ENTO EO AMINY - Groupe Lalao (Lyrics)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 พ.ค. 2023
  • 🙏🏻ENTO EO AMINY - Groupe LALAO🙏🏻 (Lyrics)
    Nahoana ianao no mitomany?
    Mafy loatra ve ny ady atao etý
    Nahoana moa ianao no toa misento?
    Aza kivy fa hamonjy anao Jeso
    Ento eo Aminy 'reo entana mavesatra
    F'Izy anie malemy fanahy tsy mba miavona ao am-po
    Apetraho eo Aminy koa reo tebiteby izay mahazo anao
    Fa mora fanahy, tia anao Jeso
    Ento eo Aminy 'reo entana mavesatra
    F'Izy anie malemy fanahy tsy mba miavona ao am-po
    Apetraho eo Aminy koa reo tebiteby izay mahazo anao
    Fa mora fanahy, tia anao Jeso
    Mahakivy anao ve ny fiainanao?
    Saro-drahona ny ao am-ponao ao
    Haizina avokoa reo lalana alehanao
    Aza kivy fa hamonjy anao Jeso
    Ento eo Aminy 'reo entana mavesatra
    F'Izy anie malemy fanahy tsy mba miavona ao am-po
    Apetraho eo Aminy koa reo tebiteby izay mahazo anao
    Fa mora fanahy, tia anao Jeso
    Ento eo Aminy 'reo entana mavesatra
    F'Izy anie malemy fanahy tsy mba miavona ao am-po
    Apetraho eo Aminy koa reo tebiteby izay mahazo anao
    Fa mora fanahy, tia anao Jeso
    💝
    #LyricsbyKalo

ความคิดเห็น •