Manana fotoana hivavahana ve? 19 09 2021

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 25

  • @harylidon4098
    @harylidon4098 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen ! Voninahitra ho an’i Jesosy ! Haleloia ! Misaotra indrindra Pasteur Tantely am fizarana ny Tenin'Andriamanitra . Tantano mandrakariva izahay Jesosy hande am Fahamasinana sy ny Tahotra Anao Andrimanitra Tao an’i Daniel Mpanomponao . Amen ! Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva anie Jesosy ary samy hahazo ny Famonjena anie izay rehetra mandre ny Teny . Amen ! Shalom !

  • @jbefitia5739
    @jbefitia5739 2 ปีที่แล้ว +3

    Amen! Misaotra t@ nanomezaNao anay an'i Tantely Jesosy a, malahelo ny fo rehefa mahatsapa ny fahabangana navelany, kanefa mionona kosa rehefa mahatsapa fa tena nanao zay ho vitany izy hijanona anatin'ny fanandratana Anao ary niandry ny fiangonana t@ teny marina sy mahitsy tokoa ny mpanompoNao, Jesosy a, jereo ny fiangonana nasaiNao notarihany mba hitoetra anatin'ny fampianarana tsotra sy tsy misy kilema, miorina @ fahasoavaNao.

  • @Mimarasou74MINE
    @Mimarasou74MINE 2 หลายเดือนก่อน

    Alléluia Amen.
    Misaotra JESOSY a
    🙏🙏

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
    Mankasitraka zoky Tantely amin'ny fampianarana fa tena mahasoa ity fizarana ity.
    Misaotra an'Andriamanitra nanome ny teny & fampianarana amen🙏

  • @ravaonirinapristolat6679
    @ravaonirinapristolat6679 3 ปีที่แล้ว

    AMENA💓🙏🙏🙏 MISAOTRA FAMELONA FANAHY

  • @esteramariana282
    @esteramariana282 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen Misaotra an'i Jesosy Kristy Tompo,fa Ianao tokoa ilay tsy miova omaly sy anio ary ho mandrakizay, misaotra ranadaha tantely @fampianarana nozarainao zao eeeh

  • @vaneliaestalla5997
    @vaneliaestalla5997 3 ปีที่แล้ว

    Aleloiaa amen

  • @nariachristine5440
    @nariachristine5440 28 วันที่ผ่านมา

    AMEN

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 3 ปีที่แล้ว

    Mahereza mivavaka ho anay Pasteur hi hi hi biziness . Marina tokoa izany !

  • @grisghsg8758
    @grisghsg8758 3 ปีที่แล้ว

    Amen! Misaotra nanome vatsimpanahy.

  • @nariachristine5440
    @nariachristine5440 3 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 3 ปีที่แล้ว

    Amen misoatra jesosy aleloa amen

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 3 ปีที่แล้ว

    Haleloia , deraina hatrany hatrany HIANAO JESOSY TOMPONAY Ô

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko DIEU VOUS BENISSE ABANDAMMANT 🙏💖, tena ho ahy mintsy zany teny izany 🤔🤔.

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 ปีที่แล้ว

    Amen 🙏
    Misaotra betsak @ Fanomezana sakafo mpanahy 🙏❤

  • @mariafinoana3081
    @mariafinoana3081 3 ปีที่แล้ว

    Haleloiaaa,Misaotra JESOSY aminy teniNAO

  • @rasoanirinavanessa3406
    @rasoanirinavanessa3406 3 ปีที่แล้ว +1

    Amena

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 3 ปีที่แล้ว

    Amen! De la nourriture au temps convenable !
    Merci infiniment !

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana2956 3 ปีที่แล้ว

    Aleloia !! Misaotra betsaka pasteur

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 3 ปีที่แล้ว

    Tena fisaorana betsaka no hatolotro hanao Jesosy nanomezanqo anay .Pasteur Tantely.fa tena nahafampo anay n'y toriteny ty sady nisy vavaka ary lay hira tena tiko be iny .
    Deraina n'y Tompo sy fisaorana n'y tantely ee.tohizy sy mankahery anao zahay hanohy n'y asa n'y Tompo.

  • @lalainatienhandriamampiono3787
    @lalainatienhandriamampiono3787 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Pasitera. Sakafom-panahy tena ilaina mihitsy @zao. Tahian'ny Tompo mandrakariva

  • @vaneliaestalla5997
    @vaneliaestalla5997 3 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️🙏🤲

  • @joiscaveronique5971
    @joiscaveronique5971 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak ranadahy Tantely ny @ Fampianarana fa tena maheno sambatra aloha zaho ny @ teny zay torinareo io.

  • @razanatsimbaainaprisca6494
    @razanatsimbaainaprisca6494 3 ปีที่แล้ว

    Voninahitra hoany jesosy de mankasitraka indrindra PST tantely Tena manana ady lehibe aho marina zany fa Tena vavaka iany no fanafodiny ary Tena hoe voninahitra hoany jesosy @zavatra rhtr