FAQ Farao (Valian'i Farao avokoa ireo fanontanianreo rehetra ,h@'ny hoe firy cm'ny ???

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • "Iza ilay sipa @ clip iny?" Inona ny dikan'ny THT?" (Misy tantara be kay ny ao ambadik'iny) , Firy cm ny an'ny FaRao - Pejy ofisialy ?🥴
    Nahafinaritra nama izy fa tena voavaly avokoa,tena hoe avokoa ny fanontanian'lisany rehetra, miaraka @ détail 😂 Diso détaillé loatra indray ary...
    Tague ilay fan an'i Farao iny
    Zarazarao @ ilay mankafia THT ny vidéo
    FAQ mois de septembre 2021

ความคิดเห็น • 9

  • @ramanitrarivoonisoa3680
    @ramanitrarivoonisoa3680 2 ปีที่แล้ว +1

    Nahagaga ahy le nanamboaran' i Antso le akanjony vao resaka cm kkkk

  • @paranyfid8564
    @paranyfid8564 2 ปีที่แล้ว

    Kiindasô !

  • @safidinekenakoloinafitiava1565
    @safidinekenakoloinafitiava1565 6 หลายเดือนก่อน

    Tadidiko mihitsy iny Farao niditra Hopitaly iny fa zay nanao garde malade tao ambadika de faly erny nahita THT nefa tsy sahy nanatona

  • @h33rman
    @h33rman 2 ปีที่แล้ว

    Trop be le farany le hahahah

  • @mitiajoes7169
    @mitiajoes7169 2 ปีที่แล้ว

    itako ery ny pozin'I Antso nandrefy anlay lokomena d aveo nanasorana 2cm hahahahahhahaha

  • @vloggasy
    @vloggasy 2 ปีที่แล้ว

    fatory farao azafady fa mivibre be lavareny

  • @luciarahary5349
    @luciarahary5349 2 ปีที่แล้ว

    Otrany oe tsy Farao mihitsy le mamamaly fanitanina

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty 2 ปีที่แล้ว

    🤣🤣🤣 efa tsy te hihaino le valinle fanontanina farany i Antso mbola lasa ihany ledala