Invitation Mariage Yves et Antso (vendredi 19 aout 2016)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • -Vidéaste et réalisation: Feno Rajeriarison et Meryck Ylan
    -Script et scénario: Antso Bommartin
    Mpikarakara Lanonana Matihanina ny Asako ,Tompon'Andraikitra voalohan'ny ao @ "Fête par fête" Organisateur de Récéption...
    ...Raha tonga kosa ny fotoana hikarakarako ny Mariage ko, dia niezaka nanisy "Touche Originale" ny tenako mba ampiavaka ny Mariage ko @ ireo rehetra nokarakaraina hatrizay... Nanomboka teo @ "Faire-part" de mariage dia natao izay "Touche"izay...
    Efa vitsy vitsy maro maro ihany ireo nanao ity Faire-part en mode film ity...mazava ho azy ny inspiration dia nianga tato @ you tube,ka rariny raha mba zarainay mivady ato @ youtubes ihany koa ny zava-bita, tantara kely mandrakotra ny tantara-piainanay mivady k@ ny demande en mariage
    Crédit chanson:
    -Fahazazana :Ndodolah sy Tahiry
    -Omeo sopapa Princio
    -Hanambady aho Gangstabab
    -Malala Samoela
    -Malala Dyem
    -Rava Samoela
    -Aza ilaozanao Melky
    -Parce que c'est toi Axelle Red
    Isaorana: Klub Sahameva Ambohimangakely
    Autant qu'Organisatrice de Mariage de nombreuse événement se sont présenter sous mes yeux...Du coup une fois La préparation de mon jour J, j'ai voulue mettre une petite touche d'originalités en commençant par le faire-part de Mariage, illustrant notre rencontre jusqu’à l fameuse demande

ความคิดเห็น • 63

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara sady mahafinaritra 👍👌 mirary soa ho anareo mirary mba hitombo lalandava ary ho mandrakizay ny fifankatiavanareo 😍❤️

  • @santatrarsa4775
    @santatrarsa4775 6 ปีที่แล้ว

    à chaque fois que je regarde ce clip j'en ai les larmes aux yeux, tlmt d'émotions

  • @nathaliekenzo8553
    @nathaliekenzo8553 7 ปีที่แล้ว +2

    latsaka ranomasok ...arahan le mozik malefak ... mirary soa ho anrw 3 mianaka ..de ho tahin TOMPO de arahana zaza maro sy tokatrano sambatra 😍😍

  • @tolotra77600
    @tolotra77600 8 ปีที่แล้ว +4

    couple de l'année !!! ce qu'on aime chez vous , c'est que vous restez "naturel" restez comme vous êtes

    • @antsobommartin7328
      @antsobommartin7328  8 ปีที่แล้ว +1

      le message nous touche bcp bcp r'se an!! mankaitraka bedebe @ firarintsoa rehetra

    • @herintsoaeddyramahandry1864
      @herintsoaeddyramahandry1864 7 ปีที่แล้ว

      Tolotra Andriamampiadana j70uguou lôpiompîùģ

  • @miarofitahiana9204
    @miarofitahiana9204 4 ปีที่แล้ว

    Yves is lucky to have Antso.and Antso is lucky to have Yves .Blessing !❤

  • @loickalila6514
    @loickalila6514 6 ปีที่แล้ว

    Antso Bommartin , iza no naka ilay sary
    Mba valio azafady
    Ndry no youtoubeuse gasy préféré ako

  • @andrianarivelorijadeli9155
    @andrianarivelorijadeli9155 ปีที่แล้ว

    🇲🇬😂😂🤣Tena nifindra tokoa izykkk😂Mahita atao nareo mitsam😂👍

  • @malalanjackytandrianaivo3065
    @malalanjackytandrianaivo3065 8 ปีที่แล้ว +3

    ouillle!! tsara be ! mirary soa ho anareo 3 mianaka ... sy ny mbola ho avy rehetra :-*

    • @antsobommartin7328
      @antsobommartin7328  8 ปีที่แล้ว

      ianareo no tena isaorana makafia ilay vokatra hihi!!

  • @vaniasoumbi679
    @vaniasoumbi679 7 ปีที่แล้ว

    ounsooooooooooooooow, tsara ery , sady original marina!

  • @rualgondol6664
    @rualgondol6664 7 ปีที่แล้ว

    enjana be enao... ten chapeau e :D trop

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 5 ปีที่แล้ว

    Hummm tiko be 10:00 à 10:15
    Tsra ny mifankatia reto 🎈😍❤❤

  • @nandrianinamiorarazanakari1615
    @nandrianinamiorarazanakari1615 3 ปีที่แล้ว

    Tara anle invitation ah 🤣🤣 mirary soa hatrany ry zareo a!

  • @asnathsaloni606
    @asnathsaloni606 5 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ❤️ b tikob 😊😊👍👍👍👍👍👍

  • @mialy1
    @mialy1 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara e!! mirary soa be de be hoan'nareo 3 mianaka de miteraha 7 lahy 6 mbavy sisa hiii, tso-drano izany fa tsy hoe anaraka akory an ahhhhhhhhhhhhhhhh

    • @antsobommartin7328
      @antsobommartin7328  8 ปีที่แล้ว

      hihi! ahaoana raha tanterahanay ? tribue be gamba ny ato an-trano an! hihi!! mankasitraka bedebe e!!!

  • @holyanja2425
    @holyanja2425 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be, anniversaireko ki ny mariage-nareo!!!! mirary soa bdb ô

  • @ratsimbasongoegine6897
    @ratsimbasongoegine6897 7 ปีที่แล้ว

    Mignione kely ky nareoo 😍😍😍

  • @leonniemada249
    @leonniemada249 6 ปีที่แล้ว

    Tsara d varina mht.... 2018 za vo mijery.izy mbl mijer ao

  • @sendratsikimaminjatovo7094
    @sendratsikimaminjatovo7094 7 ปีที่แล้ว

    Tapaka ny tsinaiko nijery anty oronatsary ty! tena tsara !! misaotra anareo rou de mirary soa e!

  • @RinahRAKOTOVAO-eu4fe
    @RinahRAKOTOVAO-eu4fe 3 ปีที่แล้ว

    Wow ❤

  • @patricialanza6849
    @patricialanza6849 6 ปีที่แล้ว

    Azala milay b😍😍😍😍😍

  • @joelclouzeau8343
    @joelclouzeau8343 7 ปีที่แล้ว

    Milay kia ?Esther achia Qlf

  • @lovalova116
    @lovalova116 6 ปีที่แล้ว

    Tsar,, mampime be Antso..mahaynareo eee...

  • @anwfoekay7707
    @anwfoekay7707 7 ปีที่แล้ว

    milay be ilay tantara mampin-tehitomany
    mankasitraka anareo roa mivavaka ho anareo zaho mb holambanakoho

  • @anjaniainaraolison2091
    @anjaniainaraolison2091 8 ปีที่แล้ว

    tsara be😍💖

  • @princymaminirinaprincy9063
    @princymaminirinaprincy9063 4 ปีที่แล้ว

    Ary antso Mora kaotina kely an,sad otran enao no nijer an Yves voalo sinon tsar kah

  • @thrimosonanjatianaandriami7364
    @thrimosonanjatianaandriami7364 8 ปีที่แล้ว

    Hahahahahha,, peeetsana zan le Mme Antsoo, mdrrrrr,,,,

  • @rhodinahrandriantsoa6998
    @rhodinahrandriantsoa6998 7 ปีที่แล้ว +1

    tena nandalovanareo ve reo tantara reo Ry Antso? naharitra anreo ary dia haharitra NY ambony rehetra. manana harena

    • @antsobommartin7328
      @antsobommartin7328  7 ปีที่แล้ว +4

      ié tena niainana mihitsy ireo an! inspirer de fait réel krkrkr

  • @lovahmireille4447
    @lovahmireille4447 7 ปีที่แล้ว +1

    ndree!!! il n y as pas amour sans histoir

  • @jahnavalona2818
    @jahnavalona2818 7 ปีที่แล้ว

    ay v nareo ef niark niasa tamfeno sy meryck e,mnartr le zvtr atao e,na d zao ar vo itak dhl,mlay

  • @haritahianaloicraobelinar.4276
    @haritahianaloicraobelinar.4276 5 ปีที่แล้ว

    tiako be ilay concept :)

  • @sparifelana
    @sparifelana 8 ปีที่แล้ว

    zadore e!

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 7 ปีที่แล้ว

    Tantara sisa nef nianao ilay iz haingo jaune poussin 😂 mirary soa anareo 3 mianaka

  • @harihasiniainarasolofoniri7216
    @harihasiniainarasolofoniri7216 5 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra be

  • @ainaandriamiholimanana8434
    @ainaandriamiholimanana8434 8 ปีที่แล้ว +2

    mlay be eh.. in ntitre le hira ny princio

    • @antsobommartin7328
      @antsobommartin7328  8 ปีที่แล้ว

      merci bcp! toa omeo sopapa mihitsy ilay titre raha tsy diso za :)

    • @alidarandriavonona4901
      @alidarandriavonona4901 7 ปีที่แล้ว

      "Na maditra faratampony aza ianao" in kay titre de iza ny mpihira azy azfd, mstr btsk. Mahafinartra ny aigampanahy oh zao

    • @stevenandriambololonarivo1017
      @stevenandriambololonarivo1017 5 ปีที่แล้ว

      @@alidarandriavonona4901 malala d'yem

  • @kelybelobelokely7253
    @kelybelobelokely7253 5 ปีที่แล้ว

    Tsara b

  • @ginoalamele8722
    @ginoalamele8722 6 ปีที่แล้ว

    Na inona mintrang na mamy na mangindy de mila miantrika lalandava . Zay no atao hoe fitiavan . Ny olana tsy maintsy misy foana fa tsy maintsy misy vahaolan anefa . Bisous anareo telo minak . Mharent atrminy farn.

  • @rosacaliente2989
    @rosacaliente2989 5 ปีที่แล้ว

    tikoo

  • @nardarayniel2011
    @nardarayniel2011 8 ปีที่แล้ว +1

    Ndroooooo trop chou 😍😍😍😍

  • @mtyfitrasary3307
    @mtyfitrasary3307 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara eh..

  • @kantoemmanuellapiegues4827
    @kantoemmanuellapiegues4827 6 ปีที่แล้ว +1

    😂😂😂😂😂

  • @rijavola6972
    @rijavola6972 5 ปีที่แล้ว

    Tsara kosa a

  • @raherinjatovorichiandy6
    @raherinjatovorichiandy6 7 ปีที่แล้ว

    mlai e

  • @hideureshi7375
    @hideureshi7375 5 ปีที่แล้ว

    ca va

  • @cynthiatifaire8358
    @cynthiatifaire8358 5 ปีที่แล้ว

    🤣🤣🤣

  • @hra4169
    @hra4169 8 ปีที่แล้ว +1

    😂😂😂

  • @miarisoaolga9580
    @miarisoaolga9580 7 ปีที่แล้ว

    tsara be