Break every chain - Will Rise feat Pepe Shine - Antsa fiderana ho an'ny firenena

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 มี.ค. 2021
  • Sabotsy 6 Marsa 2021
    Andro iray nanamarika ny tantaran'i Madagasikara satria niray fo ny Malagasy, hatrany amin'ny Andriamatoa Filoham-pirenena mivady, hivavaka ho an'ny taniny. Araka ny voasoratra ao amin'ny 2 Tantara 7:14 hoe
    "Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny."
    Fotoana hitodihan'i Madagasikara amin'i Jesosy izao ary hisandratany !
    Andaho hiara-hivavaka mba hahatongavan'izany faingana !
    Raha te hijery ilay fotoana complet ianao dia ato amin'ito
    • Antsam-piderana ho an'... ​

ความคิดเห็น •