Azafady - Njara Marcel feat Jacquis Randria (clip officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ต.ค. 2024
  • N'oubliez pas de vous abonner 📌😇😍
    Don't forget to subscribe 📌😇😍

ความคิดเห็น • 166

  • @drcmath3720
    @drcmath3720 2 ปีที่แล้ว +27

    0% nudité
    0% vulgarité
    100% sagesse
    100% Talent

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 ปีที่แล้ว +6

    Ty ve lay kopie Kole Olombelo Ricky Iny mahafinaritra
    Azafady aho raha toa ka nandratra anao Be loatra ireo vita sy ditra natao.
    Tsy nahay nifehy tena nanao ny tsy fanao
    Nampirafy aho, nampijaly anao.
    Ireo teny marary sy ireo latsa ifonako Fa zaho anie bandy mety ho solafaka ihany.
    Ireo fakam-panahy maro loatra, mamingana.
    Izay tia hono adala, hafa ihany malala.
    Efa hiova aho Tsy hamerina intsony aho.
    Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy.
    Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy, tsinjovy ny hoavy.
    Aza anariana mavesatra izy ireo...
    Tsy kilalao izy azafady.
    Diniho 'zay atao Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy.
    Aza miandry voadona ialahy vao mba tonga saina
    Tsy entam-barotra amidy io fa aza viraviraina.
    Tsy hoe lany hamamiana ka ho arianao ny faikany.
    Rendrarendra tsy ho lany fa mba saino ihany.
    Ireo vehivavy natao fanaja.
    Hoe afaka miaina ve raha toa ka tsisy azy
    Tsy sakafo fihinana io, ka ho atao andramana
    Sao ho fatrapifidy elà tandremo lesy zany.
    Ao fa hiova aho Tsy hamerina intsony aho.
    Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy.
    Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy, tsinjovy ny hoavy.
    Aza anariana mavesatra izy ireo...
    Tsy kilalao izy azafady.
    Diniho 'zay atao Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy.
    Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha hampijaly vehivavy.
    Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy, tsinjovy ny hoavy.
    Aza anariana mavesatra izy ireo...
    Tsy kilalao izy azafady.
    Diniho 'zay atao
    Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy.

  • @hajavolaralay212
    @hajavolaralay212 2 ปีที่แล้ว +4

    vehivavy lesy fanaja a Merci izy mitsam a

  • @soafaurite
    @soafaurite 8 หลายเดือนก่อน +3

    mankasitraka zareo an, enga anie mba ho tafita ny hafatra tianareo ampitaina

  • @VolatianaEdinaRAZAFINDRANAIVO
    @VolatianaEdinaRAZAFINDRANAIVO 20 วันที่ผ่านมา

    Tiako ty hira ty ein❤❤❤

  • @IdealyFitia
    @IdealyFitia ปีที่แล้ว +3

    Hafa ihany zany vady zany na manao ny diso aza💋💋💔💔💯💯💯

    • @lynnliang001
      @lynnliang001 6 หลายเดือนก่อน

      Kkkk😂

  • @Hassina980
    @Hassina980 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiako be n’y hira anareo mba apio azafady 😎😎😎😎

  • @valisoaeliasmaminomenyidea6635
    @valisoaeliasmaminomenyidea6635 ปีที่แล้ว +5

    Ce n'est qu'aujourd'hui que j'ai vraiment pu écouter les paroles de cette chanson. J'avoue que c'est une très belle chanson pleine de messages. Ça va droit au cœur ! J'espère que ça changera des vies! Merci bcp les gars! 🙏🙏🙏

  • @nomenjanaharyzouolivia1407
    @nomenjanaharyzouolivia1407 2 ปีที่แล้ว +2

    Merci beaucoup,TIKO tena TIKO LOTRA ITY HIRA ITY,tsy afaka ambavako mits

  • @mananarivohanitriniaina4142
    @mananarivohanitriniaina4142 2 ปีที่แล้ว +5

    Tiko kosa!!! vo zao vo itako et j'écoute en boucle depuis 30 min!!!! Tsara e!!! zaraiko kosa!!

  • @p.rossopperman4699
    @p.rossopperman4699 ปีที่แล้ว +1

    To my little beautiful Malagasy wife.....Domoina........ I love you more than my life❤

  • @nadiyanadiya8050
    @nadiyanadiya8050 2 ปีที่แล้ว +3

    J'adore Merc fa misy fananara be 🙏🥰😌

  • @arnaudrandriambololona3491
    @arnaudrandriambololona3491 2 ปีที่แล้ว +1

    tena za rangah tena miaiky aaaaa!!! tsy hitako zay hambara ankotran'zay

  • @abm5707
    @abm5707 2 ปีที่แล้ว +37

    Merci (Njara/Jacquis) pour le message positif, c'est une des raisons pour lesquelles j'apprends le malgache.
    Quand je vois des gens de Madagascar, nous avons des points communs, je vous prendrais pour quelqu'un de Cape Town (Afrique du Sud).
    The Sakalava and Bara would be like some from north east of South Africa (including Mozambique).
    The Antandroy would be similar to the baTswana (South Africa and Botswana)😊
    ❤ de la 🇿🇦 à 🇲🇬.
    Continuez votre bon travail frères.👏👏👏

    • @embonatany
      @embonatany 10 วันที่ผ่านมา

      Bravo les gars, belle voix, belles paroles, respect pour les femmes, je vous remercie du fond du coeur au nom de toutes les femmes, bien entendu les femmes Malgaches. Mais à la traduction c'est pour toutes les femmes sans exception. Merci et bonne route à vous c'est magnifique, fantastique ❤❤❤

  • @sasarova144
    @sasarova144 ปีที่แล้ว +1

    Tsara daholo na ny tonony na ny feony ❤❤❤

  • @RejoAndriamanantena
    @RejoAndriamanantena 10 หลายเดือนก่อน +1

    À ce point là, c'est très profond. Beau travail !

  • @olobe.7712
    @olobe.7712 2 ปีที่แล้ว +14

    Je pense que cette merveille va sauver des vies , vous avez assuré les gars, merci !

  • @priscarandriam5254
    @priscarandriam5254 2 ปีที่แล้ว +5

    Tsara loatra ary tena marina💔 Misaotra anao💗 Enga anie ho tafita amin"izay sahaza azy ity hira ity😪

  • @odelyfredericbaude3158
    @odelyfredericbaude3158 2 ปีที่แล้ว +4

    Texte mafinaritra, feonkira mafinaritra, feony mpihira mafinaritra. Misaotra anareo.

  • @tahinavelomanana8643
    @tahinavelomanana8643 11 หลายเดือนก่อน +1

    Hira feno lesona sy fananarana.💖

  • @sitrakacynthiaandrivololon2020
    @sitrakacynthiaandrivololon2020 2 ปีที่แล้ว +5

    Tiako loatra❤️henoiko isanandro 🥰tena tsara...misy partie tena tiako bé mintsy eo amin'ilay "ao fa hiova Aho🥰❤️😊..."..."Hafa ihany malala"

  • @ialisoarazanoelina6388
    @ialisoarazanoelina6388 11 หลายเดือนก่อน +1

    Tena tsara .ny tonon kira sy ny feony ...vrm d oufff❤ bravo

  • @nomenalovasoarakotomalala2880
    @nomenalovasoarakotomalala2880 2 ปีที่แล้ว +5

    Tsara be zalahy ity hira ity, tsara ny hafatra, mahay ihany koa ny mpihira, dia mamporisika anareo hatrany hanohy ny tsara, ary hitazona ny maha izy anareo, BRAVOOOOOO

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 2 ปีที่แล้ว +2

    Merci tena Marina ilay hiranareo tiako 🥰🥰be

  • @rakotovaoainaoliviah6465
    @rakotovaoainaoliviah6465 2 ปีที่แล้ว +3

    Tena mampitomany be ahy ity hira ity ! Trop !!!! ❤‍🩹❤💗💖

  • @didierdonatiendjedje2098
    @didierdonatiendjedje2098 6 หลายเดือนก่อน +1

    waouu j'adore vraiment, une vidéo vraiment pudique, un chant apaisant, des voix agréables bravoo❤❤❤❤❤

  • @josiagarcia7510
    @josiagarcia7510 2 ปีที่แล้ว +2

    tena oe tsara🥰🥰tohizo hatrany

  • @razafolivia8788
    @razafolivia8788 2 ปีที่แล้ว +3

    Any ho any Zay misy tena iharan'tonokira. tezao tsara n'y zanaka lahy, ahay anaja vehivavy, fa tsy olona raha tsy Téo n'y reny izay vehivavy iany koa

  • @santatraandrian4020
    @santatraandrian4020 2 ปีที่แล้ว +2

    vehivavy lerony tena manao amin'izao aaa

  • @rantofaraniaina1109
    @rantofaraniaina1109 ปีที่แล้ว +1

    Tiako Ty hita Ty🥰🥰

  • @hariveloannickrandrianary3917
    @hariveloannickrandrianary3917 2 ปีที่แล้ว +1

    Merci Anjara & Jaquis bravo 👍👏👏👍💖👑👑💲

  • @dinahrazoniaina1113
    @dinahrazoniaina1113 ปีที่แล้ว +1

    Respect à vous ❤❤❤❤ les femmes sont sacré....

  • @antsaandrianarisoa669
    @antsaandrianarisoa669 2 ปีที่แล้ว +1

    Tononkira re zao 🥰 Kanto loatra

  • @henintsoarandrianantenaina1233
    @henintsoarandrianantenaina1233 2 ปีที่แล้ว +2

    Kanto tena kanto. Mankasitraka
    Miandry azy any anaty plateformes musicales (indrindra Spotify 😋)

  • @rinnalaurette2859
    @rinnalaurette2859 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be, Tonga tsara ❤️❤️❤️🙏🙏🙏

  • @maminarakotondranoro2572
    @maminarakotondranoro2572 2 ปีที่แล้ว +9

    Zany ka hira, mifono anatra mavesatra miaraka @mélodie tsara loatra, merci les gars. Mirary soa ho anareo hatrany!

    • @IdealyFitia
      @IdealyFitia ปีที่แล้ว +1

      Mandona fo ; tena tsara

  • @Adriana-et1tn
    @Adriana-et1tn 2 ปีที่แล้ว +4

    Bravo njara et randria

  • @pixarts2043
    @pixarts2043 2 ปีที่แล้ว +2

    tafita ny hafatra rhtr ee,,mr6 bcp ee

  • @stephaniemadjide-nf7no
    @stephaniemadjide-nf7no 7 หลายเดือนก่อน +1

    Wow,les deux belles voix du kopi kole

  • @razafinjoharyminoarisonnya8621
    @razafinjoharyminoarisonnya8621 2 ปีที่แล้ว +2

    Mafonja ny hafatra👌 je vous kiff trop❤️

  • @antonioani2095
    @antonioani2095 2 ปีที่แล้ว +1

    Toizo lets fa tsara👍👍👍👍👍

  • @mihobyandriatsilavina1314
    @mihobyandriatsilavina1314 2 ปีที่แล้ว +4

    Tsara be le tononkira, mahitsy, tsara loatra,

  • @mialyharinoaraboanary355
    @mialyharinoaraboanary355 2 ปีที่แล้ว +2

    tsara loatra, hafatra tonga tsara, mankasitraka bdb njara marcel

  • @brunomauricerandrianandras1310
    @brunomauricerandrianandras1310 2 ปีที่แล้ว +2

    top les bro, afapo tanteraka amin retra2

  • @RivolucienRandriamiarisoa
    @RivolucienRandriamiarisoa 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara be ,tohizo.

  • @tokimalalasandratriniainar386
    @tokimalalasandratriniainar386 2 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara,mahatonga saina avy hatrany

  • @cybermax3122
    @cybermax3122 2 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka @ le tononkira , tsara

  • @randrianandrasanacarol3505
    @randrianandrasanacarol3505 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara lesy✊👊👊

  • @srpaboeny9812
    @srpaboeny9812 2 ปีที่แล้ว +1

    Chapeau ry zalaha a! zany ka kanto! mankasitraka e!

  • @edsongaelrandrianantenaina3881
    @edsongaelrandrianantenaina3881 3 หลายเดือนก่อน

    Tena hoe raitra eee,mankasitraka fa milay 🌟🥰

  • @mitantsoahasinarakotozanan714
    @mitantsoahasinarakotozanan714 2 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara sy kanto tokoa ilay hira.

  • @tantelyratinaharijaona2325
    @tantelyratinaharijaona2325 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara lotra 💖

  • @NadineDanielDamour
    @NadineDanielDamour 10 หลายเดือนก่อน +1

    Oh la vache ...trop fort ❤

  • @CelestineBarijoelinah
    @CelestineBarijoelinah ปีที่แล้ว +1

    Ahhh c'est tres bien et merci pour le chanson

  • @ampilazaassmina9366
    @ampilazaassmina9366 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra fa tena tsara 👋👋👋

  • @volahanitraandriandradao1318
    @volahanitraandriandradao1318 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara loatra, chapeau bas

  • @mirantsoasarobidy3698
    @mirantsoasarobidy3698 2 ปีที่แล้ว +5

    tsara be,tena tsara be na ilay clip indrindra moa fa ilay tononkira🥰❤

  • @julranai9942
    @julranai9942 ปีที่แล้ว +1

    Zao vo koboko ty hira ty fa👍🏽

  • @luciennebasso3453
    @luciennebasso3453 2 ปีที่แล้ว +4

    Tsara tena tsara fona ilay duo nareo mirahalahy 👌👏no sady misy hafatra mafonja tiako loatra eeh ❤️

  • @safidyartina6521
    @safidyartina6521 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be❤👊🏻😢

  • @alicianyhasiniaina3417
    @alicianyhasiniaina3417 2 ปีที่แล้ว +3

    tena kanto ary marina, mankasitra 😊

  • @adoliciarasoarivao801
    @adoliciarasoarivao801 5 หลายเดือนก่อน

    Rien à dire ❤ pur talent 🫶

  • @tianamampiononarakotoarini3725
    @tianamampiononarakotoarini3725 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka letsy zalahy. Tena kanto loatra e.

  • @ericramzi5445
    @ericramzi5445 ปีที่แล้ว +1

    tsara le hira fa miverena any @ ilay toerana niaingan'ilay inspraka fa milay na arragemant na parole ao masaka tsara

  • @tanjonamatthewandrianambin1922
    @tanjonamatthewandrianambin1922 2 ปีที่แล้ว +2

    Kanto... 👌👌

  • @randriarisoafenitra935
    @randriarisoafenitra935 2 ปีที่แล้ว +2

    tsara less 👊👍

  • @mamisoaandriamanatsara2739
    @mamisoaandriamanatsara2739 2 ปีที่แล้ว +1

    Lesona tsara be !

  • @zahband1235
    @zahband1235 2 ปีที่แล้ว +4

    très bon chansons,merci beaucoup 😍😍🤩

  • @salohyrazafy7213
    @salohyrazafy7213 2 ปีที่แล้ว +2

    Tena tiako be le hira sy ny momba azy rehetra tena feno anatra, fifanajana sns...averimberiko foana le izy rehefa miaino azy izaho tsy mety leo mihitsy tena MANKASITRAKA !!

  • @fidelramanantsoa5873
    @fidelramanantsoa5873 2 ปีที่แล้ว +2

    tena kanto

  • @sariakahenintsoarabiamiafa527
    @sariakahenintsoarabiamiafa527 2 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka e! Tsara🥰🥰🥰

  • @tokyandriamampahery247
    @tokyandriamampahery247 2 ปีที่แล้ว +1

    Mafy enao zoky a! matoa mahatsapa efa niaina tamin'le izy fa merci amin'ilay message

  • @laingonyavorkt
    @laingonyavorkt หลายเดือนก่อน

    tsara loatra🥺🥺🥺🥺🥺🙏

  • @nivoverin5056
    @nivoverin5056 2 ปีที่แล้ว +4

    Magnifique tsara lotra...❤🧡💛💚💚

  • @evelynebora1709
    @evelynebora1709 2 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra eee

  • @harinandrianinarasoarilala7134
    @harinandrianinarasoarilala7134 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara bee

  • @fetraerudit2432
    @fetraerudit2432 2 ปีที่แล้ว

    Tena mafy lisany 👏👏

  • @dimbimampianina7962
    @dimbimampianina7962 2 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka eh, tsara loatra ❤❤

  • @aureliebe850
    @aureliebe850 2 ปีที่แล้ว +15

    Enfin une belle chanson, texte bien travaillé, clip cohérent. Je suis ravie de vous découvrir à travers cette chanson. Bravo!

  • @andylalaharisoa160
    @andylalaharisoa160 2 ปีที่แล้ว +4

    Tena hoe kanto, mafonja , mahitsy. Good vibes 👌👌

  • @patrickrakotoniaina4684
    @patrickrakotoniaina4684 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsy misy ambara fa dia tsara, mankasitraka

  • @lovatiana9794
    @lovatiana9794 2 ปีที่แล้ว +4

    Tsara loatra ♥️🥰🙏

  • @FaniryAndriantsoa
    @FaniryAndriantsoa 2 ปีที่แล้ว +6

    tsara loatra 🥰

  • @rojoandrianjafinirina6413
    @rojoandrianjafinirina6413 2 ปีที่แล้ว +3

    mankasitraka fona e!tsara be

  • @itsarinao
    @itsarinao 2 ปีที่แล้ว +6

    Très bon titre, clip touchant. Bravo Njara 🔥

  • @rodijuliojulico1669
    @rodijuliojulico1669 2 ปีที่แล้ว +2

    milay e😊😊😊

  • @antsaniavodidime4847
    @antsaniavodidime4847 2 ปีที่แล้ว +2

    Yesay

  • @luneelleyaoun6858
    @luneelleyaoun6858 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiko foana ny mihaino Ty hira ty

  • @aiinaandriia5545
    @aiinaandriia5545 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara loatra 🤍❤️🙏

  • @stephanoherilala8532
    @stephanoherilala8532 2 ปีที่แล้ว +2

    Marina zany e🙏

  • @tsironatacha51
    @tsironatacha51 2 ปีที่แล้ว +4

    Tena tsara be mintsy ❤️

  • @lovatiana9794
    @lovatiana9794 2 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara ♥️♥️

  • @raharisonmacdyjudithckael5336
    @raharisonmacdyjudithckael5336 2 ปีที่แล้ว +1

    tsara be misaotra 🙏🙏🙏

  • @stephaniemadjide-nf7no
    @stephaniemadjide-nf7no ปีที่แล้ว

    Très belle chanson et belles paroles

  • @landyandriamalala9542
    @landyandriamalala9542 2 ปีที่แล้ว +2

    Mila hitomany aho mahita an'ilay clip. Tena tsara ilay hafatra ! Tsara loatra. Ilay maman sy ny zanany lahy tena mandona be ahy mihitsy.

  • @sofiarazanajao5756
    @sofiarazanajao5756 2 ปีที่แล้ว +1

    Magnifique chanson 😍😍

  • @andrianoaninja5567
    @andrianoaninja5567 2 ปีที่แล้ว

    Resilahatra za fa tena mahay Lisany na tonon-kira na feo ok!ok!ok!ok!ok e! tohizo fa tsara.

  • @rakotonindrainyheritinamar8309
    @rakotonindrainyheritinamar8309 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara loatra

  • @rijarilalarasolofomanana1273
    @rijarilalarasolofomanana1273 2 ปีที่แล้ว +2

    norm lesy eee

  • @riazhassan8522
    @riazhassan8522 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra! enfin de la bonne musique. Merci les gars! message positive. more blessing to you and wish you all the best 😊