Pepe Shine - Live (The Worship Moment 31)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
- #Pepe_Shine
#From_live
#The_Worship_moment
01- Pepe Shine (From Mitsangana ka mihazava)
02- Pepe Shine (From Cevam)
03- Pepe Shine (From Hiaka mafy sy fiderana)
Available also on FB page "The worship Moment" & on 95fm Antsirabe every Saturday 2 pm #SUBSCRIBE
Misaotra Jesosy o
Raiso ny fisaotako Jesosy a
Miankohoka anatrehanao.
Mankasitraka tanteraka Anao ny momba anay rehetra.
Ry Tompo Lehibe Mpanjaka Andriamanitray mandrakizay.
Heleloia Haleloia.
Amen Amen 👏👏👏
Raiso ny haja sy dera ary voninahitra mandrakizay 🙇♀️🙏
Mitomboa fahasoavana akia Pepe Shine, zana-tsipìka-maherin'ny Tompo 👍
Merci pour votre chanson les paroles me font pleurer merci du fond du cœur continué halleloia amen Jésus bisous bisous narreou halleloia 🙏
Allelouia mahereza ravavy e
Halelloia halelloia amen amen
Misaotra Tompo ô
Lehibe tokoa ianao Tompo ô,Amen
Omar Ali ravavy malalako mitombo fahasoavana atrany ny Tompo anie hoba anao antrany ary apitombo ny fanomeza mpahasoavana nomeny anao Alléluiaaa
Tokony ijoro vavolombelona amin ny fiteny amn hira ary amn fitafiana isika tsy sanatria mitsara fa tiko loatr ny feonao fa izay rehetra momba anao anie d hotorak izany anie satria vavolombelon Kristy isika izay nandray azy .Tahin Jesosy ianao
Matthieu 12:33 ny voany no hamatarana ny hazo.
Sara bée👏😁
Tena henoko be le fanatrehana :) tsy miova ny Tompo Aleloia
Voninahitra ho an'Andriamanitra Fitiavana ! 🙏😇
LEHIBE TOKOA NY TOMPO
Haleloia f tsy tokony asina pub kosa l fiderana eny afovony eny e
In wa le zv noteneninao teo in e?mba te ahafantatra fotsin?teny ts fantatr l iz fa tena ts ao anaty diksionera mits!mankasitraka