Franck RAMA Officiel
Franck RAMA Officiel
  • 50
  • 157 003

วีดีโอ

Saronankarona Fm 99.2 « Ny anjara toeran’ny skotisma Malagasy » Teky Mandroso & Jean N. RNM
มุมมอง 312 ปีที่แล้ว
Ny taona 1922 niorina ny Skotisma teo anivon’ny EEM Ny taona 1923 niorina ny Skotisma teo anivon’ny EKAR Ny taona 1924 niorina ny skotisma teo anivon’ny Fiangonana Protestanta « Unioniste ». Ny volana Desambra 1959, no tonga mpikambana feno eo anivon’ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout (OMMS) ny Firaisan’ny Skotisma Eto Madagasikara h@ izao. 54.000 ny isan’ny Skoto Malagasy ankehitriny,...
"Tanteraho ny fanompoanao" 2Tim.4:5e . Toriteny Jules Rakotozanany Mpitandrina.
มุมมอง 782 ปีที่แล้ว
"Tanteraho ny fanompoanao" 2Tim.4:5e No tondrozotra iainana, ho amin'ny taom-piasana 2021-2024. Tapaky ny Fivoriambe faha-VII n'ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara. Notanterahina ny 24-25-26 sept. 2021 tao amin'ny FoFiKri Ilafy. Ny Mpitandrina Jules Rakotozanany (Sorohitra Mikalo) no nitondra ny hafatr'Andrialanitra nandritry ny fanompoam-pivavahana famaranana, tao @ Fjkm Ankadikely Ilafy. #T...
Ny toe-tsaina skoto: Fandaharana Iza no Vonona Fm 88.6 By Franck RAMA
มุมมอง 723 ปีที่แล้ว
Ny toe-tsaina skoto, manoloana ny vanim-potoanq sarotra iainan’izao tontolo izao tontolo izao, noho ny valan’aretina covid-19. Ny skotisma dia fanampin’ny fanabeazana omen’ny Fianakaviana, sekoly, fiaraha-monina ho an’ny zatovolahy 5-25 taona. Ny lalana sy fanekena, ny fiainam-bondrona, ny fiainana an-kalamanjana no fototry ny fanabeazana mba ahatonga azy ireo ho tompon’andraikitra ho an’ny ten...
Fandaharana SARONANKARONA - Fm 99.2: Ny olan’ny fizahan-tany manoloana Covid-19 © By Franck RAMA
มุมมอง 633 ปีที่แล้ว
Fandaharana SARONANAKARONA 3 Martsa 2020 - niarahana tamin'i Atoa Jean Nomenjanahary (Mpanao Gazety RNM Fm 99.2). sy Atoa Franck RAMANARIVO (matianona amin'ny Tontolon'ny Fizahan-tany: Mpitaridia, Mpampianatra mpikaroka, Mpandraharaha amin'ny tontolon'ny fizahantany eto Madagasikara). Fotoana iray nitondrana ny fomba fijeriny sy fahitana ny zavatra iainan'ny mpandraharaha sy ireo rehetra miseha...
Ny maha zava-dehibe ny Fanabeazana Skoto sy ny Skotisma ©️ by Franck RAMA
มุมมอง 2193 ปีที่แล้ว
Ny taona 1959 no Tonga mpikambana Feno eo anivon’ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout i Madagasikara, iray amin’ireo fikambanana skoto 171 maneran-tany. Ankehitriny dia Miisa 54,000 ny Skoto zazalahy Malagasy, izay ivondronan’ny - Antilin’i Madagasikara ((Katolika) - Kiadin’i i Madagasikara (Tsy miankina @ finoana) - Tily Eto Nadagasikara (Pritestanta) Tanora 5 h@ 25 taona no beazina, vo...
Toriteny fodiamandry Fil. Do Fetsy. Rakotonavalona Maholy Mpit., ©️ by Franck RAMA
มุมมอง 1603 ปีที่แล้ว
Lioka 2:29 Ny Skotisma dia toy ny lalao rugby (Le scoutisme est comme le rugby, le travail en équipe ou il faut de temps en temps regarder ses arrières) #toriteny #fampaherezana #skotisma #lioka #korintiana #finoana #fanantanana #fitiavana
Toujours prêt au premier sifflet © Tily Dfi Analamanga Atsimo - Mendel Toavina
มุมมอง 3063 ปีที่แล้ว
Le Département Communication & Social media des Tily Eto Madagasikara du district Analamanga Sud, avec la participation de divers talents au sein de l’association, a produit un dessin animé sous forme de court métrage, avec objectif sensibiliser les #scouts, la société Malagasy et la #communauté #mondiale sur les règles à suivre, pour se protéger et protéger les autres contre le #covid19. Ce co...
Ny skotisma eo @ sehatra iraisam-pirenena ©️ By Franck RAMA
มุมมอง 434 ปีที่แล้ว
Tari-dalana fohy ho fampahafantarana ny #WOSM #OMMS « Organisation Mondiale du Mouvement #Scouts », na ny #skotisma/ #scoutisme eo @ sehatra iraisam-pirenena: rafitra, fomba fiasa, zo sy andraikitry ny mpikambana.
Le Karting à la campagne ©️ By Franck RAMA Mai 2019
มุมมอง 434 ปีที่แล้ว
La #route #nationale sept #Rn7 au départ d’Antananarivo jusqu’à Toliara distancée de 950km est un théâtre ouvert 7jours sur 7, 24 heures sur 24 sur 365j. Parcourir cette nationale vous permettra de découvrir des scènes de vies, des paysages magnifiques etc. Qui est aussi un terrain de jeu pour les jeunes qui utilisent le Varamba ou Kalesa " typical #Kart ,local #Karting" comme moyen de transpor...
Fandaharana Iza no vonona: Ny skotisma sy ny tontolony - Radio FAHAZAVANA FM 88.6
มุมมอง 2044 ปีที่แล้ว
Vahiny Pasteur Seraphin RANDRIAMANANTENA i Teky Mandroso, commissaire international des Tily Eto Madagasikara. Iza no vonona dia fandaharana iray vokarin’ny Sampana Mpanazava sy Tily Fjkm « SAMPATI » , Isaky ny Sabotsy maraina @ 8.30 ao @ radio Fahazavana Fm 88.6. Fandaharana ho fampahafantarana ny tontolon’ny skotisma eto Madagasikara sy avy any ivelany ho fampandrosoana ny skotisma, fitaovana...
Life below water ©️ by Franck RAMA 2019
มุมมอง 634 ปีที่แล้ว
Life Below water #sdgs14 Oceans and seas cover over 70% of our planet. Our existence depends on them for food, water, energy, and more, yet they're suffering from overfishing and plastic pollution. By keeping our oceans clean and our fish stocks healthy, we'll ensure that the Earth will remain habitable for humankind for centuries to come. 50 million Scouts making the world’s largest coordinate...
Scarf Challenge By Narindra Mamitiana XVè
มุมมอง 494 ปีที่แล้ว
#ScarfcChallenge 🤝 «Scarf Challenge » est une occasion pour les #scouts et Guides de la zone de l’Océan Indien #ScoutZoi à rester créatifs et motivés malgré le confinement dû au Covid-19. #TogetherAtHome. Le Foulard ou #Scarf, pour les scouts du monde entier, symbolise notre engagement par rapport aux principes et valeurs du #scoutisme énoncées dans la loi scoute et la promesse scoute. Le #foul...
Efa Anao aho Jesoa ©️ By Franck RAMA AOÛT 2019
มุมมอง 3.3K4 ปีที่แล้ว
Text. « ZAAK » Zaka ANDRIAMAMPIANINA, feat.Fara ANDRIAMANJATO
Japan Scout Association ©️ By Franck RAMA July 2019
มุมมอง 4304 ปีที่แล้ว
24th world scout jamboree Contingent performance
Swimming with Madagascar big headed turtle ©️ By Franck RAMA Août 2019
มุมมอง 1114 ปีที่แล้ว
Swimming with Madagascar big headed turtle ©️ By Franck RAMA Août 2019
Hafatra sy Tsara ho fantatra 24wsj ©️ By Franck RAMA July 2019
มุมมอง 1184 ปีที่แล้ว
Hafatra sy Tsara ho fantatra 24wsj ©️ By Franck RAMA July 2019
Drone performance for the Opening ceremony 24 World Scout Jamboree ©️ by Franck RAMA July 2019.
มุมมอง 2254 ปีที่แล้ว
Drone performance for the Opening ceremony 24 World Scout Jamboree ©️ by Franck RAMA July 2019.
Ee Mungu Nguvu Yetu « Wimbo wa taifa wa Kenya ». STAREHE@60 Boy’s Center ©️ By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 10K5 ปีที่แล้ว
Ee Mungu Nguvu Yetu « Wimbo wa taifa wa Kenya ». STAREHE@60 Boy’s Center ©️ By Franck RAMA June 2019
Drill with RUTHIMITU Girls, Kenya ©️ By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 11K5 ปีที่แล้ว
Drill with RUTHIMITU Girls, Kenya ©️ By Franck RAMA June 2019
STAREHE@60 Choir Performance, Kenya ©️ By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 7495 ปีที่แล้ว
STAREHE@60 Choir Performance, Kenya ©️ By Franck RAMA June 2019
STAREHE@60 CHOIR Performance, Kenya ©️ By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 2.7K5 ปีที่แล้ว
STAREHE@60 CHOIR Performance, Kenya ©️ By Franck RAMA June 2019
STAREHE@60 Music Band, Kenya ©️By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 2.6K5 ปีที่แล้ว
STAREHE@60 Music Band, Kenya ©️By Franck RAMA June 2019
Ee Mungu Nguvu Yetu With STAREHE@60 Music Band, Kenya ©️By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 5K5 ปีที่แล้ว
Ee Mungu Nguvu Yetu With STAREHE@60 Music Band, Kenya ©️By Franck RAMA June 2019
Alliance Girls High School Performance, Kenya ©️By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 60K5 ปีที่แล้ว
Alliance Girls High School Performance, Kenya ©️By Franck RAMA June 2019
Drill with the RUTHIMITU GIRLS, Kenya © By Franck RAMA June 2019
มุมมอง 46K5 ปีที่แล้ว
Drill with the RUTHIMITU GIRLS, Kenya © By Franck RAMA June 2019
« KESIKA » une série de manuel pour les chefs scoutes © By Franck RAMA Février .2019
มุมมอง 345 ปีที่แล้ว
« KESIKA » une série de manuel pour les chefs scoutes © By Franck RAMA Février .2019
Break & Fun with Rabe & Tily eto Madagasikara © By Franck RAMA Avr.2019
มุมมอง 1.8K5 ปีที่แล้ว
Break & Fun with Rabe & Tily eto Madagasikara © By Franck RAMA Avr.2019
Africa Scout Day celebration © Franck RAMA Mars 2018
มุมมอง 1486 ปีที่แล้ว
Africa Scout Day celebration © Franck RAMA Mars 2018
Bright Nyabadza Performance © By Franck RAMA Mars 2018
มุมมอง 806 ปีที่แล้ว
Bright Nyabadza Performance © By Franck RAMA Mars 2018

ความคิดเห็น

  • @noharymahatsangy224
    @noharymahatsangy224 3 หลายเดือนก่อน

    . ANDRIAMAMPIANINA ZAKA, Mpitandrina namorona ny hira hoe EFA ANAO AHO, JESO --------------- Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka. Vao hanandratra fisaorana na tsy hisy izany na ho tapaka efa anao aho Jesoa. Ref : ny finoako izao no lalim-paka Ampy hisedra Ampy hahazaka zay miseho ho tsenaiko hirahira hoe efa anao aho JESOA

  • @roserosse2127
    @roserosse2127 9 หลายเดือนก่อน

    ❤❤

  • @fetrarisonzaris4223
    @fetrarisonzaris4223 ปีที่แล้ว

    ,,,fa ilay maka sary mandehandeha mandritry ny rassemblement hoy aho mba tokony tsy hatao e! na mba any ivelany no mandehandeha fa lasa ohatry ny tsy misy hasiny ilay saina natao tsy hanantonana sy tsy hivezivezena.

  • @FelistusNjeri
    @FelistusNjeri ปีที่แล้ว

    walai neighbor wangu ni huyo leader mercy sasa

  • @dengjay5097
    @dengjay5097 ปีที่แล้ว

    Love this video so much😂🎉

  • @fatumaibrahim182
    @fatumaibrahim182 ปีที่แล้ว

    My last tym in this skul was 2019

  • @alexcardo6371
    @alexcardo6371 2 ปีที่แล้ว

    zaho koa scout aty androy

  • @elviswalusuna7451
    @elviswalusuna7451 2 ปีที่แล้ว

    Stronger my former school 🤗🤗🤗🤗🤗

  • @lawrencekalunge7926
    @lawrencekalunge7926 3 ปีที่แล้ว

    This sounds like alot of fun

  • @Merina-144MILLE
    @Merina-144MILLE 3 ปีที่แล้ว

    dude! Awesome! Maroantsetra?

  • @Merina-144MILLE
    @Merina-144MILLE 3 ปีที่แล้ว

    Faly mahita an"ise. Faly guide free lance ihany ity. Mankasitraka.

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny fitaizana Skoto.

  • @memoconseil4132
    @memoconseil4132 3 ปีที่แล้ว

    ankasitrahana ny ezaka toa izao, tanana havia Chef

  • @memoconseil4132
    @memoconseil4132 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra an'i se nanao ilay oronan-tsary sy ny fanazavana , OKAPI KIM

  • @radomananafyrandria8147
    @radomananafyrandria8147 3 ปีที่แล้ว

    tena tsara ity hira ity.Misaotra nizara

  • @sopangamikiry3927
    @sopangamikiry3927 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tamin'ny fizarana e! Mirary soa ho an'ny Scout hatrany 😊

  • @harimanantsoarandrianarive8067
    @harimanantsoarandrianarive8067 4 ปีที่แล้ว

    Mitady ny tonony sy ny feony tena feno , misy afaka manome ve fa tiako loatra ity hira ity.

  • @rajoelaambinina585
    @rajoelaambinina585 4 ปีที่แล้ว

    fa toa tsy mety mandeha nefa dia jira tiako ity

  • @aliahmedmohamed4338
    @aliahmedmohamed4338 4 ปีที่แล้ว

    What?

  • @sedrarasolofoniaina1182
    @sedrarasolofoniaina1182 4 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra ity hira ity, afaka mba misy manome ny parole ve?

  • @tahinaandriamoria9079
    @tahinaandriamoria9079 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be lay hira

  • @flickers9181
    @flickers9181 4 ปีที่แล้ว

    Why do ugly people control the crowd😂😂 like why wasnt that charisma given to the beautiful people.

    • @nida4509
      @nida4509 4 ปีที่แล้ว

      what do you mean? Proud to be an alumni

    • @milkshake_._
      @milkshake_._ 2 ปีที่แล้ว

      weuh you chose vayolence

    • @Annanjay23
      @Annanjay23 ปีที่แล้ว

      Fikiria twice buda

    • @savanna3985
      @savanna3985 11 หลายเดือนก่อน

      You must be a very ugly human inside

  • @hantanadia5908
    @hantanadia5908 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka, efa ela no niandrasako azy ity. Mankasitraka indrindra.

  • @mathurinkama-kama7110
    @mathurinkama-kama7110 5 ปีที่แล้ว

    Congratulations for your communication. Let God bless and give you strength to continue.

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 6 ปีที่แล้ว

    J'adore scout

  • @gamvar9374
    @gamvar9374 7 ปีที่แล้ว

    Zany ka tena lelahy sady mazoto malemy fanahy, j adore le Scout MALAGASY