Miomàna 291 : velona ka mbola mitoetra 03 10 2021

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • 03 oct 2021

ความคิดเห็น • 16

  • @ravaosolohantanirina4018
    @ravaosolohantanirina4018 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara sy nampianatra

  • @vivirazafimahaleo5825
    @vivirazafimahaleo5825 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen mankasitraka anao Ranadahy, mitondra am-bavaka ho anareo rehetra , izay nampitondrain'i JESOSY ny Teny tsy misy kilema, mba ho maro ny Fanahy ho voa-vonjy, hitsena an' JESOSY eny amin'ny Rahon'ny Lanitra Amen, samy ho tahin'i JESOSY

  • @veroniquedelvas9689
    @veroniquedelvas9689 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanana mankasitraka tompoko

  • @miorasoa1959
    @miorasoa1959 3 ปีที่แล้ว

    VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY MISAOTRA ANAO PASTEUR ❤️❤️❤️

  • @mscrestena6582
    @mscrestena6582 2 ปีที่แล้ว

    Manasitra hatrany amin'ny fizarana rehetra voninahitra hoan'Andriamanitra irery Ihany

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany🙏

  • @lalainanomenaravelosaona189
    @lalainanomenaravelosaona189 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko.

  • @malalaniainasetrachristell5103
    @malalaniainasetrachristell5103 3 ปีที่แล้ว

    Misaotran Tompo mananatra hatrany sy mampahafantatra ,aoka ho azontsika antoka ny famonjena Amen,izay misy ny Fanahin Andriamanitra no AZY AMENA

  • @esthe-elah8963
    @esthe-elah8963 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak eeee

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra pasteur ! AMEN

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 3 ปีที่แล้ว +3

    Fiadanana ! Voninahitra ho an’i Jesosy ! Haleloia ! Mankasitraka Pasteur Tantely am’ fampianaranao ny Tenin'Andriamanitra . Ampio izahay Jesosy hitoetra hatramin'ny farany mandra-piavinao Jesosy . Ampianaro mandrakariva izahay hande am’ Fahamasinana sy ny Tahotra Anao Andrimanitra . Amen !
    Homba anao sy’ny ankohonanao anie Jesosy Kristy , enga anie ka ho maro ny olona mandray an’izao fampianarana izao . Haleloia ! Amen !

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 ปีที่แล้ว

    Fiadanana !
    Mankasitraka @ fizarana sakafom-panahy tsy mitapaka
    Voninahitra hoany Jesosy kristy Tompontsika Amen 😇😇🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @rafaraline247
    @rafaraline247 3 ปีที่แล้ว

    Amen mankasitraka pasteur aminy fampianarana voninahitra hoan' andriamanitra irery iany

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 3 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @razanatsimbaainaprisca6494
    @razanatsimbaainaprisca6494 3 ปีที่แล้ว

    Amen mankasitraka PST tantely