Ento (Cevam) - Pepe Shine - Antsa fiderana ho an'ny firenena

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 มี.ค. 2021
  • Sabotsy 6 Marsa 2021
    Andro iray nanamarika ny tantaran'i Madagasikara satria niray fo ny Malagasy, hatrany amin'ny Andriamatoa Filoham-pirenena mivady, hivavaka ho an'ny taniny. Araka ny voasoratra ao amin'ny 2 Tantara 7:14 hoe
    "Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny."
    Fotoana hitodihan'i Madagasikara amin'i Jesosy izao ary hisandratany !
    Andaho hiara-hivavaka mba hahatongavan'izany faingana !
    Raha te hijery ilay fotoana complet ianao dia ato amin'ito
    • Antsam-piderana ho an'...

ความคิดเห็น • 15

  • @FranciaBelle
    @FranciaBelle 23 วันที่ผ่านมา +1

    Alléluia 🎉❤❤❤❤❤❤❤❤
    Te ahita anw aho jesosy ah 😍,ento miakatra aho 🎉

  • @tabletteafa218
    @tabletteafa218 11 หลายเดือนก่อน +1

    Ovina zay ndray no makaty aty Atsirabe pepe shine

  • @bourgeoisolivierfranceska490
    @bourgeoisolivierfranceska490 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra... Voninahitra ho an'i Tompo, Misaotra Pepe shine, 🙏
    Bourgeois Franceska

  • @anjaraherizombola4206
    @anjaraherizombola4206 2 ปีที่แล้ว

    Malalako Io annn ♥️

  • @anthoniavoniary4332
    @anthoniavoniary4332 3 ปีที่แล้ว +1

    Deraina Jesoa Amen

  • @tabletteafa218
    @tabletteafa218 11 หลายเดือนก่อน

    Amen

  • @gallassy
    @gallassy 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo...misandrata Tompo o Amen

  • @antsaniainaredact7956
    @antsaniainaredact7956 2 ปีที่แล้ว

    amen

  • @titarafalimanana871
    @titarafalimanana871 3 ปีที่แล้ว

    Madagascar an i Kristy. Amen
    🕊️🔥🙏

  • @niniiasy3940
    @niniiasy3940 2 ปีที่แล้ว

    avance mama bis mam'b d tahian'i Jesosy foana foana .

  • @christianahannah2927
    @christianahannah2927 3 ปีที่แล้ว

    Aléloia, fotoana tsara be , mampité hamérina foana

  • @wardah4579
    @wardah4579 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanana, fa maninn kay Pepe mandoko volo sy manao kavina ngoza be? Manalava hoho... tsy tiany Jesosy anie reo, na patalo, na maquillage ko aza...

  • @arrynayre6496
    @arrynayre6496 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen

    • @tabletteafa218
      @tabletteafa218 11 หลายเดือนก่อน +1

      Voninahitra hoany Jehova