TADIAVO JESO (BESSA) - Antsan'ny Fo Miray feat Mamy (Lyrics)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 10 ก.พ. 2025
- 🎵TADIAVO JESO (Bessa) - Antsan'ny Fo Miray feat Mamy🎵 (Lyrics)
Moa ny entanao ve mila tsy ho zakanao ?
Fa mandia irery lalan-tsarotr'ianao
Mahatsiaro very sy mahantra ve ianao?
Jeso no antsoy izao anio izao
Izay vavaka tena avy ao am-po reny avokoa
Ka valiany ianao isan'andro izao asiany soa
Raha sendra manjo, tadidio f'izao atao
Tadiavo Jeso f'Izy mitady anao
Ny fiainanao ve mampivadika ati-doha?
Ny ho avinao ve tsy azo antenaina koa?
Mahatsiaro ho very sy ho kivy ve ianao?
Jeso no antsoy 'zao ankehitriny izao
Izay vavaka tena avy ao am-po reny avokoa
Ka valiany ianao isan'andro izao asiany soa
Raha sendra manjo, tadidio f'izao atao
Tadiavo Jeso f'Izy mitady anao
Izay vavaka tena avy ao am-po reny avokoa
Ka valiany ianao isan'andro izao asiany soa
Raha sendra manjo, tadidio f'izao atao
Tadiavo Jeso f'Izy mitady anao
✝
A/C : BESSA
#LyricsbyKalo