Par contre il faudra que son beau père s explique pour les 50 kg d or ambaniandro aux pouvoirs vous êtes sur que le Pays ira mal un régime connu par les scandales et corruption
Ra prezy a tsy fantatrao nga fa natao hamaha olana enao fa tsy natao hitanisa ny olana, ny olana efa sakafo hoaninay isan'andro, "enao no président sôdy adinonao"
Tena tsy misy ilana azy ity Filoha ity ? Fanotaniana indray no apetrany ! Hay tsy fantany akory ny fototry ny olana nefa efa hatramin'ny 2018 izy no Filoha
Ny bado indray eto no mi bla bla mandany andro ka lasa ny manam-pahaizana sy ny teknisianina no tampimbava,,,ireo minisitra mandrafitra ny governemanta eto Madagasikara dia tsangan'olona daholo manoloana andradomelina ka aiza ny Firenena tsy hivarina ankady
Makaloiloy
Nibohiboka izany rano fa tongatena teny am-potiny ry zareo!Sahala i Moïse nikapoka ny tany dia nisy rano!😅😅😅😅😅😅😅😅😅
Merci monsieur le président. Je suis content que ce problème de la jirama soit enfin résolu, car le peuple malagasy n’en peut plus
Par contre il faudra que son beau père s explique pour les 50 kg d or ambaniandro aux pouvoirs vous êtes sur que le
Pays ira mal un régime connu par les scandales et corruption
Aza mavande koahe riha Rajoelina azafady OK Ny vahoaka dia tsy gege
Ra VO Misy Zavatra vitæ Dia tazy mitokana azy izy nanao azy fa ra VO Misy tsy mety Dia faute tomponandraikitra
Antsoy madame Lalatina Rakotondrazafy hanaramaso ny mpangalatra sy ireo mpisopatra rehetra fa tratra fona io Président, merci beaucoup ❤
tam 2018 nge ise no ef nisy programaka matipaika nataonao momba ny jirama ko zao firy taoana aoriana ise vo mahafantatra le olana.tena tsy azoko.
Asio mpanaramaso mihintsy ny manodidina ny orin asa JIRAMA jerevo olona atolisama
SOA HANINO RA NIDINA IFOTONY ENY HO A RANGAHA
Asina tapis rouge mitsy ra zesta aloha
izao ve no atao hoe midina ifotony ...toa ohatrany mitatara angano fa tss asa avy hatrany 🤣
Monsieur le président vivait pour l'avenir, pas le passer
Ra prezy a tsy fantatrao nga fa natao hamaha olana enao fa tsy natao hitanisa ny olana, ny olana efa sakafo hoaninay isan'andro, "enao no président sôdy adinonao"
Tena miseho milay fona nedala fa hoe mahita vahaolana nefa aiza eo,,ary tsy maintsy manenjika olona fona fa misopatra azy ary tsy maintsy manome fampanantenana isaky ny mandray micro,,,izao sisa no nanjo an'i Madagasikara ankehitriny
pelaka angamba i rajwel : tsy misy pomme d'adam.
Aiza i Fidèle ???
Tena tsy misy ilana azy ity Filoha ity ? Fanotaniana indray no apetrany ! Hay tsy fantany akory ny fototry ny olana nefa efa hatramin'ny 2018 izy no Filoha
Lazao vahoka hoe ino no atoni mahatapahani jiro si rano
Aza gadraina ni vahoka
De olo lebe reto de hanaiki fa vidina ifotony
De hapiakarina zani ni jiro hadoa volabe ni pajifa
Ny bado indray eto no mi bla bla mandany andro ka lasa ny manam-pahaizana sy ny teknisianina no tampimbava,,,ireo minisitra mandrafitra ny governemanta eto Madagasikara dia tsangan'olona daholo manoloana andradomelina ka aiza ny Firenena tsy hivarina ankady
Que ce vous faites de toutes ces argents, halatra c'est bien ce mot. air Madagascar, ext
Ahoana no hanenana ny perte financière nefa ianao handany 300.000.000 par jour ?