NY MPIHIRA VE TOKONY HO MODELY sy MPANABE ?? ... [ Rijasoa Manana ]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 1

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 24 วันที่ผ่านมา +2

    Miarahaba anao Mme. Rijasoa ! Misy lafiny marina nolazainao , raha professionnel individuel no resahina , fa tsy mpanabe ny Artiste ! Nefa ny fiasian'ireo Artiste maro be samy @ fampisehoany ireo indray no resahina , dia anisan'ny model Kanto ny Artiste , koa ny tena marina dia anatin'ny fanabeazana daholo ny mpanakanto , satria raha tsara ny fampisehoana ataony dia, misy ny mankafy , raha ratsy ny zavatra asehony eo ,dia mbola misy mankafy ihany ! Ka izay mihintsy no mahatonga ny ankizy sy ny tanora lasa manaonao fahatany ! Marina fa ny Ray amandreny tsy indraindray, dia misy fahadisoa !Fa avy aiza no mahatonga ny fahadisoana tompoko ? Omeko anao ny valiny tompoko ! Ny mpitondra ! Ary maro @ mpitondra no fototrin'ny vahoaka sy Ray amandreny , satria sahirana eo famelomana ny ankohonany ! Tsy misy asa na dia te- hiasa ilay olona , ny miasa indrindra fa ny mpitondra fanjakana ,dia mangalatra harem- pirenena sy feno kolikoly ! Efa anatin'ny model fanabeazana daholo izany ry Mme. , fa saingy mampalahelo fa model fanabeazana ratsy ! Marina ianao fa intelligent , fa zavatra tsy mety tsapanao samy irery, dia manque experience ! Na dia ireny fifamalianao eto @ youtube eto ireny , dia efa anisan'ny model mpanabe ratsy 100% ianao tompoko ! Na dia izany aza ,mankahery anao @ fahatsapanao fa misy diso ny zavatra lazaina , fa raha marina indray dia mankasitra anao ho mandrakizay !
    Bonne chance ry Mme. Rijasoa sy ny ankohonanao rehetra !
    Masina ny Tanindrazana!