Aza kivy 17 fév 2019

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 14

  • @deborahtheresa2178
    @deborahtheresa2178 4 ปีที่แล้ว +3

    Ray Masina lsraely o! Esory aminy fimonomonomana aho, mamindra fo amiko araka ny haben'ny hindrafonao Amen

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 ปีที่แล้ว +2

    Andriamanitra Ray,Zanaka, Fanahy! Misaotra Anao aho t@ nanomezanao an'i zoky Tantely nampitondrainao ny hafatra sy fampianarana toy izao, fa tena mampahery tokoa ary tena mahasitrana ny fanahinay tanteraka, Voninahitra ho Anao irery Andriamanitra, aleloia amen.🙏
    Mitomboa @ fahasoavana hatrany zoky Tantely Ratsimba

  • @nariachristine5440
    @nariachristine5440 9 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany Amen,tsy adinonay ny fampianaranao

  • @claudiamamonjy6746
    @claudiamamonjy6746 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fampahereza hombanao Tompo VONINAHITRA hoan i JESOSY

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 3 หลายเดือนก่อน

    Mahatsara anareo ny teny averina hoy ny tenin' ANDRIAMANITRA , mamerina mijery ny fampianaranao indray Pst Tantely otran'ny vaovao indray , MISAOTRA AN'I TOMPO LEHIBE 🙏🙏🙏

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 5 ปีที่แล้ว +5

    Misaotra an' Andriamanitra mandrakariva aho nohon' ny famindrampony mbol nampienohiny izao vaovao mafaly tsis kelema izao.
    Mankasitraka tompoko!!
    Amen.

  • @deborahtheresa2178
    @deborahtheresa2178 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Jesosy ny aminy famelankeloka kotsa dranomaso ny tavako mandray ny famonjena satria tena ao anatiny zay volaza retraretra teo

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana2956 4 ปีที่แล้ว +2

    Tahin Andriamanitra ranadahy

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 ปีที่แล้ว +2

    Marina zany , jesosy irer iany no mpanafaka.

  • @deborahtheresa2178
    @deborahtheresa2178 4 ปีที่แล้ว +1

    Azafady Tompko fa aiza oaiza kay ny toerana ahitana Pasteur ao tana ao

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 5 ปีที่แล้ว +5

    Tena mahafinaritra ahy ilay fampianarana tsy misy kilema .
    Isaorana ny Tompo fa tena tia ahy tokoa izy satria toroiny lalana fona aho mb hampahiratra ny masom-panahiko .

  • @AaAZMA
    @AaAZMA 5 ปีที่แล้ว +1

    Andremanitra mamindra fo aminay tena marina toriteny lazaina aminay andapa agny efa ts lazaina aminolo ampengonagna ny faotagna tsabontaigna

  • @nyniela8256
    @nyniela8256 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen!!