Hira Fanevan'ny Friendzone / Antso Bommartin

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 13 ต.ค. 2019
  • Ity ary ilay izy...Teraka ihany ilay faralahy kelinay :D...Clipko voalohany ho alefa @ televizionina sy ny radio rehetrarehetra iny saingy ianareo ato @ Antso Bommartin no mahita azy voalohany...
    Ianareo ve tsy mbola sendran'ilay bandy anakiray mi-insiste be iny?Ity no fomba tsotra sy mafinaritra ilazana azy ny zava-marina...Ao anatin'ny tononkira hono ny hafatra hoe...
    Tagueo eto izy :P
    Zarazarao ny Clip ho fanohanana ny @ manaraka
    Alatsaho avokoa ireo réaction anareo rehetra manoloana ny zava-misy :)
    Fisaorana manokana: -Fenosoa Rajeriarison teo @ fanatontonsana ny horonantsary
    -Jalheky nanao ny Arrengement musical
    -Talenta,Oroka,Tsiaro Andrianariseheno , Tsaroana Andrianariseheno,Nasaina ,Andraina Ramanampisoa,ary indrindradrindra Ramose d'amour Bommartin Jean Yves @ fanekena ho atao toy izao :P
    -Fy Ralaivoavonjy sy Tonton Carl t@ fanampiana
    -Tanjona Riantsoa :nanao ny make up
    -Boutique Ialy sy Iris nampiankajo
    -Ny Villa Fitiavana Salle de récéption t@ toerana ,ary
    -Ny espace Vohimasina...
    Vokatra Octobre 2019

ความคิดเห็น • 40

  • @estelleramavo5419
    @estelleramavo5419 4 ปีที่แล้ว +4

    Tiako be mihitsy ny complicité anareo mivady ❤️

  • @fetrafamenontsoa5413
    @fetrafamenontsoa5413 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahereza ralah fa na dia izany aza j'aime le coup du doigt d'honneur ;) Tsara @ankapobeany...

  • @armelrandrianasolo3482
    @armelrandrianasolo3482 4 ปีที่แล้ว +2

    Mafy ity hira iray ity ka !!! Courage zay friendzoné rehetra haha

  • @jessicaraholinirina9398
    @jessicaraholinirina9398 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara b❤️❤️❤️❤️

  • @Just___Louane
    @Just___Louane 4 ปีที่แล้ว

    WAOUHH ilay complicite tiako be beau couple

  • @tanjonanoella9182
    @tanjonanoella9182 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsarabe❤

  • @lecollectifnsc647
    @lecollectifnsc647 4 ปีที่แล้ว +2

    raha nareo ndray de tsis kian fôna e! 💗💗💗 ôtsan te himé zan njii ry antso refa tamin farany 😅😅😅

  • @hanatiagraciarazafindrakot6417
    @hanatiagraciarazafindrakot6417 3 ปีที่แล้ว

    Mahay manaw clip nareo an!

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 ปีที่แล้ว +1

    Izy mivady de mitovy mintsy... Hahaha tsara eeh

  • @hanatiagraciarazafindrakot6417
    @hanatiagraciarazafindrakot6417 3 ปีที่แล้ว

    Mafatifaty kely nareo sady mahay manaw clip an!

  • @lovalapason5035
    @lovalapason5035 4 ปีที่แล้ว +2

    Ngah ko ry Antso misy oroka firahalahina zany kkkkkkkkkkk

  • @jerominerazafindrazaka6330
    @jerominerazafindrazaka6330 4 ปีที่แล้ว

    Tiko be mihitsy 😍😍

  • @miome4331
    @miome4331 4 ปีที่แล้ว

    ça me rappelle le mba sahirana ery ny sipa mieritreritra oe aona ny fomba hitenenako oe "Non" sans le choqué ni passer pour une garce à la fin anefa tsy maintsy tezitra be foana le bandy de avy eo on se dit "tahakizay tonga de no teneniko oe tsy tiako tena lol"

  • @arielafiderana4107
    @arielafiderana4107 4 ปีที่แล้ว +1

    I love everything about this hahahahha

  • @fensrakotoarivony3030
    @fensrakotoarivony3030 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be !

  • @rinahnarindra6817
    @rinahnarindra6817 4 ปีที่แล้ว +3

    bedebe mitsy ny sipa oatran'izao an! krkrkrk! tsy te hiaraka officiel amle olona nef ny fihetsika rehetra tsy mandà :p dia avy eo babo le olona

  • @ranaivoharisoazaratianaodi846
    @ranaivoharisoazaratianaodi846 4 ปีที่แล้ว +1

    hahahahahahaha!! mafinaritra e

  • @CarapuceMLG
    @CarapuceMLG 4 ปีที่แล้ว +1

    gaigy fa milay - tsara :D

  • @danielerabary9855
    @danielerabary9855 4 ปีที่แล้ว

    Mafatifaty ianareo roa

  • @danyharilaza2811
    @danyharilaza2811 4 ปีที่แล้ว

    👌👌👌

  • @agemarco1299
    @agemarco1299 4 ปีที่แล้ว +1

    😂😂😂😂norme be

  • @nirinaritahfanomezaniaina8449
    @nirinaritahfanomezaniaina8449 4 ปีที่แล้ว

    mlay akie antso a!!!

  • @miarofy8267
    @miarofy8267 4 ปีที่แล้ว

    😍😍😍😍😍

  • @nomenarasata
    @nomenarasata 4 ปีที่แล้ว +1

    Ao tsara. D mba asina making-off tompoko raha mba mety, hihi

  • @tsiorylandy7191
    @tsiorylandy7191 4 ปีที่แล้ว

    Tsara kosa💑
    Fa mapme ana le farany manopa ve 😂😂😂😂

  • @ainatianaloyens1111
    @ainatianaloyens1111 4 ปีที่แล้ว

    Mankarary marina io hira

  • @kantorakotosalama9809
    @kantorakotosalama9809 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be

  • @fondationchretiennezaranai9681
    @fondationchretiennezaranai9681 4 ปีที่แล้ว +1

  • @zotahinaandriam8524
    @zotahinaandriam8524 4 ปีที่แล้ว

    aoka fotsiny

  • @jeanmeemarie5536
    @jeanmeemarie5536 4 ปีที่แล้ว +9

    Sad ts tsara no ts rats f mampisalasala ts ambony ts ambany 😩😩😩

  • @rouvahanna9699
    @rouvahanna9699 4 ปีที่แล้ว +1

    😂😂😂😂😂

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว

    Mafnaritra
    Tohizo fa tsra d aza te alaza fa zavatra tsra otran zao mafinaritra ra lasa malaza be manimba ra tazomy eo iany

  • @nyony5613
    @nyony5613 4 ปีที่แล้ว

    oroka firahalahiana aona ko e.mdrrrrrrrrrrrrr

  • @fondationchretiennezaranai9681
    @fondationchretiennezaranai9681 4 ปีที่แล้ว

    hahahaha

  • @eliaandrianjara7643
    @eliaandrianjara7643 4 ปีที่แล้ว

    th-cam.com/video/b133kSL0rFo/w-d-xo.html dans Natoo et Norman -FRIENDZONE

  • @florineabb6932
    @florineabb6932 4 ปีที่แล้ว

    Tratra le camera le panondraka rano t@ le varavara kkkkkkkkkkk

  • @user-ji7ie7ok1j
    @user-ji7ie7ok1j 4 ปีที่แล้ว

    tsy azoko friend zone .... nef misy zaza tampotampoka ... fa ilay farany tena RIPAKA TOTAL 😂😂😂😂 amko iny nanavotra ilay hira clip... et le reste 🙄

  • @cynthiaandrianjaka8820
    @cynthiaandrianjaka8820 4 ปีที่แล้ว +1

    le feo mintsy no tsy milay sisan'zay tsy de ratsy

  • @damadany7056
    @damadany7056 4 ปีที่แล้ว

    mlay fa mtad tahaka norman !
    th-cam.com/video/b133kSL0rFo/w-d-xo.html

  • @hanatiagraciarazafindrakot6417
    @hanatiagraciarazafindrakot6417 3 ปีที่แล้ว

    Mahay manaw clip nareo an!