Ho Azy ny Voninahitra - Pepe Shine

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2021
  • HO AZY NY VONINAHITRA
    Noho Izy sy ho Azy
    Ho Azy ny zavatra rehetra
    (x4)
    Ho Azy ny Voninahitra (x3)
    Mandrakizay, amen
    Endrey ny halalin'ny harena
    Fahalalana an'Andriamanitra
    Mahatalanjona
    ny Fitsarany sy ny Lalany
    (x2)
    Ho Azy ny Voninahitra (x3)
    Mandrakizay, amen

ความคิดเห็น • 7