Tantara malagasy RNM - Vero sy Haingo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ม.ค. 2020
  • Radio Madagasikara

ความคิดเห็น • 25

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko 😍😍 fa mahafinaritra lay tantara misy lesona azo alaina ho antsika ray amandreny sy ho an'ny zanaka misaotra betsaka anareo tompoko 😍 miandry ny tantara vaovao indray 😍😍

  • @luciarahary5349
    @luciarahary5349 2 ปีที่แล้ว

    Ratsy saina i Frankis

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ô!

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nareo oo vo hineno azy zao ka 🎧🎧💕💕💕

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko tena feno anatra hoany n'y tanora n'y tantara misaotra tompoko

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraky indrindra anareo Tompoko fa miheno tantara vaovao fona avy aminareo e!

  • @safidy6782
    @safidy6782 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci beaucoup e

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Msaotra anareo nanomee 🙋‍♀️❤

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara fa tsara be

  • @eleonoreambrosi9238
    @eleonoreambrosi9238 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ô tsara be le izy

  • @vonjisoanambininaravelojao9573
    @vonjisoanambininaravelojao9573 4 ปีที่แล้ว

    Ny tena tiako amin'ny ilay tantara dia ny fihetsiky ilay raim-pianakaviana nitondra ny zanany vavy nody ra nahita azy tao anaty lavaka hoe: andao hody fa mbola misy toerana ho anao ao antrano

  • @lovalova2954
    @lovalova2954 4 ปีที่แล้ว

    Avy eniko tantara ity ary mbola misy cd @nao ao. misaotra ee

  • @mottonony3810
    @mottonony3810 4 ปีที่แล้ว

    Bjr misaotra sy makasitraka indrindra

  • @voahangyalinoro7293
    @voahangyalinoro7293 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara

  • @mimiwendystenny8894
    @mimiwendystenny8894 4 ปีที่แล้ว

    🙏🙏🙏🙏🙏❤️

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara

  • @NinaNina-gs8nq
    @NinaNina-gs8nq 4 ปีที่แล้ว

    🙏💖🙏mankasitraka

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว

    Tantara tokony mbola hisy tohiny ity

  • @bellrichina155
    @bellrichina155 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko ô

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany tompoko

  • @miangolaspeyer1813
    @miangolaspeyer1813 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Be dia be.

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @aluciahheninintsoa5865
    @aluciahheninintsoa5865 4 ปีที่แล้ว

    Mansitraka tompoko

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Tompoko fa tena afapo e!