- 256
- 2 187 736
Tahiana-Hasina
เข้าร่วมเมื่อ 29 พ.ย. 2019
วีดีโอ
Hafatra farany - 104 FM coming soon
มุมมอง 3794 หลายเดือนก่อน
Tantara malagasy arahinao rapitso 5 Jolay eto amin'ny TH-cam
Tantara malagasy - Hantsana makadiry (105.6 FM)
มุมมอง 2.8Kปีที่แล้ว
Tantara malagasy - Hantsana makadiry (105.6 FM)
Tantara malagasy - Iray tamboho fa tsy iray tam-po (104 FM)
มุมมอง 3Kปีที่แล้ว
Tantara malagasy - Iray tamboho fa tsy iray tam-po (104 FM)
Tantara malagasy - Avotr'aina (Fiz2) {105.6FM}
มุมมอง 1.8Kปีที่แล้ว
Tantara malagasy - Avotr'aina (Fiz2) {105.6FM}
Tantara malagasy - Avotr'aina (Fiz1) {105.6FM}
มุมมอง 1.2Kปีที่แล้ว
Tantara malagasy - Avotr'aina (Fiz1) {105.6FM}
Tantara malagasy - Ataoko rehareha (RFM 92)
มุมมอง 1.5Kปีที่แล้ว
Tantara malagasy - Ataoko rehareha (RFM 92)
MANKASITRAKA TOMPOKO O! TENA TSARA ILAY TANTARA ARY TENA ZAVA MISY IO !! MAMPALAHELO SY MIREFAREFA NY TOE TSAINA MAMADIKA TANINDRAZANA SY TIA VOLA LOATRA!! TS VANONA MIENDRIKA HO VONOINA,!!!
C'est bien vrai ! La croyance est limitante! Aza mifandrebireby fa NDE miasa! Avy eo de Jesosy s'y A/ tra no omena tsiny s'y ialokalofana @ hakamoana, de Zay no lahatra ! Sy voasoratra? Tsisy mana eo fa n'y atsembohan.ny tavanao no hinananao! Jesosy nga no nahafaty antoka anao t@ le mofo? Hano fa tsisy magie eo e!
Finaritra be aho miheno le tantara. De misaotra betsaka tompoko. Mankasitraka 🎉.
Mampalahelo ilay zaza kely
MILAYYYYY e!! MANKASITRAKA an!
Pff tena propagande de Rajoelina. Vraiment nul
Misaotra nizara ôo fitandremana @tsimo-karetiny @Sida ty
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mba kely mahagaga ahy le bonjour fa tsy misy intsony le manahoana efa ela zaho no miala mada maro ny tantara fa mitovy any mada de efa bonjour bonjour gaga zaho mba omeo fanazavany re eee
Tsara ilay tantara fa misy mandreraka be ny mihaino ilay mikasôsôka be !!!
👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹👹 zany mitsy ataony reo tsivagona reo, miesogna mitsangagna 🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈
😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😂😂😂😭
🙊🙊🙊🙊🙊🙊🙊🙊🙉🙉🙉🙉🙉🙉🙉🙉🙉🙉🙉🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🙈🦀🦀🦀🦀🦀🦀🦀🦀🦀🦀🦀🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭
Misaotra sy mankasitra indrindra Tompo o 🙏🎉❤🎉❤
Indrisy ry vahoaka Malagasy sy ny fireneko. 😢😢😢😢
Tokony mbola ho isy tohiny ilay izy
2024: izahay generation 2000 fa tena mankafy itony rakipeo sytantara taloha itony , tena miaina ilay tantara no sady mizara hatsikana kkk
Tiko lotra ito hira Ito ❤❤
Misaotra e
Tena tsara B, otrany tena fiainana réel mintsy no anaovanzareo azy, BravO 👏👏
Nifampihinana zareo horreurs be
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬
Ity fivavahana nentiny vazaha ity mihtsy no tena manimba ny fomba maha Malagasy
Tena Mapme le tantara ka,sad mahafinaritra . Ka miampy ndray ny Maro an-davaka 😂😂😂😂 misaotra fon e
Tsara Kos koo, otran tena réel ilay izy anaovanzareo azy, Mankasitraka ee 🙏🙏
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
MBA hafa kel ndray Ty tantara Ty ka, mankasitraka ee,tsara loatra 🙏🙏
Misaotra betsaka nizara ❤❤
Misaotra nizara. Laka(na)-nitana no izy tompoko 😊
Mampalahelo kosa ilay tantara e
Ry raiamandreny aza miteraka, indrindra miteraka maro rehefa sahirana sy tsy hikarakara ny ankizy, aza ampijaliana ny ankizy....... Misaraha fa lehilahy tsisy fotony....
Mankasitraka, ela be ianareo tsy namoaka izay, Anatra ho antsika rehetra
Misaotra nizara ô anatra hoan'olo manao tsinontsinona olona sy ts mba tia manao n'inoninona eo @fiarahamonina ty tantara ty
Tiko ery ❤ merci nizara o
Mbola mila ezaka b mits ny mpilalao sady izany indrindra koa no hampivoaka ny tantara ho tsara
Tongasoa nareo, nanao vacances ela loatra e!
Fa taiza ianareo e? Ary nankaiza i Hery? Iny tena mahay koa
Hery sy Solofo aloha tena mahay e! Tohizo fa tsara, ohatra ny tena hoe talenta ao aminareo mihitsy ilay izy, mandeha ho azy e...
Misaotra e! Milay. 2024 aho no mihaino
🖕🖕🖕 Misaotra e, ary aiza i Hery? Mahavoa koa iny an!
Tsara loatra ,Mankasitraka 🙏♥️
Tsara B , sad Mapme ilay izy no mahafinaritra ,misaotra indrindra 🙏🙏
❤❤
Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋♀️
Misaotra e
Misaotra betsaka nizara ❤
Misaotra betsaka nizara ❤❤
Mankasitraka tompoko ô❤
Misaotra betsaka nizar oooh 😂🥰🥰🥰🥰