TODY - Tantara an'onjampeo malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ต.ค. 2019
  • "Ny dotim-paty aza misy fa ny todim-pitia manodiava"
    #tantarampiainana
    #tantarampitiavana
    #radiotana
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 55

  • @hantalidia7996
    @hantalidia7996 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be ilay tantara fa misaotra betsak ooo 🥰

  • @evaeva3975
    @evaeva3975 4 ปีที่แล้ว

    Bswr , izay vao vita n asa d , izay v hieno ,merci beaucoup 😘❤

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraky indrindry Tompoko , fa tsy mitsahatry ny manolotra ny soa sy ny tsara anay e! Isorako manokana ianao I TOKI ANA fa tsy magnadigno anay e!

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 4 ปีที่แล้ว +1

    woweee 1ère merci beaucoup💋💖💋

    • @mampiononamampionona1751
      @mampiononamampionona1751 4 ปีที่แล้ว

      misi anatra tsara merci ô ô💖

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว +1

      mampionona mampionona arabaina ô 🔔

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว +1

      mampionona mampionona arabaina ô 🔔

    • @mampiononamampionona1751
      @mampiononamampionona1751 4 ปีที่แล้ว

      @@tantara.malagasy salama ô Tena tsarabe le tantara fa merci beaucoup de miandry tantara manaraka njai ô merci 💋💖💋

  • @mimalala03
    @mimalala03 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany an, tonga de hihaino 🌹🌷😘

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena tsara 😍!

  • @cedriqueflorent4861
    @cedriqueflorent4861 4 ปีที่แล้ว +3

    Tonga voalohany ndray zah anhhh😊vo hihaino fa misaotra re😍😍

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko mercy nizara

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว +1

    Ndriiiii mankasitraka fa tena tsara be ilay tantara

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra eee,miandry ni tohiny 🌺

  • @agemarco1299
    @agemarco1299 4 ปีที่แล้ว

    Salut salut , tsara le tantara 👊🏻👊🏻

  • @kuwaira9441
    @kuwaira9441 4 ปีที่แล้ว

    😍😍😍😍

  • @onalllopa229
    @onalllopa229 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko!!

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Bjr msaotra indrindra e . 🙋‍♀️🎧🙋‍♀️

  • @pelazoantonnella1758
    @pelazoantonnella1758 4 ปีที่แล้ว

    👍

  • @eleonoreambrosi9238
    @eleonoreambrosi9238 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao nizara sy tsy nanadino mankasitraka hatrany e bonne journée

  • @njakarass6905
    @njakarass6905 4 ปีที่แล้ว

    mankasitraka eee

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 4 ปีที่แล้ว

    Tiko be le tantara mankasitraka anareo fona!!!

  • @clive-cynthiadaniels2269
    @clive-cynthiadaniels2269 4 ปีที่แล้ว

    Bjr daoly,zao zah vao hiaino sady manao raharaha ato antrano ,misaotra e

  • @katissyanah9448
    @katissyanah9448 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitra eee

  • @sarikatina8493
    @sarikatina8493 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka eee tsara be

  • @pierrotramarovahoaka1929
    @pierrotramarovahoaka1929 4 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra mananatra ireo lehilahy tsy mivaky loha ny vadiny sy ny olo-tiany e ! raha izaho aloha dia misintona lesona ary hajaiko sy tiaviko le vadiko tokana e !!!

  • @southji2822
    @southji2822 4 ปีที่แล้ว

    Eto ampihainoana tompoko o , mankasitraka sahady

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Fa tsara sady manao raharaha no miheno

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Nizara

  • @mireillemadeleine2354
    @mireillemadeleine2354 4 ปีที่แล้ว +1

    Bonjours misaotra nizara o

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว

      Mireille Madeleine bonjour, izao indray vao hita sady taraikiraiky an 😬

  • @yanteyante4019
    @yanteyante4019 4 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA tompoko ô

  • @herisitrakaratsimbazafy6337
    @herisitrakaratsimbazafy6337 4 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA Tompoko miandry tohin

  • @djasmirahonista2158
    @djasmirahonista2158 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak tompoko ô

  • @bonjourjeanpierre3219
    @bonjourjeanpierre3219 4 ปีที่แล้ว

    Mlaye

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka o

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ô de miandry tohiny tompo

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka eh

  • @mottonony3810
    @mottonony3810 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra fa vao heno de mirary soa hatrany

  • @lalolalo523
    @lalolalo523 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara fa mafinaritra

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 4 ปีที่แล้ว

    Hanatra b ilay izy
    Misaotra nizara

  • @nororaveloarijaona9331
    @nororaveloarijaona9331 4 ปีที่แล้ว

    000000p00mmm00000000ppp0p0p000pppppp0p00pp00pp00pp0ppp0pppppp00ppppoppopppppp9p9pppp9p9p9p9pp9p9pppppppppppppppp9ppppp99o99ôpppppppppp9pppp9pppp9ppppppppppp999oooo9pppppppppppppp9ppppppp9pppp00

  • @guyradolalaina4980
    @guyradolalaina4980 4 ปีที่แล้ว

    G

  • @ericmanantsoatahinawalter4008
    @ericmanantsoatahinawalter4008 4 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA NIZARA TOMPOKO O

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Miandry tohiny tsy ela be e?

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว

      Sidonie Juster indray mihaino io tompoko

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ô

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette7181 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko