Famantarana ny amin'ny andro farany : Jerosalema 28-01-18

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2018

ความคิดเห็น • 16

  • @mariyammariyam5517
    @mariyammariyam5517 2 ปีที่แล้ว

    Amen! Misaotra anao jesosy aminy zainy hafatra mafy onja zainy zay nampitondranao ny mpianatrao zainy aoka jesosy zay mandre zay teny zainy ho fo nonoka mahay mandray zay tianao ampita aminay tsy rairay misaotra jesosy o anao hanokatra masompanahy nay ary tompo hampitombo fahasoavany aminao mandrakariva

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 3 ปีที่แล้ว +2

    Lalina zany fampianarana izany , Isaorana anie Jehovah izay tsy nanafina ny marina aminy mpanompony . Misaotra ranadahy Misa , Tompo Jesosy hiaro anao sy ny familles-nao mandrapihaviny , Amena 🙏🏻🙏🏻🙏🏻

  • @hongsi2502
    @hongsi2502 9 หลายเดือนก่อน

    Amizao mintsy de indao Huvavak hoany jerosalema

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Pasteur tsara b lay fampianarana

  • @brunernoel3627
    @brunernoel3627 6 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra betsaka amin'ny fampianarana, ilain'olona amizao mihintsy ny fampianarana hoatrizao, maro koa ny tsy mahalala fa hiverina tsy ho ela Jesosy

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 6 ปีที่แล้ว +3

    nomena hafantara ny zavamiafina anao fa mitombo hatrany aminy fahamasinana fa io ihany no mitarika atsika hitombo aho aminy Tompo misaotra any Jesosy aho, ary misaotra anao koa izay mety hampiasainy .an'i Jesosy anehy ny voninatitra sy laza sy haja sy dera.amen

  • @menjarabeantso1711
    @menjarabeantso1711 2 ปีที่แล้ว

    Shalom. Tsara ny fampianarana. Misy Mesianika eto Madagasikara efa mahalala ireo, ary mbola betsaka noho ireo aza. Tsara raha mandroso kokoa amin'ny Anarana, fety, shabbat, teny hebreo mba hialana amin'ny fandikana diso ny baiboly... Shalom.

  • @bebyandrianaivosoa2220
    @bebyandrianaivosoa2220 ปีที่แล้ว

    Fmc
    😊

  • @laurybrienne9784
    @laurybrienne9784 ปีที่แล้ว

    Jesosy vonjeo zah sy ny ankohonako😢

  • @ericahchinie9023
    @ericahchinie9023 3 ปีที่แล้ว +1

    Amizao eeee😭🇮🇱🇮🇱♥️

  • @diannalavignelavigne8933
    @diannalavignelavigne8933 6 ปีที่แล้ว +3

    Misaotr betsaka amin fampianarana sy fanambarana ; fa maro be malagasy ts mahafantatr zavamisy @zao tontolo zao; satria ts mahita ny zavamisy @ TH-cam ; isaorana ianao topoko manambara sy mampianatra ; deraina anie Andriamanitra

    • @mbotizandryelissah8769
      @mbotizandryelissah8769 4 ปีที่แล้ว +1

      Isaorako mandrakariva ny Tompo nampahita ahy ity famoianarana ity .
      Tiako Jesosy

  • @mirlovmirlov5826
    @mirlovmirlov5826 ปีที่แล้ว

    Efa kely sisa.
    Ary Misa zany ve tsy mitory intsony?

  • @eldata7265
    @eldata7265 6 ปีที่แล้ว

    Hi Man,who will build the third temple ? US or Vatican ?

  • @eldata7265
    @eldata7265 6 ปีที่แล้ว

    it' s better you use google earth to show us where are all these places like Armagedon, ...