Misotra betsaka ranadahy fa tena ny Fanahinasy ny ao Aminao manazava an’izao fanotanina mahafinaritra bé zao fa tena mazava kokoa .Dieux te bénisse Amen !!!
misaotra betsaka Ranadahy MISA tena azoko be fanazavanao ary mazava be: maniry ny mb ahita mivantana ny toerana misy andre zah mb misy fanontaniana tiako apetraka rah Toa ka mety" fa mahaliana za loatr ty fandaharana ty misaotra topoko hoany JESOSY irery iany anie ny voninahitra sy ny dera mandrakizay
fatanina manitikitika ahy efa ela mihitsy. nahona ny vevavy ato aminy fiangonana izay tarianareo toa manao pataloha daholo nefa ny ten'Andriamanitra milaza hoe haoka ny lehilahy tsianao ny fitaviny vevavy ary ny vevavy koa takizany nefa eto aho dia mahita vevavy marobe maao pataloha ??????????????????
@@planetcyber2203 Tsy mahavonjy ny manao na Tsy manao patalo. Mety mangatsiaka ny andro dia manao patalo. Mety mafana ny andro dia manao robe. Ary taloha ao anaty ny ten' Andriamanitra no tenenao io, dia n'y akanjon delahy dia aotran' robe, tunique. Na manao patalo, na manao robe, tsy izany Noho mahavonjy, fa ny falalanan' Jesosy ihany, ny rahan' Jesosy hiany, ny finonan' Jesosy hiany, ny tena fitiavan' Jesosy hiany, ny fibebahana hiany. Voilà j'ai essayé de de te répondre en malgache mais ce n'est pas vraiment une langue que je maîtrise du bout des doigts, il se peut que je n'ai pas pu bien m'exprimer. Que Jésus nous ouvre le cœur.
Misaotra Misa ! Tena mankasitraka sady voavaly daholo ny fanotanina tiko ho fantatra sady mafinaritra ahy le feno ny Tenin Andriamanitra ny fonao ,sady hitako lasa olona vaovao enao rehefa mitantara zavatra fataonao any ampesana sns mazoto fa aza kivy tohizo . JESOSY hitahy anao sy ny ankohonanao
Misotra betsaka ranadahy fa tena ny Fanahinasy ny ao Aminao manazava an’izao fanotanina mahafinaritra bé zao fa tena mazava kokoa .Dieux te bénisse Amen !!!
misaotra betsaka Ranadahy MISA tena azoko be fanazavanao ary mazava be: maniry ny mb ahita mivantana ny toerana misy andre zah mb misy fanontaniana tiako apetraka rah Toa ka mety" fa mahaliana za loatr ty fandaharana ty
misaotra topoko hoany JESOSY irery iany anie ny voninahitra sy ny dera mandrakizay
Tena mazava tsara daholo! Merci beaucoup frère !
fatanina manitikitika ahy efa ela mihitsy. nahona ny vevavy ato aminy fiangonana izay tarianareo toa manao pataloha daholo nefa ny ten'Andriamanitra milaza hoe haoka ny lehilahy tsianao ny fitaviny vevavy ary ny vevavy koa takizany nefa eto aho dia mahita vevavy marobe maao pataloha ??????????????????
@@planetcyber2203 Tsy mahavonjy ny manao na Tsy manao patalo. Mety mangatsiaka ny andro dia manao patalo. Mety mafana ny andro dia manao robe. Ary taloha ao anaty ny ten' Andriamanitra no tenenao io, dia n'y akanjon delahy dia aotran' robe, tunique.
Na manao patalo, na manao robe, tsy izany Noho mahavonjy, fa ny falalanan' Jesosy ihany, ny rahan' Jesosy hiany, ny finonan' Jesosy hiany, ny tena fitiavan' Jesosy hiany, ny fibebahana hiany.
Voilà j'ai essayé de de te répondre en malgache mais ce n'est pas vraiment une langue que je maîtrise du bout des doigts, il se peut que je n'ai pas pu bien m'exprimer. Que Jésus nous ouvre le cœur.
misokatra betsaka ranandahy, tena mafinaritra mazava tsara, ,,stelanie aty kwat
Misaotra Misa ! Tena mankasitraka sady voavaly daholo ny fanotanina tiko ho fantatra sady mafinaritra ahy le feno ny Tenin Andriamanitra ny fonao ,sady hitako lasa olona vaovao enao rehefa mitantara zavatra fataonao any ampesana sns mazoto fa aza kivy tohizo . JESOSY hitahy anao sy ny ankohonanao
Miarahaba tompoko raha mba misy fanontaniana dia ahoana tompoko no atao
salama tompoko, afaka manoratra ao amin'ny miomana@aol.com ianao
kristiana ve misaotra tompoko
Efa lasa ny fanotaniana
misaotra ny fampianarana.mankasitraka fa maro ny zavtra mbola tsy hay.misaotra jesosy!