo fa vo hiheno e!
za ve ranga tsy mahazo notification fona !! misaotra nizara ô !!
michela Arivony salama, tsindrio ilay lakolosy kely eo akaikin'ny "S'abonner" amin'izay ianao maharay notifications avy hatrany.
Mankasitraka fa dia mampihome
vao iaino ee misatra nizara tompoko o
Faly a, az kitakitain kosa izy f ts mahay e kkkk misaotra nizara o
misaotra indrindra
Misaotra nizara vao iheno zah io
Mankasitraka o
Misaotra betsaka e
Zany ka tena pinama misaotra benaivo a
Misaotra nizara fa am-po tompoko
😂😂😂
Misaotra betsaka fa tena afampo n'a afaafa aza n'y fetefany n'y fitiavana ce le destin
Mankasitraka fa tsara matokiky kely !
Le tohiny
💘❣💚💗🤍💖♥️💜💓❤🧡💛💙💕
Misaotre'e tompoko azafd famga tsisy tohiny ve.
Misaotra nizara oh tena efa sasa-miandry mht
Nb: tokony mba ahintsy Kely am manaraka ry panaoratra fa otran oe refa solafa ve de tsy tokony hotiavina sy anam pitiavana rah mieno an le tantara , am le oe midona am poto 😢
Domoina Rafanomezantsoa ka izy kosa aloa tsy niteny hoe tsy mety raha vao sôlafa fa nisalasala fotsiny izy hoe mety sôlafa ilay niantefan'ny fitiavana
Non enonao kosa ngamba le teny oe nijabaka izy fa solafa olona zany . Fa ieny e tsy manina fa mba otran nanimba ny sofiko fotsiny le izy , am tantara otrzao manko no antoka ray am fanabeazana de tokony lanjalanjaina iany ny zavatra soratana
Domoina Rafanomezantsoa misy fahamarinany tokoa aloa ny voalazanao e
Ka zay mintsy ilay fiainana hita eny @fiarahamonina dia ampita ko
Mafifinaritra e .tsara be
Mankasitrak tompoko merci nizara
Mankasitraka tompoko