Fandaharana Iza no vonona: Ny skotisma sy ny tontolony - Radio FAHAZAVANA FM 88.6

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ค. 2020
  • Vahiny Pasteur Seraphin RANDRIAMANANTENA i Teky Mandroso, commissaire international des Tily Eto Madagasikara.
    Iza no vonona dia fandaharana iray vokarin’ny Sampana Mpanazava sy Tily Fjkm « SAMPATI » , Isaky ny Sabotsy maraina @ 8.30 ao @ radio Fahazavana Fm 88.6. Fandaharana ho fampahafantarana ny tontolon’ny skotisma eto Madagasikara sy avy any ivelany ho fampandrosoana ny skotisma, fitaovana ho Fanabeazana ny Tanora, ary ho fanabezam-boho ny fitoriana filazantsara eto Madagasikara sy any ivelany.
    Teky Mandroso est le Invité du pasteur Séraphin RANDRIAMANANTENA
    Iza no vonona est une émission radio diffusion crée par le bureau du comité de la branche scoute et guidisme de la Fjkm « SAMPATI » sur les ondes de la radio Fahazavana Fm 88.6, tous les samedis à 8.30 AM. Une émission pour la promotion du scoutisme comme outil éducatif pour les jeunes, et pour l’évangélisation à Madagascar et dans le monde
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 2

  • @sopangamikiry3927
    @sopangamikiry3927 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra tamin'ny fizarana e!
    Mirary soa ho an'ny Scout hatrany 😊

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka ny fitaizana Skoto.