Miomàna 243 : Jesosy no fihavanantsika_230820

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 17

  • @fevrika1005
    @fevrika1005 4 ปีที่แล้ว

    Amena. Be mankasitraka indrindra ny amin'ny fampaherezana mafinaritra voninahitra lehibe anie ho Andriamanitra Tokana sady marina sy Jesosy Kristy Tompo mpamonjy antsika. Mitomboa fahasoavana hatrany anie ranadahy malalako fiadanana anie ho aminao fiadanana ho amin'ny ankohonanao rehetra. Isaorana manokana ihany koa ianao nanaiky nataony Andriamanitra fitaovana hampita teny soa sy mahafaly. Andriamanitra fiadanana anie hampitombo talenta izay ananao enganie mpanazava avy eto antany ka hatrany an-danitra 💞

  • @hessatsarayahmad2670
    @hessatsarayahmad2670 4 ปีที่แล้ว +2

    Amen

  • @liloopuce1
    @liloopuce1 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy ooo.

  • @izyilayizy8657
    @izyilayizy8657 4 ปีที่แล้ว

    Na izany teny hoe mihaona @ Jesosy eto antany izany aza tsy azoko taloha fa ankehitriny mazava amiko ny atao hoe izaho no hifidy , azoko ny atao hoe zay mandondona dia ho sokafina , tena any anatiko any ny toriteny rehetra voninahitra ho an'Andriamanitra

  • @volatianaharisoa7597
    @volatianaharisoa7597 4 ปีที่แล้ว +2

    Fa izaho dia eo akaik Andriamanitra no mahatsara misaotra Jesosy Kristy fa mbola nomenao fotoana aho nahafako nihaino ary tena ankato fa tsy mpihaino fotsiny Amen mankasitraka ranadahy a 🤦‍♀️

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 4 ปีที่แล้ว

    Amen🙏😇❤

  • @malalaclaudia897
    @malalaclaudia897 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitrak INDRINDRA fizarana fampaherezana HOMBANAO TOMPO

  • @izyilayizy8657
    @izyilayizy8657 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra an' Andriamanitra mafy mihintsy nanome pizara toriteny toa anareo izao , fa ankehitriny vao tena mazava amiko izany atao hoe mivavaka sy izany atao hoe akaikin ' Jesosy sy mihaina eo an ' ilany , voninahitra anie ho an ' Andriamanitra izay tsy mitsahatra mankatia ny zanany

  • @ainantokyprisleonaina6455
    @ainantokyprisleonaina6455 4 ปีที่แล้ว

    Fiadanana jesosy paster tantely voninahitra ho any jesosy irery iany aiza Kay NY toerana fampianarana sa mbola eny ambohibao ainy ve azafady mankasitraka paster tantely

  • @grisghsg8758
    @grisghsg8758 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara ny teniny Tompo pasteur ee

  • @RoFANIPPAA
    @RoFANIPPAA 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka re tompoko

  • @rithairina7900
    @rithairina7900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka.pastera.tantely.@.fanpianarana

  • @Grace-fo5nt
    @Grace-fo5nt 4 ปีที่แล้ว

    Amen

    • @harylidon4098
      @harylidon4098 4 ปีที่แล้ว

      Fiadanana ! Voninahitra ho an'i Jesosy . Misaotra indrindra Pasteur Tantely nohon'ny fampianaranao , enga anie ka samy ho diovin'i Jesosy amin'ny Rany Masina isika ka samy handray ny Famelan-keloka avy Aminy . Amen !

  • @yalcouyeclaudia8383
    @yalcouyeclaudia8383 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @kimmahefa7290
    @kimmahefa7290 4 ปีที่แล้ว

    Amen