Nandresy Ianao - Victor's Crown (Darlene Zschech) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 มี.ค. 2021
  • Sabotsy 6 Marsa 2021
    Andro iray nanamarika ny tantaran'i Madagasikara satria niray fo ny Malagasy, hatrany amin'ny Andriamatoa Filoham-pirenena mivady, hivavaka ho an'ny taniny. Araka ny voasoratra ao amin'ny 2 Tantara 7:14 hoe
    "Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny."
    Fotoana hitodihan'i Madagasikara amin'i Jesosy izao ary hisandratany !
    Andaho hiara-hivavaka mba hahatongavan'izany faingana !
    Raha te hijery ilay fotoana complet ianao dia ato amin'ito
    • Antsam-piderana ho an'...

ความคิดเห็น • 29

  • @lalune-bk7ky
    @lalune-bk7ky หลายเดือนก่อน

    Merci Pepe ho ani Jesosy Kristy. Mankahery

  • @KAREN-rx5tz
    @KAREN-rx5tz 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra bedia be Jesosy a!!! Misaotra , misaotra!!! Alleluia!!!

  • @lalune-bk7ky
    @lalune-bk7ky หลายเดือนก่อน

    ❤Amen

  • @zitaraza3024
    @zitaraza3024 2 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fa tsar be le hira.
    Mandresy aho miaraka @ Jesosy

  • @MisnieNambinina
    @MisnieNambinina 3 หลายเดือนก่อน +1

  • @faniekely
    @faniekely 9 หลายเดือนก่อน

    Jesoa anie handrodana tokoa ny herin'ny satana eto Madagasikara! Jesoa hanjaka! Handresy ny Marina sy ny Mazava!

  • @VolonaBelle-ro4cb
    @VolonaBelle-ro4cb หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤

  • @ramiandrisoadiana1709
    @ramiandrisoadiana1709 3 ปีที่แล้ว +3

    Amen🙏♥️

  • @titarafalimanana871
    @titarafalimanana871 3 ปีที่แล้ว +1

    Madagascar hoan Kristy. AMEN, AMEN, AMEN 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @gabrielange6991
    @gabrielange6991 3 ปีที่แล้ว +1

    Une chanson qui t'inspire, qui te donne du courage de la force et de l'espoir
    💪🏼😌 merci beaucoup Pepe Shine 🙏🏼🙏🏼 ❤️🇲🇬

    • @pepeshine8003
      @pepeshine8003  3 ปีที่แล้ว

      Haleloia ! Tahian'i Jesosy Tolotra 😊

  • @joanierasoanindrina9763
    @joanierasoanindrina9763 3 ปีที่แล้ว +1

    Alléluia

  • @estelledimenche3657
    @estelledimenche3657 3 ปีที่แล้ว +1

    tegna tafiditra be zah ato antrano tsara be misy fanatrehana amen be ky an bisous de mitomboa amin ny fahatsarana ky an

    • @pepeshine8003
      @pepeshine8003  3 ปีที่แล้ว

      Haleloia, ho an'i Jesosy ny Voninahitra ! Tahian'i Jesosy ky Estelle ah

  • @laureatrazafisonursuline2798
    @laureatrazafisonursuline2798 3 ปีที่แล้ว +1

    Gloire au roi des rois

  • @michaelrahamefy3173
    @michaelrahamefy3173 2 ปีที่แล้ว +2

    Ao anatin'ny aretina aho no mihaino an'izao hira izao. Mampahery tokoa. Tsy maintsy azoko ny fanasitranana. Mampahery an'ireo izay anaty aretina ihany koa.

  • @christianssongcovers3225
    @christianssongcovers3225 10 หลายเดือนก่อน

    Matanja peo be enao anabavy ao aminy Tompo. Voninahitta ho ani ANDRIAMANITRA

  • @valou_raza
    @valou_raza 3 ปีที่แล้ว +2

    ❤❤❤🙌

  • @rojotianarakotondrazanany9012
    @rojotianarakotondrazanany9012 3 ปีที่แล้ว +2

    Alléluia ❣️❣️🇲🇬🇲🇬

  • @lucianomacclarkrakotoniain5732
    @lucianomacclarkrakotoniain5732 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be ny hira
    Mafana ny sehatra
    Mahafa-po

    • @pepeshine8003
      @pepeshine8003  3 ปีที่แล้ว

      Tahian'i Jesosy Luciano Mac Clark Rakotoniaina

  • @serenamojela
    @serenamojela ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @didierabefiringa780
    @didierabefiringa780 4 หลายเดือนก่อน

    Marokodotra mihintsy ao miheno feo nao zany pepe, tena trara feo be ndri

  • @christianssongcovers3225
    @christianssongcovers3225 10 หลายเดือนก่อน

    Bravo anilay batteur #mafy beh akoa iza ny anarani inona ny pejyni fb na youtube? Merci

  • @laurenandria2725
    @laurenandria2725 3 ปีที่แล้ว +1

    ❤❤❤❤