TDL (true direction life) Indray andro any HD

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 ส.ค. 2017
  • AC: Eric rolsman, Lead vocal:Fanja, réalisation video: Ntsoa nantenaina, Studio Natural sound, mixage et mastering: Razafindrakoto Taxx. CONTACT 033 37 668 21
  • เพลง

ความคิดเห็น • 58

  • @sylvaindidierrasolofonjana2973
    @sylvaindidierrasolofonjana2973 6 ปีที่แล้ว +1

    Ety amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana...tsarovy fa Izaho efa naharesy izao tontolo izao....Ny Anjelin'i Jehovah mitoby manodidina amin'izay matahotra Azy....ka mamonjy azy..tsara manome aimpanahy le hira TDL a

  • @julianarasoasimbola3185
    @julianarasoasimbola3185 6 ปีที่แล้ว +2

    Indray andro any tsy izao foana ny fiainako, Amen!

  • @soanambininamarininjafy2975
    @soanambininamarininjafy2975 5 ปีที่แล้ว +1

    mampahery ahy hatrany nareo.misaotra de mirary soa .amen

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 6 ปีที่แล้ว +3

    ❤❤❤ misaotra indrindra ❤❤❤ . Dia mahefa be am asan'i Tompo 😊😊

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 6 ปีที่แล้ว +1

    Marina loatra zay anjeliny itompy anodidina ahy
    Tiko ilay izy mankasitraka anareo TDL 😍😍😍😍😍

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 4 ปีที่แล้ว

    Hafaliana lalandava ho ahy ny fotoana ihainoako ny hiran'ity antoko mpihira ity ....tsapako hatrany ny fanetretena sy fiadanana ary fitiavana fonosin'ny hirany rehetra....de ny fiainana ao amin'i Tompo Kristy...Mankasitraka e.

  • @mihajamikanto5305
    @mihajamikanto5305 6 ปีที่แล้ว +1

    Latsaka NY ranomasoko😢😢😇.misaotra mampahery eee!

  • @BrunoJeanjacques-s9r
    @BrunoJeanjacques-s9r 10 วันที่ผ่านมา

    Tiko be ilay hira mamphery

  • @emeraldaella5538
    @emeraldaella5538 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra jesosy o Amen

  • @gerardvidal6353
    @gerardvidal6353 6 ปีที่แล้ว +1

    j adore! MERCI

  • @gracietyahrasoatahiry1730
    @gracietyahrasoatahiry1730 2 ปีที่แล้ว

    Mampahery ahy tanteraka izany hira izany, tena miasa ny Fanahy Masina!

  • @antsanyVoahary
    @antsanyVoahary 6 ปีที่แล้ว +1

    mankahery💛💛💛🎸🎸

  • @ambinintsoat.2369
    @ambinintsoat.2369 6 ปีที่แล้ว +1

    mankahery be , mankasitraka

  • @user-ml1fx9bv8r
    @user-ml1fx9bv8r 7 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Jesosy aa 🥺❤🙏🙏

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen!!!Amen!!!Amen!!!Amen!!!

  • @ninienivoarinoro5484
    @ninienivoarinoro5484 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e,mampaniry fanantenanana

  • @raminoharisoalydia5276
    @raminoharisoalydia5276 5 ปีที่แล้ว +1

    Eo an tananao Jesosy NY fiainako.

  • @volahanta2100
    @volahanta2100 4 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra amen ❤❤

  • @lhjj8756
    @lhjj8756 6 ปีที่แล้ว +1

    Amen de mankasitraka

  • @priscaranantenaina2203
    @priscaranantenaina2203 6 ปีที่แล้ว

    Mampahery be! mankasitraka d tohizo foana

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra e! Tsara TOMPO

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 ปีที่แล้ว +1

    Amen!!! Amen!!! Amen!!!

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 6 ปีที่แล้ว +1

    mampitombo ny fanantenako zany hira zany.mer6 e!;deraina ny Tompo e!

  • @nanjasariakanoellaandriana4180
    @nanjasariakanoellaandriana4180 6 ปีที่แล้ว

    Amen...msaotr betsak n Tompo...msaotra ian ko f tsarbn toniny ar tna mampahery...nlatsk n ranomasok nihain azy.afk mb mangatak karaoke n hiran TDL V azfady f tsarb daol...msaotr indrindr...

  • @andoniavonadia3331
    @andoniavonadia3331 5 ปีที่แล้ว

    ALELOIA marin mitsy zany

  • @youzyoy2526
    @youzyoy2526 6 ปีที่แล้ว

    Amen mankasitraka ee

  • @rovalouismichaelrakotoaris9964
    @rovalouismichaelrakotoaris9964 6 ปีที่แล้ว +1

    tsara dia mankahery hatrany

  • @baronbetitaosy7907
    @baronbetitaosy7907 6 ปีที่แล้ว

    Tena mampahery tokoa,misaotra e!

  • @andoniavonadia3331
    @andoniavonadia3331 5 ปีที่แล้ว +2

    💖💖💖💖💖

  • @publimotion52
    @publimotion52 5 ปีที่แล้ว

    Mlay be le izy tdl a

  • @rakotonirinaabelarthur3034
    @rakotonirinaabelarthur3034 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Anao aho Jesosy Tompo

  • @lovatinaanjavololona2931
    @lovatinaanjavololona2931 6 ปีที่แล้ว

    Tsar b mints e, sad mampaher b, Mankasitrak ndrindr!!

  • @user-uu6eh2pt3i
    @user-uu6eh2pt3i 9 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @fetramichel2981
    @fetramichel2981 5 ปีที่แล้ว +1

    J'adore

  • @elliottsiry3031
    @elliottsiry3031 4 ปีที่แล้ว

    Amen j'irai soa

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 5 ปีที่แล้ว +2

    AMEN

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen!!!!!

  • @phanoelineralimariasoanjan4266
    @phanoelineralimariasoanjan4266 4 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA mampahery foana e

  • @jacquisrazafindrakoto3383
    @jacquisrazafindrakoto3383 6 ปีที่แล้ว +1

    tsara be

  • @marinatatianah9120
    @marinatatianah9120 6 ปีที่แล้ว +1

    AMEN BE

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen

  • @rosilaaimeerasoarimana5157
    @rosilaaimeerasoarimana5157 4 ปีที่แล้ว +1

    ❤️😭

  • @philibertrakotonantoandro4330
    @philibertrakotonantoandro4330 6 ปีที่แล้ว +2

    Amen,tsara Jesosy

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Amen!!!

  • @josephvicky2744
    @josephvicky2744 4 ปีที่แล้ว +3

    Tononkira > TDL
    INDRAY ANDRO ANY (TDL)
    Indray andro any ny ranomasonao hofafana
    Ka tohizo ihany ny filanjana ny hazo fijaliana
    Raha mbola eto an-tany
    Mifangaro ny mangidy sy ny mamy
    Tsy manan-tsafidy fa misotro ny rano tsy tiana
    Mety ho resy ianao androany
    Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany
    Adidiny ihany
    Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao
    Satria ny Tompo mbola hijery anao
    Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao
    Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao
    Indray andro any hifarana koa ny tomany
    Ka adinoy any ny alahelonao mahatonga hakiviana
    Raha mbola eto an-tany
    Ny fahavalonao mandindona eny ihany
    Ka mba saino ihany ny mpanenjika
    Tsy maintsy any aoriana
    Mety ho resy ianao androany
    Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany
    Adidiny ihany
    Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao
    Satria ny Tompo mbola hijery anao
    Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao
    Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao

  • @manoaramamonjisoa8629
    @manoaramamonjisoa8629 11 หลายเดือนก่อน

    Indray andro any ny ranomasonao hofafana
    Ka tohizo ihany ny filanjana ny hazo fijaliana
    Raha mbola eto an-tany
    Mifangaro ny mangidy sy ny mamy
    Tsy manan-tsafidy fa misotro ny rano tsy tiana
    Mety ho resy ianao androany
    Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany
    Adidiny ihany
    Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao
    Satria ny Tompo mbola hijery anao
    Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao
    Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao
    Indray andro any hifarana koa ny tomany
    Ka adinoy any ny alahelonao mahatonga hakiviana
    Raha mbola eto an-tany
    Ny fahavalonao mandindona eny ihany
    Ka mba saino ihany ny mpanenjika
    Tsy maintsy any aoriana
    Mety ho resy ianao androany
    Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany
    Adidiny ihany
    Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao
    Satria ny Tompo mbola hijery anao
    Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao
    Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao

  • @tsilavinakalebaaina7951
    @tsilavinakalebaaina7951 6 ปีที่แล้ว +1

    tik lotra

  • @nandrianinarandriamiarints9716
    @nandrianinarandriamiarints9716 5 ปีที่แล้ว

    TIKO LOTRA

  • @tyghh126
    @tyghh126 5 ปีที่แล้ว

    za zao
    @zao ora anoratako zao dia tena kivy tanteraka d nanokatr youtube D miaino hira fa ts avy mitsy n.torimaso tena tsmino ah oe mbola ihiratra amiko io masoandro io

  • @nanjasariakanoellaandriana4180
    @nanjasariakanoellaandriana4180 6 ปีที่แล้ว

    Amen...msaotr betsak n Tompo...msaotra ian ko f tsarbn toniny ar tna mampahery...nlatsk n ranomasok nihain azy.afk mb mangatak karaoke n hiran TDL V azfady f tsarb daol...msaotr indrindr...

  • @andoniavonadia3331
    @andoniavonadia3331 5 ปีที่แล้ว

    ALELOIA marin mitsy zany

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 5 ปีที่แล้ว +1

    AMEN

  • @lhjj8756
    @lhjj8756 6 ปีที่แล้ว +1

    Amen

  • @andoratsimbazafy164
    @andoratsimbazafy164 5 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @enokarazanamaholy9618
    @enokarazanamaholy9618 5 ปีที่แล้ว

    Amen