C triste😔😔mais Sinon j'adore❤❤c grave lorsqu'on aime😊mais Il y a bcp des gens n'arrive pas a realisee lorsque tu aime qlq reste avec car sii un jour tu vas perdre cette personne c la que tu realisera ❤❤❤
[lyrics] zy,nanao izay rehetrarehetra ho an'ialah Nanolotra an'lay hira ''Noho elah'' Dia nanantena be hoe fa elah Tsy hitovy amn'rehetra aloha ra samy hoe lehilahy Izy,nanao ny ainy tsy ho zavatra satria... Mba nanantena be hoe ilay fitia Tsy hisy hisampana any havanana,tsy hisy hisampana any avia Fa nofy zany hisaraka,'lay hoe dila sanatria... Refrain: Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy Fa sendra ny taolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo Tsy 'lay ho vady mandramaty fa 'lay fofofofony ihany (Lay fofopofony ihany) Fa kay tsy tokana ... be lokoloko ny azy Tsy lay mba nadio fo fa be lotoloto no azo Toa lasa ranomaso ilay mba nofinofy ho azy (Nofinofy ho azy ) ( JOHANE ) Izy,mba nanantena be hoe fa ny ho avy masoandro hiposaka be ho'ah nenazy Efa vita kajy hatram'ny mariazy Resy lahatra fa tsisy toa andry raha vehivavy Izy,nirehareha fa hoe hafa ianao Sipa tia mandefitra sady zatra miafy ianao Tsy ho sendra fakam-panahy satria efa mafy ianao Dia efa mba nanolotra an'le ''Efa fantatrao'' Refrain : Fa kay tsy tokana ... be lokoloko ny azy Tsy lay mba nadio fo fa be lotoloto no azo Toa lasa ranomaso ilay mba nofinofy ho azy (lay Nofinofy ho azy ) Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy Fa sendra ny taolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo Tsy 'lay ho vady mandramaty fa 'lay fofofofony ihany (Lay fofopofony ihany) ( EL BOY ) : Ekena lehilahy ihany zah Mba manampitiavana anie ihany zah Matsapa marary otranao ihany ka.. Dia mba dinio ny atao ihany fa... ''Izy'' Izy niaritra ny ditraditranao Izy niaritra ny laingalainganao Izy niaritra ny toetra ratsinao Rehefa tia nge hoa toy ny tsy ho faty Vao mihetsika izy ,ianao migafy Tsy takona afenina ianao mampirafy Ka raha tsy mitady izy ianao tsy mitafy Nefa a... Tsaratsara ho'ah tsy lany marina Ny tody tsy misy ny atao no miverina Soa izy leo vao hatsapa tena elah Zah tsy mavita ka aleo faranana Refrain : x2 Fa kay tsy tokana ... be lokoloko ny azy Tsy lay mba nadio fo fa be lotoloto no azo Toa lasa ranomaso ilay mba nofinofy ho azy (lay Nofinofy ho azy ) Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy Fa sendra ny taolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo Tsy 'lay ho vady mandramaty fa 'lay fofofofony ihany (Lay fofopofony ihany)
Tafita ny hafatra tsapa ary mipaka tsara any ampo. Tena marina hajao ilay olona reef tia anao f tsy ahita otran iny tson enw na sipa na bandy fa tsy iverina aminao indroa n olona tena tia anao zany sao anenina.
Tena mandona be le tonon'kira, tena marina daholo le voady rehetra ao anaty tonon'kira, tena isakin'ny mitady hotratry ny fakapanahy za de mieno an'ito de mahatsiaro an'le olo tiko 😘 😅 !!! tsar e :)
za te handoa vola be dia be isaky ny misikatra an'ity Hira soa ity ny vahoaka Gasy. Ary vonona hanome ...X5 isaky ny mi-geste i Big MJ Ofisialy ao anatin izao fahasahiranan ny vahoaka Malagasy izao. Hozizy Grand Père-naka Milliardaire en Euros zay hoe: "Ny feno Tapany ihany no mikorintsana anaka. " Manopa ny Gasy sahirana io zaza Big Mj isaky ny manopa azy @ fahasahiranany
C triste😔😔mais Sinon j'adore❤❤c grave lorsqu'on aime😊mais Il y a bcp des gens n'arrive pas a realisee lorsque tu aime qlq reste avec car sii un jour tu vas perdre cette personne c la que tu realisera ❤❤❤
NE Juste i
Waouh très touchant tiko lotra😫😢😃😍🌹
Tena tikou b😍😍😍😘
Bravo Sims et Johane, saika latsaka ny ranomasko, tsara lotra!
Nena latsaka
Tsara be le hira💖
L'une des chansons qui m'a marqué et m'a fait pleurer 😭
Très touchant💓 je kiff trop🥰
Tsara na dia mampalahelo b aza 😍😍
Tsara bé mintsy le hira. Fa tsy haiko fa otrany maheno izany za oe jiolabavy amle refrain ani Johane. En tous cas c'est l'une des meilleurs chansons .
Tiako loatra❤❤ très touchant❤
Za gasy
[lyrics]
zy,nanao izay rehetrarehetra ho an'ialah
Nanolotra an'lay hira ''Noho elah''
Dia nanantena be hoe fa elah
Tsy hitovy amn'rehetra aloha ra samy hoe lehilahy
Izy,nanao ny ainy tsy ho zavatra satria...
Mba nanantena be hoe ilay fitia
Tsy hisy hisampana any havanana,tsy hisy hisampana any avia
Fa nofy zany hisaraka,'lay hoe dila sanatria...
Refrain:
Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy
Fa sendra ny taolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo
Tsy 'lay ho vady mandramaty fa 'lay fofofofony ihany
(Lay fofopofony ihany)
Fa kay tsy tokana ... be lokoloko ny azy
Tsy lay mba nadio fo
fa be lotoloto no azo
Toa lasa ranomaso ilay mba nofinofy ho azy
(Nofinofy ho azy )
( JOHANE )
Izy,mba nanantena be hoe fa ny ho avy
masoandro hiposaka be ho'ah nenazy
Efa vita kajy hatram'ny mariazy
Resy lahatra fa tsisy toa andry raha vehivavy
Izy,nirehareha fa hoe hafa ianao
Sipa tia mandefitra sady zatra miafy ianao
Tsy ho sendra fakam-panahy satria efa mafy ianao
Dia efa mba nanolotra an'le ''Efa fantatrao''
Refrain :
Fa kay tsy tokana ... be lokoloko ny azy
Tsy lay mba nadio fo
fa be lotoloto no azo
Toa lasa ranomaso ilay mba nofinofy ho azy
(lay Nofinofy ho azy )
Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy
Fa sendra ny taolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo
Tsy 'lay ho vady mandramaty fa 'lay fofofofony ihany
(Lay fofopofony ihany)
( EL BOY ) :
Ekena lehilahy ihany zah
Mba manampitiavana anie ihany zah
Matsapa marary otranao ihany ka..
Dia mba dinio ny atao ihany fa...
''Izy'' Izy niaritra ny ditraditranao
Izy niaritra ny laingalainganao
Izy niaritra ny toetra ratsinao
Rehefa tia nge hoa toy ny tsy ho faty
Vao mihetsika izy ,ianao migafy
Tsy takona afenina ianao mampirafy
Ka raha tsy mitady izy ianao tsy mitafy
Nefa a...
Tsaratsara ho'ah tsy lany marina
Ny tody tsy misy ny atao no miverina
Soa izy leo vao hatsapa tena elah
Zah tsy mavita ka aleo faranana
Refrain : x2
Fa kay tsy tokana ... be lokoloko ny azy
Tsy lay mba nadio fo
fa be lotoloto no azo
Toa lasa ranomaso ilay mba nofinofy ho azy
(lay Nofinofy ho azy )
Fa kanjo kay toa nofinofy ny azy
Fa sendra ny taolana izy,fa tsy le nofinofiny no azo
Tsy 'lay ho vady mandramaty fa 'lay fofofofony ihany
(Lay fofopofony ihany)
Ndriii....😘ça me touche bcp mon petit cœur
Merci akia johane 💞
Tafita ny hafatra tsapa ary mipaka tsara any ampo. Tena marina hajao ilay olona reef tia anao f tsy ahita otran iny tson enw na sipa na bandy fa tsy iverina aminao indroa n olona tena tia anao zany sao anenina.
norma be le vazo eh! mahai mihira be le sims ft johane ft EL boy ! maka sitrak eh
❤❤❤ jetais sur la route avec ma belle..so sad
C'est très touchant l'histoire 😢 ,sinon j'adore 💖
Milay be le hira sady tiako be 😍😍😍😻izy😻🥰😍😘
J'adore 💖💔😢😥😢
j aime bcp cette chasson
No comment - milay le vazo sad mandona fo kel :p
Raraka atraminy ranomasoko tiako Tena tiako le izy😭❤️❤️💋💋
😱j'adoooooore mais c'est tellement triste 😩😩😚😍
Manatona ianao
Stéphanie. chanson
C'est joli💓
antsoo mapalahelo be ny farany, rehefa manana olon-tiana dia aza ampirafesina zany e!!!!!!!!!!!
Tena mandona be le tonon'kira, tena marina daholo le voady rehetra ao anaty tonon'kira, tena isakin'ny mitady hotratry ny fakapanahy za de mieno an'ito de mahatsiaro an'le olo tiko 😘 😅 !!! tsar e :)
tsara , c'est triste de se termine comme ça
Continue ❤😊😊
The regret is never before....tiko ♥
Tena efa niainako ity clip ty saingy loza hoany ilay namadika fa ny fiainana mitohy mankasitraka ny pihira azy ty 😘😘😘
Tsara b le hira 👍
Mlay ka tiko be ❤❤
MAFINARITREEE
tsar lotr le hira 😍😍😍
Milay le clips
Aimer la mauvaise personne fait souffrir 😢😔
Tena tsara waouh🥰
Mankasitra fa milay le vazo ee!! Tiko bee!!
Faaaa kanjo kay to.......💘💘💘💘💘
c'est trop beau mais un peu triste aussi de la part de l'autre profiteur la vie c'est comme ca mais en general je kiff trop
Tsara be ❤❤
Zao vao maheno anizan hira zan, hotran tsara a
Tiko ilay tononkira. Ça me concerne 😢
Tiako be , l amour Est par foi difficile 😘😘😘😘❤️💋
TSARA BE NA HENONA FONA AZA
J'aime
Je kiffe grave
magnifique
Coooool !!!!
wouaahh 👍👍👌👏
mahafinaritra ah le hiranareo
ecotee bien cette chason exite mon cover ve vrai 💖💖💖❤❤🎧😠💟
Tena tsara be le izy mankasitraka
c'est triste.. c'est mon cas.. :( :( l'amour est compliqué
tu es morte ?
tiako be les accents!!!
nôrma be mampisy aingam-panahy (y)
Izy 💕💞❤
Tsara bé le izy sy le refrain
tena sam tsara na ny hira na ny instru na ny clip ..... bravo
Je suis triste pour cet chanson Mai's j'ador
Tiako be le Hira 😔😔😔😔😔😔
za te handoa vola be dia be isaky ny misikatra an'ity Hira soa ity ny vahoaka Gasy.
Ary vonona hanome ...X5 isaky ny mi-geste i Big MJ Ofisialy ao anatin izao fahasahiranan ny vahoaka Malagasy izao.
Hozizy Grand Père-naka Milliardaire en Euros zay hoe:
"Ny feno Tapany ihany no mikorintsana anaka. "
Manopa ny Gasy sahirana io zaza Big Mj isaky ny manopa azy @ fahasahiranany
Tiko be mintsy le hira 😈😀😅
mafinaritra!
♥💋♥💞👏👍🌷 tena Tiko bé mitsy e efa ela bé mitsy za no niandry azy hivoka tato nivoka ihany izy merci e
Gaga be aho oe iza ko ty ? Averiko fa sipa nagalatra ny anarany Johane!
Merci eee.. kiass b !!!
enjan koa zani hahahahaha
Tsy dia misy idirany ny commentaire ako fa inona kay io film/novelas io zay mahafantatra azafady 😅
non c'est juste un clip, tout est dans la description.
l'artiste, c'est le gars du clip
Sajjan Adeeb - Aa Chak Challa
izy tsy mety makaleo na isanandro aza
Alefaso Johane aaaaaaaaaannnn! milay be
milay ilay song
C trop triste je pleure parce ce que sais trop tr
tiko loatra mais c'est triste
Mlay e!
Za ve no tsy maheno tsara fa otran miraikitra zan ny lelan Johan rehefa manonona anle "lototolo"..matsiro b
tsar b aloh l hir.mer6 bcp
Tiko ity hira ity
feno diso ny teny Malagasy ampiasaina ato anatin'ity hira ity, hany ka manjary mitarika ny kiana hoan'ilay Kanto
zay anisany maha kanto azy
tsara loatra ❤
tsra be lay tonokira
Tiko be
oohhhh!!!!!........
Zany ry zalah mba,hendry fa ts hendry,koa,anefa
Kifeko ary tena marina be ilay izy
TIAKO BE ITY HIRA ITY
WOW
Tafita tsara mintsy ny hafatra tiko loatra
Lion line
tiko lotra eee!!!!!!!!!!!
tena henjana ilay video
❤️
waow
tena mandona
😇❣️💖
😭❤❤❤
mlay be le tonokira tohizo f zay mankafy fona e
😍😍😍
🇲🇬❤
😢 💔