DON-DRESAKA PESTE SY FAMADIHANA DU 12 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 ก.ย. 2021
  • DON-DRESAKA PESTE SY FAMADIHANA DU 12 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 90

  • @ramahitamahita7795
    @ramahitamahita7795 2 ปีที่แล้ว +5

    Nahoana tsy mandroso Madagasikara @fomba 😂😂tena adala ve ity ohatra pd ity e ?? Koa nahoana Ary ny fivavahan-lah koa tsisy afitsoka, amen,alléluia.. tsisy farany ..🤭🤭 ,razana tsy fantatr'elah no atsontson-lah...😂😂😂zahay tsy maintsy mamadika .

    • @vazimbatongasaina5061
      @vazimbatongasaina5061 2 ปีที่แล้ว +1

      Haha,tena marina.reo fivavahan erakin tanana ireo no mampadondrona ny malagasy.tokony fohanana an dol reo,mila mivern amin fomban ny razambe fa tsy ho lasa aiza mihitsy ra izao sady tsy mahazaka demokratia akory,maka tahaka ny an ny sasany nefa ambany be le giga

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 2 ปีที่แล้ว +2

      @@vazimbatongasaina5061 izaho Kalo dia tena mihombon kevitra aminao ary tadidio fa aty @firenena mahantra hiany no tena anjakan ireny karazam pivavahana maro be isan karazany ireny satri firenena mahantra hono dia mora ambakaina fa mba Jereo tokoa anie @reny firenena mandroso ireny tsy ahitanao anizany erakin ny tanana izany eh

  • @rasomotrabevolombava7766
    @rasomotrabevolombava7766 2 ปีที่แล้ว +4

    tsy manambany an"i dokotera aho sanatria, fa tsy lojika amiko mihitsy e: tsy ny vaksiny miaro @ pesta v zany no tokony ho karohinareo mpitsabo malagasy, fa tsy ny fomban'ny olona izay miorina amin'ny finoany no kitikitihina e, tsy manana toetsaina siantifika io dokotera io amiko!

  • @adamranaivoson6826
    @adamranaivoson6826 2 ปีที่แล้ว +4

    Tokony tena Dr. BIOLOGISTE fa tsy Dr.mpanao Echographie ,ary tena Theolojianina fa tsy katekiste toa ity ramose sanatria sarim-bavy kristianina fatra manevateva tsy manaja hevitr'olona ity no miady hevitra eto. Very ny firenena tompoko raha ny "HONO HONO "no mba hijoroanareo. Mbola tarazo ny fanjanahan-tany no hijoroanareo @fanomponareo razana vahiny. Misaotra zandry Ankoay.

    • @joelinerandriambololona8131
      @joelinerandriambololona8131 2 ปีที่แล้ว

      Ho anao Dokotera, sy ianao mpanabe, aza zimbazimbaina ny fomban'ireo razantsika, fa MBA jereo ireo loto mahatsiravina misavovona koront anin'ireo ireo tsy manana ho hanina feno voalavo ,kolontsaina ny famadiana, efa fomba hatry ny ela , Misaotra anao ANKOAY

    • @jean-jacquesrabearivelo2568
      @jean-jacquesrabearivelo2568 2 ปีที่แล้ว

      Aza bereßakà ianao fa tsisy olona adalinao eo ai??‽

  • @johmairo7419
    @johmairo7419 2 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra any Ankoay,miombon-kevitra tanteraka

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsy mbola naita tombontsoa an'reny olona mamadika reny aho f vao maika mahantra velona , tsis razana mitahy zany f ny fanaovanao ny sitrapon'Andriamanitra ihany no hitahina anao 🙏❤️. Raha ny razana no mitahy manin no ts voatahy ianareo fa vo maika miamahantra.

    • @avosoaandriaharinaivo9522
      @avosoaandriaharinaivo9522 7 หลายเดือนก่อน

      fa tadidio fa arakaraky ny maha betsaka ny mpivavaka eto mada no miha mahantra i Madagasikara, fa maninona ary?

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline4961 2 ปีที่แล้ว +1

    Fihalonana anay manana fasandrazana ireo tovolahy ireo ‼️

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 2 ปีที่แล้ว +4

    Ny fivavahana maro be reo alo foanana fa reo no mampadondrona sy mampatory ny malagasy.miverena amin fombandrazana fa ts mahazaka demokratia sy kolikoly avo lenta e,ampianaro ny ankizy fa ambany be le giga.mbol ho ela vao ho afaka ty firenena ty marina mafy

  • @lijarabenarivo4056
    @lijarabenarivo4056 ปีที่แล้ว

    Izaho malagasy ,mandala ny maha Malagasy voalohany sady kristianina ihany koa

  • @randriakotodominique9448
    @randriakotodominique9448 2 ปีที่แล้ว +3

    Ahn ary zany fanehoan kevitra ity dokotera ty zany,,,zahay tsy maintsy mamadika zoky an...

    • @niainatoy9103
      @niainatoy9103 2 ปีที่แล้ว

      Ita oa, tsy ny fomban ny karana mintsy no ampiasaina eto Madagascar

  • @tysynday
    @tysynday 2 ปีที่แล้ว +1

    Ny fanafoanana n kolontsaina d anisan fanimbana n maha olona..
    N kristianisma d anisan fanapotehana n maha gasy..

  • @takeconcept2247
    @takeconcept2247 2 ปีที่แล้ว

    Miala tsiny fa i Lanto Eric milaza tsy fanatique dia izy indrindra. Milaza izy fa maninona Ankoay no manompo zavatra azo avy @ lova-tsofina Ntaolo. Kanefa io Baiboly vakianao io anie ka tsy i Jesosy tenany no nanoratra azy io e! Olona taty aoriana no nanoratra azy io ary tsy vérité absolue no ao fa aza atao référence pour tout!

  • @jelidolosrainijaona1101
    @jelidolosrainijaona1101 2 ปีที่แล้ว +1

    Razoky miteny hoe aza generalisena lay izy, nefa izy mihitsy no mpi-generalise an'ilay izy!! Tsss

  • @rahajasonroger6755
    @rahajasonroger6755 2 ปีที่แล้ว +2

    Ankoay/ INONA AVY MOA ZANY NY SOA AZO AVY AMIN LAY FAMADIHANA ?,,fa lazainareo nahitana soa,,
    akoatry ny fihinanankena,vola kao drazana,,lazalaza sy fety ary vono omby,,eo ko lay fibahanan dalana ,,,

  • @zanjilahy
    @zanjilahy 2 ปีที่แล้ว +2

    Izay aho vao mba nahita adihevitra mba efa somary miroana any @ tsy fihetseham-po, fa mba efa miroana @ zavatra lojika sy tsy miandany fa tena mitady ny marina (objectif).
    Fa miverina ihany foana ilay fanatisme, na @ ilay mpandala fomba, na @ ilay mpivavaka kristiana, eny na @ ilay dokotera aza.
    Tsy voavaly foana ilay fanontaniana, satria tsy voaporofo hoe misy fifandraisany ve sa tsia ilay peste sy ny famadihana. Any izany no tokony vahaina voalohany, fa rehefa voavaha miaraka @ porofo io dia mazava ho azy ny ambiny.

    • @huguetterasoamananoro3099
      @huguetterasoamananoro3099 2 ปีที่แล้ว

      Tena misy fifandraisana satria te hamoha fasana foana hamadikanireo razana tsy fohy ny taratata sy mpIanakavy sasantsasany. Satria hoe ny razana tsy mba maty. Koa raha mpisotro toaka na mpangalatra aza io dia mbola tompoiny fooana sady tiany avadika foana!!? .tena mitarika aretina satria efa vovoka maloto.
      Tena mampieritreritra satria mamohafady. Ary izany aza no mahatongan ireny mpamosavy ireny milalao en ambony fasana! Tena mila mivavaka amin ny Anaran I JESOSY izay Fanahy Velona tsy voatanan ny Fasana fa nitsangana tamin ny maty. iZY NO TOKONY HINONA. Satria Velona indray . IZY no tokony atao modèly fa tsy ireo razana efa maty zay mila vavaka sy vonjy satria mpanonta. Aoka ny fanahy Velona no Tompon tsika .AMEN.

  • @fanantenanalova9090
    @fanantenanalova9090 2 ปีที่แล้ว +2

    Marina be ny an'i Monsieur Lanto Eric ; ny maty tsy mavita na inona na inona

    • @gokhlayehenki3418
      @gokhlayehenki3418 2 ปีที่แล้ว +2

      Hitako no tsy mamaly vavaka ilay jesosy 😂😂😂👑

  • @echauvin1544
    @echauvin1544 2 ปีที่แล้ว

    tsika eto madagascar ihany no special tsika irery no sisa misy pesta sy champion du monde @ faharatsiana rehetra ka tsy mahagaga fa tohizo ny famadihana. aoka ho falyeeeee

  • @narewhest
    @narewhest 2 ปีที่แล้ว

    Mahantra ny firenena. Nohl izany. Misy ny fanatique ny fombandrazana, ao koa ny fanatique ny fivavahana. Indrisy tsy ananantsika ny fomba ahitana ny marina scientifique satria tsy hary fitaovana. Dia mamorona alaolana sadasada. ABS

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe2354 2 ปีที่แล้ว +1

    Tahaka ny amendrahana fanafody ny birao, ny hopitaly, ny trano fiangonana rehefa misy ny aretina, nahoana tsy fendrahana fanafody tahaka izany koa ny fasana mba hamongorana ny pesta.

  • @weewer7401
    @weewer7401 2 ปีที่แล้ว +2

    Ratsy aminw Io fa tsara aminay

  • @rahajasonroger6755
    @rahajasonroger6755 2 ปีที่แล้ว +2

    zahay Tompoko MALAGASY foana na tsy mamadika na manao famadihana aza,,maninona moa nareo manao famadihana io raha olona 5 ihany no miditra ao apasan ao dia mikarakara zay atao ao e? manaova fanasana f aza atsipitsipy aty ivelan fasana le razana ( misy risques) ary efa tenenina fa tsisy tanjona ambadika fa fisorohana ara pahasalamana fotsiny io fepetra tokony tsy anaovana azy io,,Reo mpanao fanjakana koa tsys manara dalana fa mbola misy manome autorisation ihany,,,,

  • @rakrabarison3345
    @rakrabarison3345 2 ปีที่แล้ว

    Miala tsiny fa le hevitra le zoky panabe otrany tsy ao mtsy a, ambany be le niveau am fanaovana adi-hevitra

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 ปีที่แล้ว

    MADAGASCAR MALOTO BE N'A AO AMINAREO AMIN'NY HÔPITAL MALOTO BE FENO VALAVO

  • @norolalaorazanadrasoa7439
    @norolalaorazanadrasoa7439 2 ปีที่แล้ว +1

    Dondrona bé le rangahy aminao complet gris io sady. Zay hevitra lazainao hevi-jaza mitompo teny fantatrao Enao fa hiakatra any amparadisa nefa n'y tômpo niteny fa tsy misy marina izy rehetra hoy izy Tonga Dia manambany n'y foto-kevitry n'y hafa nareo Dia Tonga Dia milaza fa diso fa n'y anareo hiany no Marina Zay averimberin"io

  • @avosoaandriaharinaivo9522
    @avosoaandriaharinaivo9522 7 หลายเดือนก่อน

    Aleo samy manaja ny azy fa tsisy mifanakihana, fomba malagasy sy ny dokotera. Ny olana dia tsy mahay manaja ny hafa ny mankasitraka ny fomba malagasy fa dia manakihana be fahatany sy mihaina @ hono hono sy zavatra tsy misy hevitra.

  • @zoharison9216
    @zoharison9216 2 ปีที่แล้ว +1

    samia mijery sy manaraka ny fombany aminy ahalalany fifangaroany ny fahasamiahafahana fa isika iray kitapo ihany anié reto ee

  • @gokhlayehenki3418
    @gokhlayehenki3418 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Ankoay 🙏🏽

  • @bannerbruce6888
    @bannerbruce6888 2 ปีที่แล้ว

    Aza be resaka, fa tsy ny fahaiza mitondra no mahatonga ny Firenena mahantra.

  • @rakotophyl2389
    @rakotophyl2389 ปีที่แล้ว

    Miarahaba, ny tena fahasairanako dia izao: ahoana zany ny nahavoa ny pesta an'ilay olona nipoiran'ny pesta voalohany indrindra? raha hoe famadihana no manaparitaka azy ity. Perso, tsy tena afaka ilay argument an'i Dr sy Lanto.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 2 ปีที่แล้ว +2

    Bjr, tokony tsy manao an'io fomba io ny Malagasy satria : rehefa maty dia tokony ho avela fa efa vita ny adidy teto an-tany. Amin'izay koa: ny fahasahiranana @ velona ary betsaka, koa mandany vola pour çà? Ny fitiavana ny Ray aman-dReny efa maty, ao am-po no mijanona mandra-pahafatin-tsika koa. Koa ny "VELONA" re Tompoko no tokony ho jerena fa ny maty on les garde dans nos coeurs fa laissons-les "tranquilles"!

    • @nixraz6387
      @nixraz6387 2 ปีที่แล้ว +2

      Sam mitana ny azy ...enw aza manao ref ts anao fa avelao ny olona anao.. Fatinalik ny RAD nao zan mato ts ajainao.. N fanajana ts mijanona ao atokatrano iany fa na maty aza ajaina fona.. Naitana soa reo normal ra atao anzan..

    • @hasiniainaratsirahonana1167
      @hasiniainaratsirahonana1167 ปีที่แล้ว

      Amidio marina nenareo zan fa lafo be reny an😂😂😂😂

  • @sarahandriantsoa4453
    @sarahandriantsoa4453 ปีที่แล้ว

    Tena intéressant le sujet tena ilainy malagasy ny tena marina fa vo odikodina lotra ny lo any ka manao ao fona ny farany ra tena ahalala ny tena marina aminy tantara mila nandallina ny tena tantara ny Madagascar hatram niandohany ra azoko tsara Madagascar tany nikambana taminy africa tany alo b tany donc olona voalohany teto aminy Madagascar zany afrikana le olona antsoina oe austronésien (Indonésie,Malaisie),d ny afrikana atao oe Bontous ireo ny origine ny malagasy ary nisy koa arabo ka ra azoko tsra le fomba famosavina zany fomba nolovaina tamin ny fomba ireo olona ireo personnellement le famadiana mifangaro mifangaro fanomp tsampy satry andriamanitra Efa nilaza fa aleo ny maty adevina ny maty ary ny tsisy her iny intsony. Famadiana amiko dia filalaovana faty,magahagaga fa ra vo resaka faty tafiditra ny pamosavy s’y ny fa ahy ratsy so la mba misy héron ilay ratsy ao ambadika i zany pamosavy mantsy miaramila n ilay ratsy maninona ny pansâtes tolapaty tsis maninona an zareo tsy iteny v no tokony voakenda voalohany,ary maninnona ny kamboty rehetra tsy manana ny maha izy azy avy ra tena velona ny maty fa maninona mbola sahirana otran olona rehetra? Fa ianao mahazo fahasoavana io so d mba fahasoavana avy aminy Hery fhafa juste question ???AZA MANOMPO TOMPO ROA eeee!!!

  • @takeconcept2247
    @takeconcept2247 2 ปีที่แล้ว

    Ny fototry ny Malagasy mihitsy no esorina raha ho alaina koa ny famadihana. Io sisa no patrimoine culturelle ny Madagascar. Efa tsy hisy intsony ny fihavanana sy firaisankina dia inona sisa izany. Raha hitsidika an'ny Madagascar ny vahiny dia inona sisa no mba culture asehontsika ?

  • @lijarabenarivo4056
    @lijarabenarivo4056 ปีที่แล้ว

    Aoka hazava eto aloha fa ,ny scientifique dia manao " variantation " an ' ireny virus ireny hitadiavana vola ,efa haintsika ny resaka fitadiavana vola

  • @rakotochantale5084
    @rakotochantale5084 2 ปีที่แล้ว +4

    Diovy ny tanana fa maloto sy voretra be voalavo indrindra ao Antananarivo dia mitondra aretina fa avelao ny mpamadika hanao ny famadihana izay fombandrazany.
    Tsy misy ifandraisany ny pesta sy famadihana

  • @rakotochantale5084
    @rakotochantale5084 2 ปีที่แล้ว +1

    Misy vakisin'ny pesta no fanafody voalohany indrindra ankoatry ny fahadiovan'ny olona sy ny tanana ry dokotera.

  • @huguetterasoamananoro3099
    @huguetterasoamananoro3099 2 ปีที่แล้ว +1

    Famadiana = trahison .
    Mitarika aretina sy fahafatesana. Ny fanarahana ny Fanahy masina tsara sy avo indrindra no tokony hinona. Ny fanahin ny FilajanTsara no alalinina .lasa mampi ady tsy misy hilana izany.

  • @bienvenuerahoilijaona1164
    @bienvenuerahoilijaona1164 2 ปีที่แล้ว +1

    io miseho ho krisitiaina io angamba tsy Malagasy?

  • @thierryfity1507
    @thierryfity1507 2 ปีที่แล้ว

    fohano fivavahana eto Madagascar satria io taorina fombandrazana

  • @thierryfity1507
    @thierryfity1507 2 ปีที่แล้ว +2

    n iza faly n iza tsy faly na iza miseo azy ho mpivavaka de zay tsy maintsy mamadika ary manaja hatraminy farany izay niandohanay n ef lasa vovoka aza izy ireny f ny anareo ataovy ohatrany faty alika very tompo de vita

  • @nicolaswilliamralemary8394
    @nicolaswilliamralemary8394 ปีที่แล้ว

    Ju de

  • @thierryfity1507
    @thierryfity1507 2 ปีที่แล้ว

    docteur enao f tsy mahatakatr lavitra tsotra be valiny satria Madagascar de firenena voretra zay no tsy mahafoana ny Peste f ny firenena hfa jreo tsara f sady madio no tsy voretra manarinary loto Etsy s Eroa alefaso lavitra fandalinana docteur ah

  • @misathata1115
    @misathata1115 2 ปีที่แล้ว +5

    Efa io tsy fanajana ny fomban-drazana hatrizay io no mahatonga antsika gasy mitotongana jereo ny firenena hafa anie manaja ny azy e de aiza izy zao fa ireo olona mpisolelaka ireo iany no mahatonga antsika tsy ho afaka mihintsy /// de itady fika hafa ndray hoe hajanona ny famadiana de inona intsony ny antsika Malagasy /// mba asio fisainana iany re olo o be fianara loatra ny kolotsainy hafa de zao //// jereo tsara ity ohatra iray ity /// Tonga ny vahiny mila za mpivavaka de nasainy nikipy isika de omeny baiboly nefa efa azony daholo ny harenanao eto madagasika de rehefa mihiratra ny masonao avy eo de tsisy ninoninona intsony eo ampelatananao fa baiboly sisa de rehefa miteny enao avy eo de ny baiboly no mamleka anao avy eo ///

  • @haryrazafindralambo4265
    @haryrazafindralambo4265 2 ปีที่แล้ว +1

    Fa iza na inona marina ary ny ao ambadik'ity resaka ity fa dia mampieritreritra ihany? Efa somary nivoatra kely ilay ady hevitra fa tsy sahala @ tamin'ny don-dresaka voalohany satria efa napetraka ny hoe: inona ary ny vaha-olana ankoatra ny fandrarana ny famadihana? Mazava be fa ny famadihana, izay fomba fahagolan'ny Malagasy mihitsy no tian'ny sasany foanana. Ny vaha-olana ankoatra izay fandrarana izay anefa dia misy tokoa. Ny hanao "analyses" ny fasana rehetra, ka hanidina izay misy "peste" aloha dia sarotra tanterahina ary tsy hatao satria ny zavatra maika sy tokony ho laharam-pahamehana dia marobe. Koa tsy izay no tokony handanian'ny fanjakana vola, izay volam-bahoaka ihany. Tsotra ny mety ho vaha-olana azo hatao tsara. Efa fantatra ny fifindran'ilay mikraoba miteraka ny aretina. Mila mandray fepetra fotsiny izany ny mpamadika. Ohatra hoe: manao aro-vava, aro-tanana, aro-tongotra, na aro-vatana izay dorana avy eo, na manasa tanana @ "gel hydroalcoolique" rehefa avy mikirakira, sns. Azo tanterahana tsara ireo sahala @ covid-19 ihany e! Ny fakana fanefitra mialoha mety azo heritreretina ihany koa. Tsetsatsetsa tsy haritra: sao dia mba mety maharo amin'ny peste koa ny CVO+?
    Fa na izany na tsy izany dia mbola i ANKOAY ihany no mivoaka mpandresy t@ ilay don-dresaka na ho tiana na tsy ho tiana. Amin'ny fomba ahoana tokoa moa no hahazoana sy hiandrandrain'ny Malagasy ireo Nosiny misy harena tsy toko tsy forohana anefa ny fomba sy finoan'ny tany hiadiany no hinoana sy hasandratra avo? Raha ara-bola sy ara-kery mantsy dia atody miady amam-bato, fa raha ny ara-panahy kosa mbola tsy fantatra. Hoy ny fitenenana izay manao hoe: "samy masina an-taniny" ary tany malagasy ireo Nosy kely manodidina ireo fa tsy tanim-bazaha. Raha tsy diso aho dia misy fasana Malagasy hita tamin'ireo Nosy ireo raha ny voalaza. Koa tena mampieritreritra ihany e! Mankasitraka an' i ANKOAY manokana fa sady mahafehy ny fomba Malagasy izy no tena tsy mena-mitahy @ fahalalana sy lojika mihoatra iretsy Siantifika sy Mpanabe.

  • @bienvenuerahoilijaona1164
    @bienvenuerahoilijaona1164 2 ปีที่แล้ว

    Fa hono hoy aho nga tsy misy olona afatsy ireo afaka manao debat fa ireo foana no hita raha vao sujet famadihana e?
    Resaka toko sy andininy an'ireto mitonona ho kristianina ireto, alergika be rhf misy an'itony kristianina itony fa kara ohtr soavaly tampi-maso izany ireo rhf miresaka. Tsy misy boky afa-tsy baiboly ve eto an-tany hakana reférences.
    - Resaka olana dokotera? efa tsy mahagaga eto Mada, rha ampidirina am-pasandrazana zany lay olona donc ianareo dokotera no tsy TENA MANAO ny asanareo.

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 ปีที่แล้ว

    Ty koa miseho teho Kristianina be sola loha tiii

  • @gasyihany
    @gasyihany 2 ปีที่แล้ว

    Tsy maintsy mifanakalo hevitra ny fomba sy ny finoana ary ny fandrosoana ara-tsiansa. Mila fisokafana ny fahalalàna. Izany no afaka hitondra antsika @ fandrosoana marina.

  • @helenechaignon1957
    @helenechaignon1957 2 ปีที่แล้ว

    misaotra akoay fa zahay mamadika razako nzfa manakarena tsara

  • @gasyonevision744
    @gasyonevision744 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy afaka mitsy lay débat, rehefa prouvé scientifiquement fotsiny ny cause à effet mampi développer peste, dia tonga dia tsy atao fotsiny, tsy aleo ve misoroka e

  • @rasomotrabevolombava7766
    @rasomotrabevolombava7766 2 ปีที่แล้ว +3

    dokotera ô, raha tena dokotera ianao d tsy any @ famadihana no tokony alehanao fa any @ fikarohana ho fanafoanana ny pesta, tsy lojika amiko io fisainanao io. Lay iray kristianina indray d aleoko tsy miteny e! Fa alohan'ny hiadianareo hevitra d farito tsara ny atao hoe" FAMADIHANA" sy ny "RAZANA", fa tsy ny maty rehetra akory no lasan-ko razana e! Mazava fa ny fanafoanana ny finoan'ny malagasy ny "momba ny razana" no tanjona eto, d toy ny halatra taolam-paty ihany koa e! Nahoana no eto amintsika no misy halatra taolam-paty nefa any afrika feno tolapaty miparitaka tsy misy mangalatra! AZA MIHATSARAVELATSIHY REHEFA MIRESAKA E!

  • @niainatoy9103
    @niainatoy9103 2 ปีที่แล้ว

    Ny Zavatta hitako aloha Dia sola aby izy telolahy

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 2 ปีที่แล้ว

    Marina ny anao mpanabe tokony hiala @ ty fomba2 ty sady ara_baiboly no fanompon_tsampy no betsaka ao anatiny.

  • @sanablandine5282
    @sanablandine5282 2 ปีที่แล้ว +4

    O tu Akoay e
    Tsy mamadika zany izahay any Antsimo
    Mba mandehana aloha mba manadihady vais miteny fa manjary tsy mety ny ady hevitra
    Tsy manokatra fasana izahay Taha tsy mandevina
    N'y Antandroy Dia anaovana fasana tsirairay satria tsy azo sokafana intsony n'y fasana
    Tsy fombanay any Antsimo ny mamadika fa faritry Betsileo sy merina ni tena manao anio
    N'y any avaratra koa liste manao vitsivitsy

    • @dominiqueramiarisoa9630
      @dominiqueramiarisoa9630 2 ปีที่แล้ว

      On n'a pas à savoir d'où vous venez Mme. On parle de Mada manontolo, ka tokony tsy ho atao mihintsy io Fomban'ny taloha io! Je suis de Tanà fa ny famille-nay tsy manao io fomba io satria rehefa maty dia lasa poussière ny olona ka tokony ho avela "tranquille"é!

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 2 ปีที่แล้ว

    Misotro CVO de asina toka gasy kely de ts mvern tson zan

  • @weewer7401
    @weewer7401 2 ปีที่แล้ว

    Efa tajona mitsy e

  • @huguetterasoamananoro3099
    @huguetterasoamananoro3099 2 ปีที่แล้ว +2

    Efa tsy tokony manompo razana intsony fa milalao vovoka .Indray indray tsy maina akory ny razana dia voahana indray ny fasana.Samy tia ny raiamnadreny ny olombelona eto Dago .Hajanona aminizay io filalaovambovoka io.
    Zahay namadika taloha fa refa niheritreritra lalina dia tsy manao izany intsony satria ny fanahy no maha olona fa tsy ny vovoka ato ampasana. Lasa fanompotsampy. Mila fahendrena satria tsapa fa toa ozona tokoa ny ao amin ny famadiana. Mila namana ny razana.koa mila miambina sy mitandrina isika mbola velona. Efa nanome ny tenany ho sorona ny Tompo Andriamanitra amin ny anaran I JESOSY. AMEN. N'y Fanahy no maha olona..ny fanahy tsy hita maso misy fifandraisana ny peste sy ny famadiana. Mino izany.

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 2 ปีที่แล้ว +1

    IZAHO DIA MANAJA ANDRIANANAHARY ANTAMPON'NY LOHA IZANY HOE MIEZAKA SY MITANDRINA NY MARINA @ MAHAOLONA ARY MANAJA LOHARANO NIANDOHAKO MAHEREZA DAHOLO DIA SAMIA MANDROSOHASINA DAHOLO IREO IZAY VELONKASINA SY MANKASINA

  • @sarahandriantsoa4453
    @sarahandriantsoa4453 ปีที่แล้ว

    Ra tena tianao ho fantarina ny tena atao hoe malagasy dia olona mifangaro zany olona Samy hafa nifangaro(métisse ) donc ny fomba n ireo olona ireo no mbola toi zan ireo olona sasany amin izao andro iainana izao mila ampafantarina ny marina fa tsy lozana manejika vaza lava misy Antony ny zavatra rehetra tsy oe momba ny vaza nanao tsy mety ankory fa tsy ny vaza rehetra eto antany ankory no ratsy aleo lasa ho lasa fa ny ankehitriny jerena

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 2 ปีที่แล้ว +2

    Le famadihana Anie ka de tena filalaovana faty e avoaka tao le faty Zay efa nivadika ho loto s'y microbe de miparitaka ety ivelany tena famosaviana n'y fiaraha monina mihintsy.
    Tsy voatery ho pesta ihany fa ny areti-mifindra rehetra e

  • @pierrerandriamanantena5260
    @pierrerandriamanantena5260 2 ปีที่แล้ว

    Efa nisy fandaharana ohatr' Io taloha
    Même sujet mankaleho be

    • @rianaraveloarison838
      @rianaraveloarison838 2 ปีที่แล้ว

      Dia ireny mpangalatra taolam-paty ireny ve izany tsy mety voan'ny peste?

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena io famadihana io mihintsy no mahatonga an'io e
    Mahagaga mihintsy no mbola hanomezan- dalana an'io eto amintsika

    • @niainatoy9103
      @niainatoy9103 2 ปีที่แล้ว +1

      Congo, Ouganda, Tena mbola misy pesté , dia milaza ve ianareo fa Avy @famadihana no mahatonga izany amiko manokana dia avy @ loto no mahatonga An io

    • @adamranaivoson6826
      @adamranaivoson6826 2 ปีที่แล้ว +2

      Mba mahalala rano sy savony aloa, dia diovy tsara ny ao antokan-trano ny zaza na biby fiompy aza.ary rehefa tsy fombanao ny mamadika tsy manahy fa izahay tsy maintsy mamadika,mitazona ny fombanay ho fanahajanay ny Ray aman-dreninay nahitanay masoandro,hivavahanay ihany koa miaraka @Andriamanitra izay hangalarin'ireo kristianina ny anarany kanefa an'ny Malagasy irery ihany.(Izato ianao aza toa mitondra anaram-bahiny be.)

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 2 ปีที่แล้ว

    oh tena "bouché" mihintsy io rangahy pour ny "famadihina"io. Aiza ve dia ara-panahy ny famadihana? d'où il a trouvé cette idée-là? Tokony mijery ny fiainanan'ny olona d'aujourd'hui izy zay ho tsimbininy!Marina ny tenina Lanto fa tokony analyser-na tokoa zay angamba vao ihiratra ny sain'io Ankoay io et ny "razana" efa "razana" ka aoka izy no atao en premier devant ny cimetière dia tant pis pour lui! et d'un "RIDICULE" zay tokoa no tsy ahafàhany mi-avancer fa toujours au ras du sol. Asa zay olona manaraka azy zany? Mampalahelo !!!!!!

    • @niainatoy9103
      @niainatoy9103 2 ปีที่แล้ว +3

      Zao aza ny fiangonnaa efa amanjatony nefa jeroe reto gasy mahatra, mangalatra ,mijangajaka,mamono olona , mifampialona nefa dia mandé miangona isaky ny alahady
      Na misy aza ny manaraka ny fomban drazana mety ho 20% ra misy nefa de izao ny fiainantsika eto Madagascar,ka aleo ny olona anao izay mety sy tiny atao aza mitsara mba tsy hotsaraina ny famadiana mitohy refa mbola misy ny te anao izany

    • @arianeramanavalina275
      @arianeramanavalina275 2 ปีที่แล้ว

      Na le dokotera aza to dondrona be maindo ne ty izy dokotera no idina mihintsy ty . N'importe quoi docteur stupide ty .

    • @arianeramanavalina275
      @arianeramanavalina275 2 ปีที่แล้ว +3

      Avoretra no mahatonga ny peste ra Mba madio ny tanana dia foana ny peste ry dondrona maty reto !.

    • @arianeramanavalina275
      @arianeramanavalina275 2 ปีที่แล้ว +2

      Ny akamarony ny dokotera any sandoka

    • @arianeramanavalina275
      @arianeramanavalina275 2 ปีที่แล้ว +2

      Bravo Ankoay 👏👏👏👏