Ny maha zava-dehibe ny Fanabeazana Skoto sy ny Skotisma ©️ by Franck RAMA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2021
  • Ny taona 1959 no Tonga mpikambana Feno eo anivon’ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout i Madagasikara, iray amin’ireo fikambanana skoto 171 maneran-tany. Ankehitriny dia Miisa 54,000 ny Skoto zazalahy Malagasy, izay ivondronan’ny
    - Antilin’i Madagasikara ((Katolika)
    - Kiadin’i i Madagasikara (Tsy miankina @ finoana)
    - Tily Eto Nadagasikara (Pritestanta)
    Tanora 5 h@ 25 taona no beazina, vonona hitondra fanabeazana sy fanovana ary fampandrosoana ho an’ny fiaraha-Monina Malagasy.
    #Scoutisme #Skotisma # Madagasikara #Tily #SAMPATI #FJKM #Scouts

ความคิดเห็น •