INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)

āđāļŠāļĢāđŒ
āļāļąāļ‡
  • āđ€āļœāļĒāđāļžāļĢāđˆāđ€āļĄāļ·āđˆāļ­ 16 āļ•.āļ„. 2023
  • ðŸŽķINDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)
    Indray andro any, iriko indrindra Jeso
    Ho isan’ireo raisinao
    Ary amin’izay hitsangana avy amin’ny vovoka
    Ny anjely no hampiarina ahy
    Ary handray ny tanako
    Ny masoko hahita Anao Jeso
    Hipetrak'eo amin’ny rahona
    Hamirapiratra fatratra hotronin’ny anjely
    Sy feon-trÃīmpetra no injay...
    Manaitr'ireo izay mino Anao
    Tsy andriko izay hiaraka Aminao Jeso
    Hitety an’io lanitra io
    Ireo kintana ho lalovako feno zava-baovao
    Ho tsenain’ireo mponina ao
    Ka hiditra ao Jerosalema vaovao
    Hitety ny ranomasina fitaratra manganohano
    Ouh...
    MIANDRY ANAO AHO JESO
    Ouh...
    MIANDRY ANAO AHO JESO
    🌈
    #LyricsbyKalo

āļ„āļ§āļēāļĄāļ„āļīāļ”āđ€āļŦāđ‡āļ™ •