Jeso mino Anao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 ต.ค. 2015
  • Jeso mino Anao
    Hiaradia, na aiza na aiza alehanao
    Na ho tsiky na tomany
    Hahatoky Anao hatrany
  • เพลง

ความคิดเห็น • 104

  • @marcelinetavy5856
    @marcelinetavy5856 7 ปีที่แล้ว +14

    mila anao tokoa iaho TOMPO Ô!ar hiara dia sy hatoky ANAO hatramin faran!Amen

  • @LuLu-pi9ke
    @LuLu-pi9ke 4 ปีที่แล้ว +3

    Jeso o ,mino anw aho raiso n vatako fanatitra velona ankasitrahinw amen🤲

  • @heidansue6887
    @heidansue6887 4 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra Tompo tamin'ireo fiarahanao tamiko hatrizay sy izay mbola iarahatsika sy ianao 💖Mankasitraka Dada malala😊😍

  • @brunettekamary3496
    @brunettekamary3496 4 ปีที่แล้ว +3

    JESOA mino anao aho, anao manontolo aho, ny antony hivelomako sy anton'ny fisiako dia IANAO !
    Misaotra JESOA ny amin'ny zavatra rehetra!

  • @anichanirina4904
    @anichanirina4904 4 ปีที่แล้ว +6

    Sambatra aho fa manana anao JESOSY Ô
    Ny fiainako eo am pelatananao
    💋❤️ Jeso Mino anao aho
    Anao manontolo aho
    Ny antony ivelomako 💋😍😘

  • @booba0930
    @booba0930 4 ปีที่แล้ว +6

    tena sarotra lay mino, sarotra ny manao lacher prise dia mino an-jambany. Fa hanao inona mihoatra noho izany ary e, MINO MINO MINO anao aho Tompo

  • @mamitianarova882
    @mamitianarova882 ปีที่แล้ว

    Jeso mino Anao aho😍Ianao no anato pisiako eto antany
    Voninahitra ho anao irery ihany amen

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah8649 5 ปีที่แล้ว +6

    MINO FANEFENAO ZAY JESOSY A ! MINO NY FITONDRANAO FISIKO ETO ANTANY RAY O! ALELOIAAAAAAA AMEN

  • @carollandiarilala9267
    @carollandiarilala9267 4 ปีที่แล้ว +4

    Rehefa hira manafosafo otrzany dia mino doli fa refa ny fahotana no lazaina mody fanina doli, Tw mahavonjy zan hira zan n’a mafinaritra ary Jesosy lay Andriamanitra no mahavonjy, afohizo ny fahotana: fanaovana sipa ts vita Ninon, fimamoana , sigara, tokatrano maso, divorce , fankahalana sns, Jesosy ts anaty fahotana, hoavy Iz aka izay masina fa ts fomba pivavahana !! Mibebaha jereo zao fitsarana an madagasikara zao

  • @hanitranilsson2977
    @hanitranilsson2977 4 ปีที่แล้ว +6

    Tena ťsara👌💗😍amen!

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 ปีที่แล้ว +4

    Ampelatananao ny Fiainako Rehetra Jesoa satria Mino anao aho
    Mitsaoka Aho

  • @synthiarazanadrasoa9352
    @synthiarazanadrasoa9352 4 ปีที่แล้ว +5

    Misaotra anao Andriamanitra misy ary mandray an-tanana ny fiainako

  • @dylanecandis5015
    @dylanecandis5015 3 ปีที่แล้ว +2

    Jesoa mila anao aho, Tena mila anao aho 😭❤️🙏

  • @juliennerazanamparany9088
    @juliennerazanamparany9088 4 ปีที่แล้ว +4

    Mino anao aho jesoa Amen

  • @odettemalala5564
    @odettemalala5564 6 ปีที่แล้ว +7

    mila anao aho jesosy oh!

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 8 ปีที่แล้ว +7

    Jesos mino aho, anao manontolo aho, ny naton ny hvelomako, sy y anton ny hirako, dia Ianao.

  • @sgpmineau7365
    @sgpmineau7365 4 ปีที่แล้ว +4

    an-tananao no ametrahako ny fiainako rehetra......

  • @gabriellevololonirina9073
    @gabriellevololonirina9073 7 ปีที่แล้ว +6

    Mahatoky anao toy izay efa nataoko hatramin'izay Misaotra Tompo

  • @user-zu3pu5gm9z
    @user-zu3pu5gm9z 2 หลายเดือนก่อน

    N'a ho tsiky na tomany d hatoky anao aho😢😢

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ANAO lalandava aho JESOSY anio ary mandrakizay amen!!!!

  • @razafindrakotoregina7525
    @razafindrakotoregina7525 5 ปีที่แล้ว +5

    Jeso mino Anao aho.miankohoka tanteraka

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 6 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka hatrany fa tsara na ny feony na ny tononkira. Tohizo

  • @rasolorisolonirinanadia2337
    @rasolorisolonirinanadia2337 7 ปีที่แล้ว +9

    mampehery be le hira misaotra

  • @njakaranaivonandrasana9760
    @njakaranaivonandrasana9760 3 ปีที่แล้ว

    Sambatra tokoany miaraka sy manana anao Tompo ô! Sambatra izay rehetra mitoky aminao! Ampitomboy nt finoako Tompo ô! Dia mankahery an'i Mpanoratra an'ilay hira!

  • @andriamihajasolorichard1245
    @andriamihajasolorichard1245 3 ปีที่แล้ว

    Jesosy oh! Ny finoako Anao dia avo indrindra satria efa nahafoy ny Ainao ho anay Enao!

  • @evethomas3339
    @evethomas3339 4 ปีที่แล้ว +11

    Jésus tu es ma vie,mon âme je t'aime..

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 10 หลายเดือนก่อน

    Mba isan'ny nankafiziko izy ireo, fa saingy tsy re intsony. 🙏

  • @Voahangy24
    @Voahangy24 5 ปีที่แล้ว +5

    Ny fiainako eo ampelatananao

  • @johasinirainy9743
    @johasinirainy9743 6 ปีที่แล้ว +4

    Jesoa mino anao aho, amen

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 2 ปีที่แล้ว

    Mila anao fiainako manontolo Jesoa Malala ooo 🥺❤️

  • @hanitrinionyrandrianarivo76
    @hanitrinionyrandrianarivo76 6 ปีที่แล้ว +6

    tiko lotra ty hira ty

  • @zorandri7929
    @zorandri7929 5 ปีที่แล้ว +2

    eehh! tena ianao tokoa andriamanitra noho mametraka ny fiainana mantolo ......tena makasitraka anareo mpanakanto eee

  • @claudiamamonjy6746
    @claudiamamonjy6746 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Tompo mila Anao fiainaiko manontolo
    Mitsaoka aho
    Mitsaoka Anao aho

  • @oliahsoalova4879
    @oliahsoalova4879 6 ปีที่แล้ว +4

    jeso mila anao aho, amen

  • @AndriamorasataBelalahZOLINIAIN
    @AndriamorasataBelalahZOLINIAIN 4 หลายเดือนก่อน

    Jesoa Mino anao aho❤

  • @elieroblin7678
    @elieroblin7678 3 ปีที่แล้ว

    Anananao no ametrahako by momba ahy rehetra Jesosy ooooo
    Moa va tsy Anao aho
    Jesosy mino Anao aho

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 ปีที่แล้ว

    Jesoa mino Anao aho (Cevam)
    An-tananao
    Apetrako indray
    Ny momba ahy
    Rehetra
    Ny fiainako
    Eo am-pelatananao
    Anao koa aho
    Doria
    Refrain :
    Jesoa mino Anao aho
    Anao manontolo aho
    Ny antony hivelomako sy ny antony hirako
    Dia Ianao
    Hiara-dia
    Na aiza n'aiza alehanao
    Na ho tsiky na tomany
    Hahatoky Anao
    Hiaina aho
    Amin'ny lalanao
    'Reo teny fikasanao
    Doria
    Refrain :
    Jesoa mino Anao aho
    Anao manontolo aho
    Ny antony hivelomako sy ny antony hirako
    Jesoa mino Anao aho
    Anao manontolo aho
    Ny antony hivelomako sy ny antony hirako
    Dia Ianao
    .....
    X4
    Mitsaoka aho, mitsaoka Anao aho...
    Mitsaoka aho, mitsaoka Anao aho...
    Refrain :
    X3
    Jesoa mino Anao aho
    Anao manontolo aho
    Ny antony hivelomako sy ny antony hirako
    Jesoa mino Anao aho
    Anao manontolo aho
    Ny antony hivelomako sy ny antony hirako
    Dia Ianao
    .....

  • @elieroblin7678
    @elieroblin7678 3 ปีที่แล้ว

    JESOSY Ô IANAO NO EFA AMETRAHAKO NY FIAINAKO,TSY MAHEFA NA INONA NA INONA AHO TOMPO RAHA TSY MIARAKA AMINAO
    MATOKY ANAO AHO JESOSY Ô

  • @mariotramarokotonirina8319
    @mariotramarokotonirina8319 3 ปีที่แล้ว

    Merci Dieu pour tout

  • @herisoarazafiaimanana5803
    @herisoarazafiaimanana5803 6 ปีที่แล้ว +2

    eny Tompo ô apetrako eo ampelatananao ny fiainako, ny adiko rehetra, ka aoka atoky anao tanteraka aho

    • @AliHassan-fk1lp
      @AliHassan-fk1lp 5 ปีที่แล้ว

      Zava_poana izao rehetra izao raha tsy eo hiano Tompo Andriamanitra ô !!!

  • @wilsonemireillaraharijaona7111
    @wilsonemireillaraharijaona7111 3 ปีที่แล้ว

    de inona tokou mu zay ra tsisy anao, ianareo irery iany no tsy mandao naizanaiza, na am fotoan inona na inona. mahagaga ny fitiavanao, lehibe ny voninahitrao ry Andriamanitro

  • @haingomalalanjakasoa3911
    @haingomalalanjakasoa3911 4 ปีที่แล้ว +2

    Mitsaoka anao aho Tompo oh

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 4 ปีที่แล้ว +2

    ny antony ivelomako, ny antony hirako, dia ianaao

  • @katzwinkelvalerie2416
    @katzwinkelvalerie2416 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra Amen

  • @rojoramahatantsoa436
    @rojoramahatantsoa436 3 ปีที่แล้ว

    MITSAOKA ANAO AHO! TIAKO NY FIAINAKO MIARAKA AMINAO RAIKO MALALA

  • @brunettekamary3496
    @brunettekamary3496 4 ปีที่แล้ว +1

    JESOA MINO ANAO AHO !

  • @danielrakotosaona1118
    @danielrakotosaona1118 4 ปีที่แล้ว

    Mino anao aho jesosy,ianao no anton’ny hivelomako

  • @tweetwee23
    @tweetwee23 4 ปีที่แล้ว +5

    ❤️😭🙏🏽

  • @herisoarazafiaimanana5803
    @herisoarazafiaimanana5803 6 ปีที่แล้ว +3

    amen

  • @hajarravelonirina6145
    @hajarravelonirina6145 2 ปีที่แล้ว

    Anao manontolo aho. Jeso mino Anao aho

  • @rabmamihery8412
    @rabmamihery8412 3 ปีที่แล้ว

    Tena tiko sady mampiakatra ny finoana

  • @ikkerandriamparany5103
    @ikkerandriamparany5103 3 ปีที่แล้ว

    Mila Anao aho jesoa

  • @jessyjaida3925
    @jessyjaida3925 ปีที่แล้ว

    Jesoa mino aho

  • @randrianarisoa-catellavoni6530
    @randrianarisoa-catellavoni6530 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa vita tsara be ihany koa ny version @ teny malagasy @ ilay hira

  • @elierandriananahary6359
    @elierandriananahary6359 4 ปีที่แล้ว

    Tompo ô
    Tena mini ANAO aho,apetrako am-pelatananao NY fiainako rehetra.
    NY zanako sy NY aminy rehetra

  • @sandrinajaylieraolinantena225
    @sandrinajaylieraolinantena225 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiko loatra lay hira , Jeso tena mino anao aho🙏🙏🙏

  • @rasamitita
    @rasamitita 5 ปีที่แล้ว +2

    Haleloia

  • @tahinarandrianaina9849
    @tahinarandrianaina9849 5 ปีที่แล้ว +3

    Tena apetrako an-tananao ny amiko manotolo

  • @mamyvololonirina5596
    @mamyvololonirina5596 3 ปีที่แล้ว +1

    AMEN

  • @christiancrost2769
    @christiancrost2769 3 ปีที่แล้ว

    Mitsaoka Anao aho

  • @olgarahantavololona4153
    @olgarahantavololona4153 2 ปีที่แล้ว

    Amen!

  • @haingomalalanjakasoa3911
    @haingomalalanjakasoa3911 3 ปีที่แล้ว

    Mitsaoka anao aho Tompo o!

  • @rinahliliarison6890
    @rinahliliarison6890 3 ปีที่แล้ว +5

    Amen ♥️❤️

  • @domoinaratovonarivo1724
    @domoinaratovonarivo1724 3 ปีที่แล้ว +1

    🙏🙏🙏🙏❤️

  • @mahprisca3810
    @mahprisca3810 4 ปีที่แล้ว

    ❤❤

  • @niefarakotomavo8687
    @niefarakotomavo8687 4 ปีที่แล้ว

    ❤️

  • @olgarahantavololona4153
    @olgarahantavololona4153 2 ปีที่แล้ว

    Tena mankasitraka re.Jesus I believe in you
    Tsara b

  • @rahanjahaingosahondra8212
    @rahanjahaingosahondra8212 ปีที่แล้ว

    Tompoko sy Andriamanitro

  • @randrimarianah6587
    @randrimarianah6587 3 ปีที่แล้ว

    mitsaoka anao aho Tompo ô

  • @nicoleranaivo6937
    @nicoleranaivo6937 ปีที่แล้ว

    Amen Amen

  • @mirandarazafimahatratra8656
    @mirandarazafimahatratra8656 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo fa tena izany no hira fiderana tiako hiderana ny TOMPO .

  • @hanitrinionyrandrianarivo76
    @hanitrinionyrandrianarivo76 6 ปีที่แล้ว +1

    zav poana ny fiainana tsis an'Andriamanitra

  • @alffloriette5437
    @alffloriette5437 6 ปีที่แล้ว +1

    fanilo

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️🥺

  • @joaninamalala3751
    @joaninamalala3751 8 ปีที่แล้ว +1

    Aman jesos oo

    • @tsaratompo620
      @tsaratompo620 6 ปีที่แล้ว

      Joanina Malala Tompo homba anareo

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsr version gasy

  • @jessyjaida3925
    @jessyjaida3925 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @ericaraberanto8306
    @ericaraberanto8306 ปีที่แล้ว

    🙏🙏🙏🥺

  • @nomenjanaharykely7121
    @nomenjanaharykely7121 3 ปีที่แล้ว

    Ianao no antony hivelomako

  • @ravorazafi7344
    @ravorazafi7344 3 ปีที่แล้ว

    Tiko be

  • @vonjymiza2340
    @vonjymiza2340 4 ปีที่แล้ว

    😍😍😍

  • @hantavololoniaina1914
    @hantavololoniaina1914 8 ปีที่แล้ว +2

    couul

  • @mbolatianarasamisoa1526
    @mbolatianarasamisoa1526 3 ปีที่แล้ว

    11111111111111111111111111111

  • @mbolatianarasamisoa1526
    @mbolatianarasamisoa1526 3 ปีที่แล้ว

    11111111

  • @nirinaandriama9488
    @nirinaandriama9488 3 ปีที่แล้ว

    P

  • @heidansue6887
    @heidansue6887 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Tompo tamin'ireo fiarahanao tamiko hatrizay sy izay mbola iarahatsika sy ianao 💖Mankasitraka Dada malala😊😍

  • @patriciaravelojaona
    @patriciaravelojaona ปีที่แล้ว

    ❤❤