Tena marina tompoko ny voalazanao 😭 ilay toentsaina Malagasy mihintsy no tena mampalahelo sy mahonena 😭 tena mahamenatra no mampalahelo fa ny akabeazany mpitondra sy mpanao politika Malagasy dia tsy manana ny tena fitiavan-tanindrazana fa tia tena mpangoro karena sy mpangalatra harem-pirenena daholo 😭
Déjà Ramose comparaison ataonao ts mety,Madagascar/ Comores no tokony comparer n'ao.Hita marina Enao fa mipetraka andafy.isika ange mbol la Frantsa au 19 e siècle fa misy 4x4 sy téléphérique fotsiny.Merci aminao.
Marina ny voalazanao. Aty amin'ny taniny arabo zao izay manarinary fako era y arabe de mandoa lamande raha tratrany polisy. Hany ka madio ny manodidina
Miarahaba anao Meur. na hoe : Razandriko ! 100 % marina izany zavatra hazavainao sy resahanao rehetra eto , mba hilazako ny mihoatra tena marina dia ny fisainanao tompoko dia matsilo ,ary tena olombelona misaina ny zavatra mifandrify @ famahana ny olanan'ity Mkar. ity ! Mino aho fa isika Malagasy maro dia no tena mahatonga izao sazin- janahary nohon'ny tsy finoan - tsika ny zavatra tena musy iainana sy hitondrana ity firenena ity ! Misy ihany ny misaina manahaka anao , fa izay mitondra soa @ ity fitiavana ity Tanindrazan- tsika ity dia esohesona sy haratsina nohon'ny toe- tsaina mpamosavy io ! Izao aloha avelao ho potika ireo tia tena , satria tsy maintsy misy ny farany @ fiainana na tiana na tsy tiana ! Koa ho tonga ilay fotoana voa- janahary hanafay izay meloka rehetra , dia lasa ny ratsy , koa ho tonga ilay tsara ! Misaotra anao nizara ilay fototra mafonja , koa ho momba anao mandrakizay ilay Nanahary ! Masina ny Tanindrazana !
Tsy mahay mba mifagnaraky, na mba mifagnome hevitra, samy tiatena iaby, de lasa manao ze ataony iaby,
Tena marina tompoko ny voalazanao 😭 ilay toentsaina Malagasy mihintsy no tena mampalahelo sy mahonena 😭 tena mahamenatra no mampalahelo fa ny akabeazany mpitondra sy mpanao politika Malagasy dia tsy manana ny tena fitiavan-tanindrazana fa tia tena mpangoro karena sy mpangalatra harem-pirenena daholo 😭
Mampalahelo ramose a le panao politics ireo no tena tia tena le vahoka resy tateraka 😢
Mafy loatra fiainana aty , Sady tsy mampivoatra
Marina loatra.
Alefany radomelina any aminy compte Suisse n'y volambahoaka
Le gasy tsy misy ilavana azy
Déjà Ramose comparaison ataonao ts mety,Madagascar/ Comores no tokony comparer n'ao.Hita marina Enao fa mipetraka andafy.isika ange mbol la Frantsa au 19 e siècle fa misy 4x4 sy téléphérique fotsiny.Merci aminao.
Raha tsy nanongam-panjakana ianareo t@ 2009 tsy toy zao e
Marina ny voalazanao. Aty amin'ny taniny arabo zao izay manarinary fako era y arabe de mandoa lamande raha tratrany polisy. Hany ka madio ny manodidina
Miarahaba anao Meur. na hoe : Razandriko ! 100 % marina izany zavatra hazavainao sy resahanao rehetra eto , mba hilazako ny mihoatra tena marina dia ny fisainanao tompoko dia matsilo ,ary tena olombelona misaina ny zavatra mifandrify @ famahana ny olanan'ity Mkar. ity ! Mino aho fa isika Malagasy maro dia no tena mahatonga izao sazin- janahary nohon'ny tsy finoan - tsika ny zavatra tena musy iainana sy hitondrana ity firenena ity ! Misy ihany ny misaina manahaka anao , fa izay mitondra soa @ ity fitiavana ity Tanindrazan- tsika ity dia esohesona sy haratsina nohon'ny toe- tsaina mpamosavy io ! Izao aloha avelao ho potika ireo tia tena , satria tsy maintsy misy ny farany @ fiainana na tiana na tsy tiana ! Koa ho tonga ilay fotoana voa- janahary hanafay izay meloka rehetra , dia lasa ny ratsy , koa ho tonga ilay tsara !
Misaotra anao nizara ilay fototra mafonja , koa ho momba anao mandrakizay ilay Nanahary !
Masina ny Tanindrazana !
Fitiavantena no betsaka
Tsika Malagasy ro nalaky nangataky fahaleovan-tena, ka efa tsy misy raha hapoaky, tratry ty ritany amizay, vandy sa tsy vandy
Nga tsy hainao fa vazaha frantsay daholo ny conseillers an i rajoel
Europe zany efa mahantra zoky a.Asie izao no manan- karena
Voalaza nao.
Tena marina ny voalazanao fa misaotra mananatra ny malagasy sy ny mpitondra
Retour au moyen âge pour ton pays