ไม่สามารถเล่นวิดีโอนี้
ขออภัยในความไม่สะดวก

Saronankarona Fm 99.2 « Ny anjara toeran’ny skotisma Malagasy » Teky Mandroso & Jean N. RNM

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ก.ย. 2021
  • Ny taona 1922 niorina ny Skotisma teo anivon’ny EEM
    Ny taona 1923 niorina ny Skotisma teo anivon’ny EKAR
    Ny taona 1924 niorina ny skotisma teo anivon’ny Fiangonana Protestanta « Unioniste ».
    Ny volana Desambra 1959, no tonga mpikambana feno eo anivon’ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout (OMMS) ny Firaisan’ny Skotisma Eto Madagasikara h@ izao.
    54.000 ny isan’ny Skoto Malagasy ankehitriny, misandrahaka any amin’ny faritra 23 manerana ny nosy. 5% ny tahan’ny fitomboan’ny mpikambana isan-taona. Mbola manintona tanora tokoa ny skotisma na dia eo aza ny fivoaran’ny NTIC.
    Manana fandaharam-panabeqzana manintona sy mivoatra mamaly ny fibehazan-tenan’ny tsirairay sy ny filàn’ny firenena ny skotisma Malagasy.
    Eto Afrika dia Côte d’Ivoire, Ethiopie, Kenya, Madagascar, Nigeria no firenena notsogain’ny. OMMS, handray anjara @ fandaharan’asa Growth, ho fampitomboana ny isan’ny Mpikambana.
    52/172 Organisations scoutes nationales no mandray anjara @ World Scout Growth, iray amin’ireo Madagasikara.
    www.scout.mg
    www.scout.org/user/34661
    #skotisma #Tily #fanabeazana #Tanora

ความคิดเห็น •