Merci Siteny ,fa mazava daholo ny tanjona fa tsy fanoherana be fahatany fotsiny ,ny indro be dia vitsy ianareo mpanohitra ao amin'ny assemblée ka ,eo no mampanify ny fanantenanay satria maro ry zareo majorité absolue ka ahoana ny paika mba hahalany ny sosokevtrareo ????? mankasitraka mihintsy ary miandany amin ilay plan entinareo .( Bon courage )
Tena manafintohina ny zavatra ataon'lay mpamotika sy mpampahantra tanteraka ny firenena io. Firenena potika tanteraka lazainh fa mandroso Mpitondra tsy mahakala menatra,
Miala tsiny fa teneno ny Malagasy ny marina fa raha mbola velon'aina izy Dia tsy maintsy mandoa hetra fa tsy misy hiantoka anao fa ianao no miantonka anao @ alàlan'ny fandoavan- ketra.,fa koasa aoka ho tantanina @ fomba mangarahara io vola- ketra io.
TOKONY FOANANA REO REHETRA REO: dia ny resaka marché public no amboarina, mba tsy hividy lafo loatra intsony ny fanjakana rehefa mividy izay ilaina rehetra amin'ireo mpandraharaha (moa reo akama no betsaka koa); tsy laninany foana intsony ny volam-panjakana; Ahena ireo fandanianiam-poana toy ny 4x4 bdb, tombotsoa maro miopapana ho an'ny olom-panjakana ambony!
Atoa filohan'ny mpanohitra a!!Mila manao analyse kely ihany na dia hoe mpanohitra aza fa tsy andeha hanao fanoherana bontolo a!Taiza no mbola nisy hoe tetikasa ka hamono ny olona ao amin'ny misy ilay tetikasa ary tsy hampandroso ilay faritra misy ilay tetikasa. Aminao, bontolo io efa maty daholo ve izany ireo vahoaka ao Fort-Dauphin dia tsy mandroso koa ny tanànan'i Fort-Dauphin. Ny marina tsy misy hinananao ilay tetikasa dia izay no mahatonga anao tsy hanaiky an'io ary tsarov koa fa tsy anao irery Toliara ary ianao ve hanome asa ireo vahoaka aman'alina izay ho velomin'io tetikasa io? Sady tsy misy vahaolana fa ny hitsikera sy hanohitra fotsiny. Ny saina no hilaina ngeza fa tsy ny sandry
Ny olana amin'ny fampidiran-ketra ankoatr'ireo efa nolazainao teo dia izao : Ny orinasa lehibe, Gros bonnet tokony handoa vola be indray no zara raha mandoa na tsy mandoa mihitsy, fa ny vahoaka madinika no poretina lava izao, ny cosommateurs finaux mandrakariva anefa no mizioga ny vokany, mampalahelo.
Misaotra nga Siteny a fa io dia efa maro anisa ireo tsy mandinika izany fa dia laniny @ tsangatanana ireo mpisolelaka io dia toany poste fotsiny sisa fa io lany nireo tsy mataotody io eto isika maita azy
KA Tena vonona HANOHITRA SY HANAKANA VE NAREO AO TULIAR AO RAHA HANAOVAN'IO BODONGERONA IREO BASE TULER : ireo ala ireo... AMIKO MILA TOHERINA AMIN'NY FOMBA REHETRA IZANY FA TSY RESAKA DIPLOMATIQUE FOTSINY..... FANAGONANA HAREM-PIRENENA NO TANJONA AMIN'IZANY
ny ampahantra ny vahoaka miits no tanjon reo fitondrana reo, tsy matahotra an'Atra. le vahoaka koa moa dia tena tsy mandinika intsony fa ohatra azon'ody! misaotra anao Atoa Tsiteny mba miady ho anay
Inona moa no mahartsy n'y masomboly antsika eto fa manafatra.Ilay fitondrana mihitsy no tsy mamely e, Mila fanaovana fa tena potika isika Eto amintsika anie maro n'y manampahaizanq momban'ny fambolena Mahalala isika menatra fa lany andro manonofy.Ny harena maro izay hananantsika, tsy misy any @ireo firenena afrikanina mitovy amintsika, Nefa isika GISITRA.
TSY ITAKO IZAY ANAFARANA VARY ANY CHINE MADAGASCAR DE MPAMOLY VARY 100/100 TSY MILA MASOMBOLY AVY ANY CHINE ZANY .PRÉSIDENT DE TENA TSY MAHALALA FAMBOLENA MIHTSY KA MORA FETSIFETSEN NY CHINOIS
Mba aza vendrana ,mitovy aty Andafy ve any Amada @nao, haoka Atsika mba ifanaja mba mangala honondraha jery atovy Atampony loha fa tsy Ambody mba efa Olobe hiany anao io.
Que la grâce de dieu t accompagne Siteny
azala ,mahitsy ny tenin ingahy Depute , atovy matanjaka ny fampitambaovao fa voatohitra io toy ny Tanamasoandro teny ambotrimanjaka e
MERCI PRÉSIDENT SITENY
MAZAVA AMINAY VAHOAKA NY ZAVA DREHETRA
Misaotra Zoky be Aza kivy ❤❤mintsangana ihany 🇲🇬
Ny Razana sy ny Andriamanitra Rehetra Anie no homba An’ny MADAGASCAR 🇲🇬 et surtout de Tulear ❤
Makasitraka Siteny .matoky anao izahay
Efa namidiny Andry Rajoela I Madagascar tsika Io siteny
Mifahara fa manabany. Izy
Madainga Io president io
Jesosy hananatra azy fa minjaly ny vahoaka
Miandry ary ny vahoaka
Baravo mandainga Io filoha Io
Fa jeste hizara vola so aminy FB ao ny zanany hoe tsivolany babanao
Mankasitraka anao nampahafantatra fa tena ilaina zao zavatra ataonao izao.
Merci Siteny ,fa mazava daholo ny tanjona fa tsy fanoherana be fahatany fotsiny ,ny indro be dia vitsy ianareo mpanohitra ao amin'ny assemblée ka ,eo no mampanify ny fanantenanay satria maro ry zareo majorité absolue
ka ahoana ny paika mba hahalany ny sosokevtrareo ????? mankasitraka mihintsy ary miandany amin ilay plan
entinareo .( Bon courage )
Mrc Siteny
Matahotra an i Tojo reo de manao2 fona
Marina be mihitsiny zany president Sytene
Fa tena trou ny zavatra misy a Madagascar ao Io
😭
Tena manpalahelo no mahamenatra
Tena manafintohina ny zavatra ataon'lay mpamotika sy mpampahantra tanteraka ny firenena io.
Firenena potika tanteraka lazainh fa mandroso
Mpitondra tsy mahakala menatra,
Aiza n’y avy any avaratra mba mahavita otranzao ve? MBA mampiaka-peo, mitsinjo izay ho avin’ny taranaka. Sa varina manao féty miaraka amin i présida?
Miala tsiny fa teneno ny Malagasy ny marina fa raha mbola velon'aina izy Dia tsy maintsy mandoa hetra fa tsy misy hiantoka anao fa ianao no miantonka anao @ alàlan'ny fandoavan- ketra.,fa koasa aoka ho tantanina @ fomba mangarahara io vola- ketra io.
Mankahery anao Andriamatoa SITENY
TOKONY FOANANA REO REHETRA REO: dia ny resaka marché public no amboarina, mba tsy hividy lafo loatra intsony ny fanjakana rehefa mividy izay ilaina rehetra amin'ireo mpandraharaha (moa reo akama no betsaka koa); tsy laninany foana intsony ny volam-panjakana; Ahena ireo fandanianiam-poana toy ny 4x4 bdb, tombotsoa maro miopapana ho an'ny olom-panjakana ambony!
Fetsy reo Kely maso Io fa na Madagascar aza halainy
Atoa filohan'ny mpanohitra a!!Mila manao analyse kely ihany na dia hoe mpanohitra aza fa tsy andeha hanao fanoherana bontolo a!Taiza no mbola nisy hoe tetikasa ka hamono ny olona ao amin'ny misy ilay tetikasa ary tsy hampandroso ilay faritra misy ilay tetikasa. Aminao, bontolo io efa maty daholo ve izany ireo vahoaka ao Fort-Dauphin dia tsy mandroso koa ny tanànan'i Fort-Dauphin. Ny marina tsy misy hinananao ilay tetikasa dia izay no mahatonga anao tsy hanaiky an'io ary tsarov koa fa tsy anao irery Toliara ary ianao ve hanome asa ireo vahoaka aman'alina izay ho velomin'io tetikasa io? Sady tsy misy vahaolana fa ny hitsikera sy hanohitra fotsiny. Ny saina no hilaina ngeza fa tsy ny sandry
Judoka contra KaratéKa
Ny olana amin'ny fampidiran-ketra ankoatr'ireo efa nolazainao teo dia izao : Ny orinasa lehibe, Gros bonnet tokony handoa vola be indray no zara raha mandoa na tsy mandoa mihitsy, fa ny vahoaka madinika no poretina lava izao, ny cosommateurs finaux mandrakariva anefa no mizioga ny vokany, mampalahelo.
Tena manohana anao zokibe
Makasitrak Tompko
Misaotra nga Siteny a fa io dia efa maro anisa ireo tsy mandinika izany fa dia laniny @ tsangatanana ireo mpisolelaka io dia toany poste fotsiny sisa fa io lany nireo tsy mataotody io eto isika maita azy
Tsara be ilay hevitrao zany.
KA Tena vonona HANOHITRA SY HANAKANA VE NAREO AO TULIAR AO RAHA HANAOVAN'IO BODONGERONA IREO BASE TULER : ireo ala ireo... AMIKO MILA TOHERINA AMIN'NY FOMBA REHETRA IZANY FA TSY RESAKA DIPLOMATIQUE FOTSINY..... FANAGONANA HAREM-PIRENENA NO TANJONA AMIN'IZANY
Bizina ho azy ireo fa tsika no tsy tonga saina
ny ampahantra ny vahoaka miits no tanjon reo fitondrana reo, tsy matahotra an'Atra. le vahoaka koa moa dia tena tsy mandinika intsony fa ohatra azon'ody! misaotra anao Atoa Tsiteny mba miady ho anay
BRAVO MR DEPUTE .
Na marina aza ny zavatra resahinao dia resaka fotsiny no ataonao satria mitady ho takona ianao amin'ilay situation misy ohatran'ny mahazatra tsy misy action.Ianao aza moa manimba dinamique an'ilay fikambananareo io.
Ka tokony hanao tatitra alivahoaka zany n'y solombavambahoaka izay fatatrin'ny Olona nifidy azy tsieairay
Inona moa no mahartsy n'y masomboly antsika eto fa manafatra.Ilay fitondrana mihitsy no tsy mamely e, Mila fanaovana fa tena potika isika
Eto amintsika anie maro n'y manampahaizanq momban'ny fambolena
Mahalala isika menatra fa lany andro manonofy.Ny harena maro izay hananantsika, tsy misy any @ireo firenena afrikanina mitovy amintsika, Nefa isika GISITRA.
Ko refa tsy misy vola v de bola antsondotra karama
Jereo kianja Barea mba mangaka averina am laoniny Mahamasina
Barofon nareo daholo zany ny cnaps ny jirama zao indray ny hetra trano rehetr
TSY ITAKO IZAY ANAFARANA VARY ANY CHINE MADAGASCAR DE MPAMOLY VARY 100/100 TSY MILA MASOMBOLY AVY ANY CHINE ZANY .PRÉSIDENT DE TENA TSY MAHALALA FAMBOLENA MIHTSY KA MORA FETSIFETSEN NY CHINOIS
Anao mihevitra fa aty ampita tsy lafo n'y fiainagna tsy any mada irery fa anareo mpanao politika no magnararotra
Aza mampitovy zavatra tsy mitovy,satria tsy ianao no mihaina any Madagascar
Mba aza vendrana ,mitovy aty Andafy ve any Amada @nao, haoka Atsika mba ifanaja mba mangala honondraha jery atovy Atampony loha fa tsy Ambody mba efa Olobe hiany anao io.
Tsy volan.ny babanao hanaovana foto dtafitr asa fa aza miasa loha am zay zavatra tiann drajoelina atao fa samy filoha am laharam pahamehany izay nitondra....tsy anaaaao filoham pirenena..fa refa anao filoha??? Mety misy r
Tetik asanao koa tsy leharam.pahamena am.hafa..azonao...???? Laharam pahamehanao aloha dia toravana zay double nationalité. Tsy ho filoha eto ialahy sirteny na oviana ...
Ka iha manotany Io moa
Tsimakasitraka ve?? Sa hoe
Inona dikany fanotanianao ???
MBA afodio hely vavanao mivolagna vahoaka malagasy fa volagna vola hiditra@poso nareo volagna fa hepaka zahay
marina loatra. tena T2 marina