Manahoana ohhh. Tena marina loatra ireo voalazanao ireo io. Misy zavatra hafa izay tena goavana be tokoa tsy fantratra n’i olombelona rehetra miaina eto ambony tany eto aorian’io fisainana sy toetra mialona ary tena mibaiko azy tanteraka sy ANTERY vozona ihany koa. Niteny i Jesoa tamin’ny fotoanan’i vatany mbola nifantsika teo amin’i hazo nijalian’i vatany hoe : RAY OH, MAMELA AZY IREO IANAO FA TSY FANTATR’IZY IREO IZAY ATAON’IZY IREO . RAHA MAHALALA NY ANTONY MIAFINA AORIAN’NY FIAINANA IZAY HIAINANY REHETRA ANDRO AMAN’ALINA IREO MANDRITRA NY ANDRO MPIAINANY ETO AMBONY TANY ETO DIA TONGA DIA AFAKA FATOTRA SY TAFAVOAKA AVY AO ANATIN’NY TSY FAHALALANA NY TENA MARINA MIAFINA IO NY OLOMBELONA TSIRAIRAY ARY LASA MAHAY MIARY NY FANDRIKIN’I FIAINANA REHETRA ETO AMBONY TANY ETO KOA IZY . Ny tsy fahalalan’i olombelona an’io zavatra goavana be ao anatiny io izay manery azy sy mibaiko sy manosika azy hanana fisainana sy toetra mialona io no rangory fototra lehibe indrindra anankiray izay mahatonga ny olona tsirairay eto ambony tany mialona amin’ny zavatra kely dia kely ary miafara amin’ny famaranana ny andro mpiainan’ilay olona mbola tsy firy taona niainana teto ambony koa. Eo andro aman’alina io zavatra io ary tena miasa mafy dia mafy ihany koa amin’i endrika velona rehetra eto ambony tany eto. Tsy io noteneniko io ihany no antony maromaro sy tena goavana koa izay mibaiko sy manery ny olona velona eto ambony tany manana an’io fisainana sy toetra mialona io.
Ramose tsy haiko ianao ty na teraka tany andafy na eto Madagascar!!! Fa angaha vao androany ianao no mahalala ny fisianizany vis-à-vis zany etowmadagascar?
Marina be zany makasitraka be,🥺
Efa ela ny toentsaina gasy efa ratdy, be fialonana, ory havamanana.
😂😂😂
Izay ilay mampiavaka ny avy ao ampovoan-tany, mandinika vao miteny zavatra. Hatreto dia manaja ny fahanginana hatrany ny olona avy ao.
fa tsisy fiarahamonina io depuis 1990
Manahoana ohhh.
Tena marina loatra ireo voalazanao ireo io.
Misy zavatra hafa izay tena goavana be tokoa tsy fantratra n’i olombelona rehetra miaina eto ambony tany eto aorian’io fisainana sy toetra mialona ary tena mibaiko azy tanteraka sy ANTERY vozona ihany koa.
Niteny i Jesoa tamin’ny fotoanan’i vatany mbola nifantsika teo amin’i hazo nijalian’i vatany hoe :
RAY OH, MAMELA AZY IREO IANAO FA TSY FANTATR’IZY IREO IZAY ATAON’IZY IREO .
RAHA MAHALALA NY ANTONY MIAFINA AORIAN’NY FIAINANA IZAY HIAINANY REHETRA ANDRO AMAN’ALINA IREO MANDRITRA NY ANDRO MPIAINANY ETO AMBONY TANY ETO DIA TONGA DIA AFAKA FATOTRA SY TAFAVOAKA AVY AO ANATIN’NY TSY FAHALALANA NY TENA MARINA MIAFINA IO NY OLOMBELONA TSIRAIRAY ARY LASA MAHAY MIARY NY FANDRIKIN’I FIAINANA REHETRA ETO AMBONY TANY ETO KOA IZY .
Ny tsy fahalalan’i olombelona an’io zavatra goavana be ao anatiny io izay manery azy sy mibaiko sy manosika azy hanana fisainana sy toetra mialona io no rangory fototra lehibe indrindra anankiray izay mahatonga ny olona tsirairay eto ambony tany mialona amin’ny zavatra kely dia kely ary miafara amin’ny famaranana ny andro mpiainan’ilay olona mbola tsy firy taona niainana teto ambony koa.
Eo andro aman’alina io zavatra io ary tena miasa mafy dia mafy ihany koa amin’i endrika velona rehetra eto ambony tany eto.
Tsy io noteneniko io ihany no antony maromaro sy tena goavana koa izay mibaiko sy manery ny olona velona eto ambony tany manana an’io fisainana sy toetra mialona io.
Marina zany ee
Efa misy neige ve sa mba geste fotsiny le doudoune ?
❤❤
C'est vrai mon frère le toetsaina mihintsy no efa simba
Gravy ramose a nahitako azy tena tsy zakany tsika malagasy le Facebook sy you tub marina mihitsy fa lasa miwerawera diso tafahotra le gasy
Zay Kalo dia Tena marina eeh Tena tsy zakany Malagasy mihitsy ilay fb
Hainao soa, FB toy niteraka loza mare bibiky io
tianao atsika gasy io rehefa mipetrak aty ivelany d mangano mahay rah zay
Merci Cousin ❤❤❤
olo angi mada efa sarotra atokisanga akamaroany nadia avanga zany
Ramose tsy haiko ianao ty na teraka tany andafy na eto Madagascar!!! Fa angaha vao androany ianao no mahalala ny fisianizany vis-à-vis zany etowmadagascar?
Je suis désolé mais je ne mange plus chez mes proches les mal est déjà fait
Marigny loatra ira teneninao e zaty tsisy Facebook tsy marary ary tsy maty
marina resaka zany hita tsika jiaby fa hoe raha misy madalo aminy fihainanolombelona zavatra zany fa tsy hoe raha vandy na de cinéma, fa alohany mitandrina aminy famille ray tampo voalohany camarade olo dehors de la famille voalohany faire attention ary inona moa zavatra hazo nolo manao fomba ratsy lalana io atsika jiaby hadalo aminy lalana tsisy manakarena tsisy masikiny ,ni tsara tarehy ni ratsy tarehy vovoka atsika jiaby tompoko zavatra jiaby rehareha tsika jiaby reo mbo habela tsika ambony tany fomba navia tsika ambony tany karaha io koa atsika madeha tsisy nadahy zavatra
azfd mb midir mp aminay f zah mbl tangi mada maro rah nahazo zah d oazavako aminao io
Henoy soa ty fj razafindrakoto