TENA tiko be mihintsy ity hira ity mihaino vavaka azo intarainana ny tompo ka mihomana fah mialoha lalana ny fitiavany Sady tsifantatra izay amaliny anao misaotra ny mpamorona 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏!!!
Mpamonjy tia anay loatra Hianao. Mirary soa ny Andiany Fanavaozana izay hotokanana Katekomena rahampitso ao @ FJKM AMBOHIDROA ANTEHI R OKA. Mivavaka ho anareo zahay.
Mihaino vavaka Ianao ka isaorana Tompo o. Finaritra mahatsapa ilay fiadanam-po nomenao Mpamonjy Tia Ianao. Misaotra Anao. Matoky Anao. Amen
Tena tiako loatra ity hira ity ❤
mamintina ny 25 taona naha Pasteur ahy ity hira ity Misaotra an'i Jesoa ary misaotra anareo mpihira ihany koa Yesos met'sou
Tena Sahaza izay fomba rehetra hamalianao anay ...... Tena alahatra aho ka matoky Anao ❤
TENA tiko be mihintsy ity hira ity mihaino vavaka azo intarainana ny tompo ka mihomana fah mialoha lalana ny fitiavany Sady tsifantatra izay amaliny anao misaotra ny mpamorona 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏!!!
Tsara,tena tsara
Mialoha làlana ahy ny fitiavanao. Misaotra Ray o. Tsara lay hira e. Tena resy lahatry ny tononkira sy ny gadona hirana azy.
Tena tsara be na ny harmonie na ny tonony. Tena mamelombelona
Tiako loatra ity Hira ity, ohatran ny ankabeazan:ny hiran'ny Hosanna Ambohijatovo
fantatro fa tia ahy loatra ry Jesoa ô , azo itarainana Ianao , mihaino vavaka Ianao , misaotra , misaotra misaotra e!
Misaotra ny Hosana ihany koa e!
Tena mamelombelona Fanahy ilay Hira
Tsara bé tena tsisy ambara aho❤❤❤
Mila miaino vavaka foana misaotra ny Tompo
Mpamonjy tia anay loatra Hianao. Mirary soa ny Andiany Fanavaozana izay hotokanana Katekomena rahampitso ao @ FJKM AMBOHIDROA ANTEHI R OKA. Mivavaka ho anareo zahay.
Misaotra fa tena mampahery❤
à 3h du matin......que du bonheur merci Hosana
Tsara ilay hira😘☺
misaotra Anao , tena misaotra Anao fa mihaino vavaka azo itarainana Ianao
Mankasitraka atrany ny @ hira fa tena mampahery🙏🙏🙏♥️♥️
Mankasitraka indrindra 😊
Tiako loatra mercii,
Mankasitraka ankafiziko ilay hira mamelombelona fanahy
Amen
tena tsara sady tena mampahery tokoa mankasitraka bdb tompoko
Tena tsara loatra 😍😍
Mankasitraka tena tsara ilay hira
Tsara loatra!! Mankasitraka 😍😍
havaoziko mankasitra fa tsara loatra ilay hira mampahery hatrany
Misaotra Tompo fa tena mihaino vavaka tokoa raha Ianao
Mankasitraka fa tsara loatra ity hira ity!!!MISAOTRA TOMPO!!!!
Tsara loatra❣️❣️❣️
tsara be! :') mankasitraka e!
tiako loatra, Misaotra Jesosy
tiako ity hira ity ,fa olona ihany ka malemy indraindray
Tsara ity hira HAF ity. Misaotra
Boudah el taga
Tsara loatra
Tena tiko be ity hira ity
misaotra Anao fa mihaino vavaka , azo itarainana ianao
tsara be,,,,taku b
Fananako
Kanto loatra an
Tsara ny midera an i JEHOVA amen
Mamiko loatra Ianao Jesoa Malala Mankasitraka e
MISAOTRA ANAO TENA - MISAOTRA ANAO NY @ zavatra rehetra