- 156
- 468 761
Gasy Tv
France
เข้าร่วมเมื่อ 26 ก.ค. 2023
ATO NO HAHITANAO NY VAOVAO MALAZA REHETRA ...
TSY NATAO HIADIANA @ OLONA NY FANAOVANA POLITIKA ... [ Joachim ]
NY POLITIQUE DIA ACCORD FA TSY MATHEMATIQUE ...
Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
มุมมอง: 440
วีดีโอ
DÉPUTÉ BOURURA RÉGLAGE NITSIPA-DAKA NITANA , TSY MAHALALA MENATRA ... [ Joachim ]
มุมมอง 1.7K9 ชั่วโมงที่ผ่านมา
FAMPIANARANA HOAN’ i DÉPUTÉ BOURURA REGLAGE ITY KA HENOY ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
RY FIOLOHA RAJOELINA : HIFAMPITANA ISIKA FA EFA TSY METY IZAO ATAONAO IZAO ... [ Siteny R. ]
มุมมอง 11K12 ชั่วโมงที่ผ่านมา
MAMONO NY VAHOAKA ; MANGALATRA HAREM-PIRENENA ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
Marc TATANDRAZA : MBOLA MIARA-MIASA @ FILOHA-MPIRENENA HATRA AMIN'IZAO ... [ Marc Tatandraza ]
มุมมอง 1K12 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Nadia candidat indépendant aza izy amizao fifidianana BEN'NY TANANANA izao . Ary raha tsiahivina dia efa nisy fotoana MARC TATANDRAZA nanambara tamin'ny PEJY Facebook fa raha lany "MAIRE-ny BEKILY ANDROY" soamantsara izy dia hitarika ny " ANTOKO TGV ETO BEKILY "... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
HAFATRA HOAN'NY VAHOAKA NY DIEGO SUAREZ : ANAREO KOA VOGNOGNO ZAHO PARÉ ... [Jean Luc Djavojozara]
มุมมอง 1.1K16 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Misy volagna atsipiko amitsika jiaby mikasiky filatsahako , fahavognosako hampandroso hatrany ity Diego ity . Ampodiko indraiky : Anareo koa vognono zaho paré . " Hanompo ho an'ny hoavin'ny taranaka " ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
RY VAHOAKAN'NY DIEGO : TOHANANTSIKA i Jean Luc DJAVOJOZARA FA MAHAVITA AZY ... [ Joachim ]
มุมมอง 1.2Kวันที่ผ่านมา
LELAHY MAHERY IO [ Numéro 3 ] ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
FAMONOANA MIVANTANA NY VAHOAKA MALAGASY IZAO ATAON'NY FITONDRANA IZAO ... [ Siteny R. ]
มุมมอง 6Kวันที่ผ่านมา
TSY METY HO AVOTRA i MADAGASIKARA ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
TENA MAHAGAGA SY MAMPAMETRA-PANOTANIANA IREO MPITANDRO FILAMINANA ... [ Namahora ]
มุมมอง 3.9K14 วันที่ผ่านมา
MANAVAKAVAKA IZY IREO , MILELA-BODIN'NY MPITONDRA @ IZAO ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
NY FITIAVAN-JANAKA , RAY AHO KA TSY MIAMBOHO ADIDY ... [ Mohamed ]
มุมมอง 62614 วันที่ผ่านมา
Zanako je suis ton papa ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
NY MPIHIRA VE TOKONY HO MODELY sy MPANABE ?? ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 63314 วันที่ผ่านมา
MAMPIALA VOLY NY ASAN'NY ARTISTA FA TSY MANABE ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
CNAPS CONNECT - LA CNAPS VA VERS LA DIGITALISATION ET LA CROISSANCE DURABLE ... [ Andry Rajoelina ]
มุมมอง 51321 วันที่ผ่านมา
MIVANTANA CCI IVATO ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
NY FAHALANIAN’ i DONALD TRUMP DIA MISY FIANTRAIKANY @ FIAINANTSIKA TSIRAIRAY ... [ Mr. Bernard ]
มุมมอง 1.4K21 วันที่ผ่านมา
NA DIA NOHENJEHINA NODIABOLIZENA I TRUMP DIA LANY IHANY . SATRIA IREO OLONA NAMPAHANTRANA SY VOAHILIKILIKA TAMIN'NY FITONDRANA DEMOKRATY NA INONA FIAVIANY NO NOMENY LANJA SY HASINA NAMPANANTENANY FIOVANA FIAINANA TSARATSARA KOKOA SADY TSY NISY CENI SY FITSARANA MIANGATRA SY VOATSINDRY KOA ANY ETAZONIA ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
AZA MITARIKA ADIM-POKO FA SAMY MALAGASY ISIKA , IRAY IHANY ... [ Olivia Beldan ]
มุมมอง 3.1K28 วันที่ผ่านมา
SAMY MALAGSY IRAY IHANY ISIKA ,TY TSARA NY MIADY ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
ZAVATRA TOKONY AMBARA ZANAKA SA TSIA ? [ FANABEAZANA ] ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 49628 วันที่ผ่านมา
Zavatra azo lazaina amin'ny zanaka : - Rehefa miteny amin'ny zanakao ve ianao hoe tsy manambola dia inoany - Rehefa tsy afaka mividy zavatra ho an'ny zanakao ve ianao dia mahay mionona izy ? - Rehefa tena tsy manambola ve ianao dia miteny amin'ny zanakao ? - Azo lazainao amin'ny zanakao ve hoe tsy manambola tokoa ianao ? Afaka ambaranao azy ve ny karamanao sy ny resa-bola ary ny tahiry ao amin'...
FAMAHANA OLAN’NY JIRAMA [ DÉLESTAGE ] , NIDINA TENY IFOTONY NY FILOHAM-PIRENENA [ Andry Rajoelina ]
มุมมอง 2.3Kหลายเดือนก่อน
HO FOANANA AO ANATIN'NY FOTOANA FOHY DIA FOHY IO DÉLESTAGE IO HOY RAJOELINA ... Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...
RESAKA FANDEFASANA OLONA ATY ANDAFY : MILA MITANDRINA FA MPISOLOKY NO MARO @ IREO [ Olivia Beldan ]
มุมมอง 3Kหลายเดือนก่อน
RESAKA FANDEFASANA OLONA ATY ANDAFY : MILA MITANDRINA FA MPISOLOKY NO MARO @ IREO [ Olivia Beldan ]
CYBERINTIMIDATION SY ILAY OLONA MPANAO IZANY [ KOTO ] ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 3.4Kหลายเดือนก่อน
CYBERINTIMIDATION SY ILAY OLONA MPANAO IZANY [ KOTO ] ... [ Rijasoa Manana ]
INONA NY TOMBOTSOA AZO RAHA mi-ACCUSER OLONA @ ZAVATRA TSY NATAONY ?? ... [ Namahora ]
มุมมอง 1.3Kหลายเดือนก่อน
INONA NY TOMBOTSOA AZO RAHA mi-ACCUSER OLONA @ ZAVATRA TSY NATAONY ?? ... [ Namahora ]
INONA NY ATAO HOE VORIKA na MOSAVY ?? ... [ Namahora ]
มุมมอง 7Kหลายเดือนก่อน
INONA NY ATAO HOE VORIKA na MOSAVY ?? ... [ Namahora ]
HANIMBA NY FIARAHA-MONINA MALAGASY NY FAHALASAN' i FLASH B ... [ Namahora ]
มุมมอง 4.6Kหลายเดือนก่อน
HANIMBA NY FIARAHA-MONINA MALAGASY NY FAHALASAN' i FLASH B ... [ Namahora ]
REPONSE HO AN’ i KOTO MAHAKASIKA ILAY DÉBAT IZAY ANGATAHAKO HATAO ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 3.3Kหลายเดือนก่อน
REPONSE HO AN’ i KOTO MAHAKASIKA ILAY DÉBAT IZAY ANGATAHAKO HATAO ... [ Rijasoa Manana ]
TENA MISY NY MOSAVY KA SAMIA MITANDRINA ISIKA ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 6Kหลายเดือนก่อน
TENA MISY NY MOSAVY KA SAMIA MITANDRINA ISIKA ... [ Rijasoa Manana ]
MIANDRY DATE SY ORA IZAY METY @ KOTO SISA @ ILAY DÉBAT MAFONJA IZAY HATAO ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 4.2Kหลายเดือนก่อน
MIANDRY DATE SY ORA IZAY METY @ KOTO SISA @ ILAY DÉBAT MAFONJA IZAY HATAO ... [ Rijasoa Manana ]
HAFATRA MIVANTANA HO AN' i Mme RIJASOA MANANA [ MAHAKASIKA ILAY MISS ] ... [ Namahora ]
มุมมอง 9Kหลายเดือนก่อน
HAFATRA MIVANTANA HO AN' i Mme RIJASOA MANANA [ MAHAKASIKA ILAY MISS ] ... [ Namahora ]
REHEFA IZA DIA TOHANANA FA MALAGASY ? FA IZA NO TSIKERAINA ? ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 2.3Kหลายเดือนก่อน
REHEFA IZA DIA TOHANANA FA MALAGASY ? FA IZA NO TSIKERAINA ? ... [ Rijasoa Manana ]
HAFATRA HO AN' i KOTO : TAIZA NY SEKOLY NIANARANAO RANGAH TY ?? ... [ Rijasoa Manana ]
มุมมอง 8Kหลายเดือนก่อน
HAFATRA HO AN' i KOTO : TAIZA NY SEKOLY NIANARANAO RANGAH TY ?? ... [ Rijasoa Manana ]
FA MANINONA ISIKA MALAGASY NO MANIRY TE HIPETRAKA SY HIASA ATY ANDAFY ?? ... [ Namahora ]
มุมมอง 1.7Kหลายเดือนก่อน
FA MANINONA ISIKA MALAGASY NO MANIRY TE HIPETRAKA SY HIASA ATY ANDAFY ?? ... [ Namahora ]
FITOKANANA NY FONJABEN ’ AVARADRANO ... [ Andry Rajoelina ]
มุมมอง 582หลายเดือนก่อน
FITOKANANA NY FONJABEN ’ AVARADRANO ... [ Andry Rajoelina ]
FITOKANANA NY LAPAN’NY FITSARANA AVARADRANO ... [ Andry Rajoelina ]
มุมมอง 502หลายเดือนก่อน
FITOKANANA NY LAPAN’NY FITSARANA AVARADRANO ... [ Andry Rajoelina ]
RESAKA SPORT MALAGASY : MITADIAVA ZAVATRA HAFA , AVELAO ANY IO BAOLINA KITRA IO ... [ Namahora ]
มุมมอง 2Kหลายเดือนก่อน
RESAKA SPORT MALAGASY : MITADIAVA ZAVATRA HAFA , AVELAO ANY IO BAOLINA KITRA IO ... [ Namahora ]
na olo misy expérience fo mila vonegna ke
fitsarana no problème aty madagascar
marina resaka nao io
ah oui
Tsy tia raha manjary eee dommage ,mais il est grand amen
Tsisy kara izy depuis maire Vavihely ,
👍 Bien parlé ! 🤝
Aza miady hevitra @ io bandy io fa mandrakitra s'y mananihany iio eh
Tena mbola misy toerana en Alakmisy pk18
Vokatra ve n'y légume e? Sampona enao ra didina ka hivadika orange n'y ra nao,, sady be resaka be,
BRAVO MR DEPUTE .
marina loatra. tena T2 marina
azala ,mahitsy ny tenin ingahy Depute , atovy matanjaka ny fampitambaovao fa voatohitra io toy ny Tanamasoandro teny ambotrimanjaka e
Voulagna fo, raha djiaby missy farany
Judoka contra KaratéKa
Tena efa lasa ty bandy ty.
Dia ataovy orange daolo ary ny propagande e!
Ko refa tsy misy vola v de bola antsondotra karama
Miandry ary ny vahoaka
Efa namidiny Andry Rajoela I Madagascar tsika Io siteny Mifahara fa manabany. Izy Madainga Io president io Jesosy hananatra azy fa minjaly ny vahoaka
Ka iha manotany Io moa Tsimakasitraka ve?? Sa hoe Inona dikany fanotanianao ???
Baravo mandainga Io filoha Io Fa jeste hizara vola so aminy FB ao ny zanany hoe tsivolany babanao
Fetsy reo Kely maso Io fa na Madagascar aza halainy
Marina be mihitsiny zany president Sytene Fa tena trou ny zavatra misy a Madagascar ao Io 😭 Tena manpalahelo no mahamenatra
Miala tsiny fa teneno ny Malagasy ny marina fa raha mbola velon'aina izy Dia tsy maintsy mandoa hetra fa tsy misy hiantoka anao fa ianao no miantonka anao @ alàlan'ny fandoavan- ketra.,fa koasa aoka ho tantanina @ fomba mangarahara io vola- ketra io.
KA Tena vonona HANOHITRA SY HANAKANA VE NAREO AO TULIAR AO RAHA HANAOVAN'IO BODONGERONA IREO BASE TULER : ireo ala ireo... AMIKO MILA TOHERINA AMIN'NY FOMBA REHETRA IZANY FA TSY RESAKA DIPLOMATIQUE FOTSINY..... FANAGONANA HAREM-PIRENENA NO TANJONA AMIN'IZANY
Atoa filohan'ny mpanohitra a!!Mila manao analyse kely ihany na dia hoe mpanohitra aza fa tsy andeha hanao fanoherana bontolo a!Taiza no mbola nisy hoe tetikasa ka hamono ny olona ao amin'ny misy ilay tetikasa ary tsy hampandroso ilay faritra misy ilay tetikasa. Aminao, bontolo io efa maty daholo ve izany ireo vahoaka ao Fort-Dauphin dia tsy mandroso koa ny tanànan'i Fort-Dauphin. Ny marina tsy misy hinananao ilay tetikasa dia izay no mahatonga anao tsy hanaiky an'io ary tsarov koa fa tsy anao irery Toliara ary ianao ve hanome asa ireo vahoaka aman'alina izay ho velomin'io tetikasa io? Sady tsy misy vahaolana fa ny hitsikera sy hanohitra fotsiny. Ny saina no hilaina ngeza fa tsy ny sandry
ny ampahantra ny vahoaka miits no tanjon reo fitondrana reo, tsy matahotra an'Atra. le vahoaka koa moa dia tena tsy mandinika intsony fa ohatra azon'ody! misaotra anao Atoa Tsiteny mba miady ho anay
Tsy tsara mankaratsy namagna Ataova foh stratégie hazahoana place hilaintena c est tout
Tiako eky volagnao Ty ein
Sur dieu est grand amen
Tsara be ilay hevitrao zany.
Alhamdoulillah frère il faut faire provinces autonomes !!!!!!!😮😮😮😮😮
Ny Razana sy ny Andriamanitra Rehetra Anie no homba An’ny MADAGASCAR 🇲🇬 et surtout de Tulear ❤
Tsy volan.ny babanao hanaovana foto dtafitr asa fa aza miasa loha am zay zavatra tiann drajoelina atao fa samy filoha am laharam pahamehany izay nitondra....tsy anaaaao filoham pirenena..fa refa anao filoha??? Mety misy r Tetik asanao koa tsy leharam.pahamena am.hafa..azonao...???? Laharam pahamehanao aloha dia toravana zay double nationalité. Tsy ho filoha eto ialahy sirteny na oviana ...
Misaotra Zoky be Aza kivy ❤❤mintsangana ihany 🇲🇬
Aiza n’y avy any avaratra mba mahavita otranzao ve? MBA mampiaka-peo, mitsinjo izay ho avin’ny taranaka. Sa varina manao féty miaraka amin i présida?
Tena manafintohina ny zavatra ataon'lay mpamotika sy mpampahantra tanteraka ny firenena io. Firenena potika tanteraka lazainh fa mandroso Mpitondra tsy mahakala menatra,
Marigny ai
Makasitraka Siteny .matoky anao izahay
Merci Siteny ,fa mazava daholo ny tanjona fa tsy fanoherana be fahatany fotsiny ,ny indro be dia vitsy ianareo mpanohitra ao amin'ny assemblée ka ,eo no mampanify ny fanantenanay satria maro ry zareo majorité absolue ka ahoana ny paika mba hahalany ny sosokevtrareo ????? mankasitraka mihintsy ary miandany amin ilay plan entinareo .( Bon courage )
Na marina aza ny zavatra resahinao dia resaka fotsiny no ataonao satria mitady ho takona ianao amin'ilay situation misy ohatran'ny mahazatra tsy misy action.Ianao aza moa manimba dinamique an'ilay fikambananareo io.
Jereo kianja Barea mba mangaka averina am laoniny Mahamasina
Bizina ho azy ireo fa tsika no tsy tonga saina
Ka tokony hanao tatitra alivahoaka zany n'y solombavambahoaka izay fatatrin'ny Olona nifidy azy tsieairay
Que la grâce de dieu t accompagne Siteny
Anao kafa dakany tgv mahaiza mionona ôlo lefaka ty
Tena manohana anao zokibe
EFA LASA TIM TATANDRAZA
MERCI PRÉSIDENT SITENY MAZAVA AMINAY VAHOAKA NY ZAVA DREHETRA