Hafatra ho an'ny mpitondra sy mpitarika fivavahana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • "Izay soratra rehetra nomen’ ny tsindrimandrin’ Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon’ Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin’ ny asa tsara rehetra."
    2 Timoty 3:16-17

ความคิดเห็น • 14

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 ปีที่แล้ว +4

    Shalom! Misaotra Tompoko. Ny voninahitra dia ho an' Andriamanitra irery ihany ! Amen!

  • @ameods9959
    @ameods9959 6 ปีที่แล้ว +1

    EXPERT @ BAIBOLY DAHOLO NY GASY EH, TENA MANKALEO, AIZA NO MISY ANTSIKA @ ZAO

    • @clermontrakotondrasoa4195
      @clermontrakotondrasoa4195 3 ปีที่แล้ว

      Gisitra Madagascar any@ farany pays le plus pauvre du monde fiangonana mampiesona

  • @soloannecheena3777
    @soloannecheena3777 7 ปีที่แล้ว +2

    Amen

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 6 ปีที่แล้ว +1

    Amen,isaoran qnie Tompo,mankasitrak zoky

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka 😘 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Amen

  • @rasolofotojo9635
    @rasolofotojo9635 7 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka zoky Ray aman dreny aa

  • @solangerandrianarintsoa7843
    @solangerandrianarintsoa7843 7 ปีที่แล้ว +2

    mankasitra zoky a

  • @mendrikajaratefinanahary1903
    @mendrikajaratefinanahary1903 7 ปีที่แล้ว +1

    MitsaotraTompo de mitsaotranao koa zoky be nizara ny hafatra de tahin Jesosy ianao

  • @faniloandriamialisoadiadem5515
    @faniloandriamialisoadiadem5515 6 ปีที่แล้ว +1

    AMEN

  • @Njakasoa
    @Njakasoa 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo GBT @ fampianarana tena ara-baiboly omenareo.

  • @b.criticofficial890
    @b.criticofficial890 5 ปีที่แล้ว

    Ny zavatra tahaka an'izao no tena tsy mampandroso ny firenena fa variana mifantoka amin'ny finoanoam-poana fa tsy mifantoka amin'ny zavatra mahasoa. Dia izay rehetra fa milaza azy fa mpivavaka sy mamaky baiboly dia henoina sy hinoana daholo. Alohan'ny itenenanao zavatra amin'ny olona sy handresenao lahatra olona dia mba fantaro aloha hoe tena marina tokoa ve ny zavatra lazainao ary inona ny porofo entinao anamarinana an'izany.
    2000 taona mahery izay no nisy ny fivavahana sy finoana kristiana fa tsy mbola lasa kristiana iany hatramin'izao Asie (ary tsy mbola lasa bouddhiste iany koa ny firenena occidental). Efa 100 taona mahery izao no nivavahan'ny malagasy na tamin'andriamanitra, na ny razana na izay rehetra azo ivavahana fa tsy mbola mandroso iany. Raha hoy ianao hoe : "ka tsy ilay andriamanitra tena izy no ivavahany" dia hoy aho hoe fa iza amin'ireo andriamanitra aman'arivony noforon'ny olombelona ary e. Raha hoy ianao hoe : "Jesoy no izy" dia hoy aho hoe : "poroy ary fa tsy misy ny andriamanitra sasany izay hinoan'ny olona sasany manerana ny tany e!" Raha vitanao ny manaporofo fa tsy misy ireo andriamanitra ireo dia aza adino ny milaza izany amiko.
    Raha ny finoana no antenaina hampandroso dia vao maika hilentina ny firenena ary tadidio fa " PRIER N'EST PAS AGIR "

    • @kristianamalagasy
      @kristianamalagasy 5 ปีที่แล้ว

      Mampalahelo ianao, JAMBA MAHIRATRA. tsotra ny zavatra holazaiko anao, teneno mivantana io Andriamanitry ny kristiana io, antsoy IZY hampiseho ny TENANY aminao fa hahita tokoa ianao fa dia miomana. Ary ny irariako ho anao dia ny hahitanao AZY dieny ianao mbola velona izao satria loza ho anao raha izao toe-panahinao izao no entinao maty sy hihaonanao AMINY.

    • @kristianamalagasy
      @kristianamalagasy 5 ปีที่แล้ว

      Mampalahelo ianao! JAMBA MAHIRATRA! tsotra no ambarako anao, antsoy mivantana io ANDRIAMANITRY ny kristiana io, asaivo mampiseho sy manaporofo ny fisiaNY aminao IZY. Dia miomana fa hahita tokoa ianao. Ary enga anie ka ianao izao mbola velona izao no hanaiky ny fisiaNY fa loza ho anao ny hanatrika AZY aorian'ny fahafatesanao, satria tsisy azo atao ho anao intsony amin'izay.